Politika

rabaradaka ( 22/01/2016 09:45)
Mahagaga mihitsy isika malagasy ireto, raha sendra zavatra iray ka hampandroso dia maika ery isika hitsikera izany, fa raha zavatra efa hita fa mikoroso fahana dia tsy mampihontsina antsika. Iza no ts... tohiny
RUZ9 ( 07/01/2016 08:41)
Efa nosaininao ve ny hoe ianao mihitsy no hanitsy na hanova ny article tsirairay ao amin'ny lalampanorenana ? Andramo eto,[url=http://constitutionfantome.e-monsite.com] tsindrio ity rohy ity[/url] Tsy... tohiny
RUZ9 ( 09/12/2015 13:38)
Vonona ny hitaky an' Iles Eparses tokoa ve ireo mpanao politika mitarika an'izany min'izao fotoana izao ? Ruz9 aloha tsy mino, Raha hanaiky ary ny frantsay ka homeny avy hatrany ireo, ho faly ve ireo ... tohiny
rhaj0 ( 08/12/2015 16:47)
[i]Regardez-mouah... sinon je casse votre... ecran, franchement.. [/i] :-) https://www.facebook.com/100008858733842/videos/1382259415412670/... tohiny
rabaradaka ( 27/11/2015 09:49)
Taratasy misokatra ho an’Andriamatoa Lala RASENDRAHASINA, Mpitandrina, Filohan’ny FJKM Tompoko, Ho aminao anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy Tompo s... tohiny
rabaradaka ( 26/11/2015 08:47)
Mahagaga fa efa ela no leo ny vahoaka nefa dia mangina. Aiza ve ka hatramin'ny fanendrena ny membre de CENI teo dia nidiran'ny Première Dame !! Soa ihany fa tsy tafiditra ila Général efa nakany vol... tohiny
rabaradaka ( 10/11/2015 06:47)
Saika tsy hiteny ihany aho saingy manery ahy ny feon'ny fieritreretako dia tsy maintsy miteny aho. Mafy ary tena mafy ny tsindry hazolena mahazo ny vahoaka ao Ankadikely Ilafy, Antananarivo Avaradrano... tohiny
novalian'i endriny ny 16/11/2015 07:49
rabaradaka ( 10/11/2015 06:37)
Tsy mahagaga tompokolahy, tsy mahagaga intsony tompokovavy raha miemotra ny Firenena malagasy izay efa tena latsaka an-katerena ny vahoaka madinika. Ny zavatra rehetra dia tsy maintsy mandalo controle... tohiny
rabaradaka ( 10/11/2015 06:33)
mpisotrtoaka ( 05/11/2015 15:28)
Asa na ho lany na tsia fa hiakatra 20% amzay hono ny hetra ho an'ny mpiasa mandray + de 250 mil ariary !... tohiny
novalian'i endriny ny 16/11/2015 07:51
bazylou ( 17/10/2015 22:26)
Nataon'ny frantsay aiza oa ireo zavatra rehetra momba ny gasy sy madagasikara tao amin'io musée io ?????... tohiny
endriny ( 02/10/2015 06:47)
O rey olona e... fa iza marin no mpanolotsaina an'ity filoha maventy be ity? Dia fangatahana no atao eny imason'ny rehetra. Fa maninona ohatra raha mba filaza ireo harena mahasintona na azon'i Madaga... tohiny
novalian'i endriny ny 16/11/2015 07:53
tovorandria ( 30/09/2015 15:31)
d mahagaga tokoa ny zava-misy ankehitriny fa afaka manao izay danin´ny kibony mihitsy izany ireto député malagasy na d nahatratrarana omby 400 isa izao aza tao an-tranony (député Mara Niarisy) d ... tohiny
hery ( 11/09/2015 07:35)
Erreurs 3 nataon'i Lalatiana? namaly ilay resaka sary nivoaka. 1. Raha tena tsy misy dikany ilay resaka dia tsy tokony novaliana. Izany no fanaon'ny mpanao politika rehefa misy zavatra maivana. Fa mat... tohiny
Hasnfan ( 10/09/2015 16:43)
slt à tous.rehefa mivaly @fomba ôfisialy ny fifidiana maire any dago dia mba samia hoe tsika mba milaza ny kandida lany any @kôminina misy azy avy,sy antoko nahalany azy. OHATRA:Tanà:neny Ravalom... tohiny
novalian'i Hasnfan ny 13/09/2015 10:14
rabaradaka ( 28/08/2015 08:37)
Voilà une autre histoire ! Le Chef de Région (Mandrindra) est déjà dans la liste des personnes détéstées à Antsirabe par son incompétence et sa manière de voler les deniers publics, et par u... tohiny
bazylou ( 22/08/2015 17:09)
saina kely sy fahatsiarovana ireo malagasy rehetra niady tao andriba mba tsy hozanahan'ny frantsay i madagasikara. Na dia tsy nampian'ny anglisy intsony ary na dia efa azon'ny vazaha aza ny tanana mar... tohiny
novalian'i bazylou ny 17/10/2015 22:30
saho ( 09/08/2015 16:53)
Mba mahatsiaro ireo Mpiray tanindrazana nanary ny ainy, niady mba te haneho hevitra... Novonoina toa ny moka anefa izy ireo, tsy azo atao toy ny moka anefa izy ireo fa kosa tena fitiavana ny maha Mal... tohiny
rabaradaka ( 07/08/2015 11:47)
Andriamatoa Marc RAVALOMANANA, Na dia betsaka aza no TIM voafidy dia azo lazaina fa tsy fahombiazana ihany raha antoo lehibe sy goavana nanana ny mahaizy azy no toa izao no vokatra. Inona no antony ? ... tohiny
novalian'i Hasnfan ny 10/09/2015 10:18
bazylou ( 31/07/2015 18:24)
amin'izao ora anoratan'ny tenanay izao. Ilay akohovavy maneno iry no faharoa..... Hamerina ny volan'i Ravalomanana daholo izany izao ny mponin'antananarivo rehetra ......... beurrrk... tohiny
novalian'i bazylou ny 31/07/2015 18:28
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.137