Bado daholo ve ny ao Tsimbazaza ao e ?

1. rabaradaka ( 17/05/2016 06:34)
Védétisme sa inona loatra ity ataon'ny député Nicolas fa dia ny TVM sy ny RNM mihitsy no manao déplacement rehefa ho any ivelany io député io. Fa angaha tsy misy olona manam-pahaizana ao Tsimbazaza fa dia io député Nicolas mpangalatra ombin'olona sy mpivarotra fitaovam-piadiana io no mivoaka any ivelany foana.
Mba inona no tena diploman'ingahy io e ? Sa dia efa tena fitondran'ny bado sy tia vehivavy mihitsy e !
Ny PM Mahafaly Olivier izao efa niteraka tamin'ilay vadikeliny eo Mahazoarivo ! Io ramatoa io no manana fiara tena milay tena raitra nefa vadikelin'ny mpitondra.
Ratsy ity fitondrana ity
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1027