Misy izany hoe Paikady Natao Dinasa (PND) sy ilay Paritra Malagasy zary Ohabolana (PMO) izay toa kilalaon-teny natao iomehezana fa tena hoe tsisy dikany mihitsy.
Tsisy rafitra mijoro hitantana na hametra ny fomba fiasa hatramin'izao.
Mba sendra nanontany ny Général Ralala (Secrétaire général de la présidence) aho hoe inoa no rafitra sy paika enti-miatrika ny PND sy ny PMO. Tsotra ny valin-teny nomedy dia izao : mbola manjavozavo ary tsisy rafitra mazava aloha hatreto.
Mitombina tsara ny fahitako an'azy hoe lasa kilalaon-teny fanalana azy sisa ilay resa-be natao.
Tena tsa misy raha manjary ity leretsy