ni-pa nama

1. rhaj0 ( 20/04/2016 11:17)
https://offshoreleaks.icij.org/search?country=MA&q=&ppl=on&ent=on&adr=on

Alibhay Djouma Goulamhoussen
Taj Mahal, 15 rue Mahafaka Tsaralalana, Tananarive 101

Mr. Ylias Akbaraly
Lot iiK 36 1, Soavimasoandro Antananarivo

Noorani Ibrahim ep. Alibay Djouma Goulamhoussen Neelam
76 Rue de Lattre de tassigny Anjouma Tamatave 501

Yakataly Nazaraly
35 Avenue e l'independence, Antananarivo
novalian'i rhaj0 ny 11/05/2016 13:39
2. vaotonga ( 21/04/2016 00:52)
Slt, inona no dikan'ireo adiresy be dia be ireo ry atheiste?
3. endriny ( 21/04/2016 04:29)
Ireo izany anisan'ireo olona mpitahiry vola antsokosoko tany amin'ilay Panama e. Tsy nanao rapatriement de devise angamba no tena ilazana azy... mba tsy ho kopaka be eto isika
4. rhaj0 ( 22/04/2016 03:11)
Ny aty Kanada izao, dia ireo siriky ny Panama Papers, naman-dry Akbaraly sy ry Goulamhoussen mivady ary Nazaraly ireo, dia ireo mpanefoefo,
- izay namorona na nampiasa sosaity tany Panama,
- ary dia nasosany tany ny fidiram-bolany,
- hany ka TSY nandoa hetra aty Kanada zareo = impots sur le revenu sy izay hafa rehetra ao.
- Efa amina milliards io.
- Ka dia kotrana be izao ny aty fa tsy mety ny fisc,
- fa dia handoa ny hetra + intérêts Rampanana tia kely be.
- nisy tsaho mantsy teo hoe, sady tenda nefa matahotra ihany ny fisc, hoe aleo azo ny hetra, dia tsy bedesina RAmpanana, ary tsy asaina mandoa intérêts akoriny azany, fa tena siriky ny mpanao gazety angaha, ary dia io mifampiandry io izao hoe, MANDOA HETRA + INTEREt ianao Rampanana, toa ny olona rehetra aaaa...


Fa ny any amintsika moa, dia ho afa-maina izany ry Akbaraly sy ry Goulamhoussen mivady ary Nazaraly ireo..


Ka ireo adiresy eo ambony ireo ry Vaotonga, dia mba jerijereo ao rizalahy dia lazalazao hoe, io sirika io h@ adiresinareo any anaty Panama Papers, ka ino kabarinareo eeee....


Fanamarihana kely: ireto no nanohana ny coup d'etat

> Sans les financements des personnes ci-dessous, le financement du coup
> d’état par Andry Rajoelina n’aurait pu être réalisé :
> - Monsieur Saïd (Quincaillerie Sambatra Andravoahangy) = 2 milliards
> d’ariary ( 1 millions de dollars)
> - Monsieur Galib (Quincaillerie 2000 Andravoahangy) = 1,6 milliards
> d’ariary (800 000 dollars)
> - Groupe Rajabaly (SIDEF, SCB, CIMELTA, Hotel Soanambo Sainte Marie) =
> 15 milliars d’ariary (1,5 millions de dollars)
> - Monsieur Elias (Groupe Sipromad ) = 4 milliards d’ariary (2 millions
> de dollars)
> - Groupe Sylvain Rabetsaroana = 200 millions d’ariary (100 000 dollars)
> - Monsieur Alain et Nadine Ramaroson = 200 millions d’ariary (100 000 dollars)

Ary i Akbaraly dia ilay Elias-n'ny Sipromad, raha tsy diso aho.
5. rhaj0 ( 22/04/2016 03:17)
dia ny @ coup d'état, inty ny rohy, ngo dia hoe...

http://reflexiums.wordpress.com/2011/01/22/madagascar-chronologie-du-coup-detat-de-mars-2009-par-le-colonel-andrianasoavina-charles/
6. vaotonga ( 22/04/2016 04:27)
Ay ve? Inona anefa no azo atao eo intsony fa dia efa izay aloha no vitan-dry zareo. Izao ny olona no mihinan'ny fatiny @ fitiavan-tena sy ny fitiavam-bola ary ny fitiavam-boninahitry ny olom-bitsy. Soa ihany fa Andriamanitra tsy andrin'ny hafa andritsika e :-) :-) :-) Izay namafy rivotra tsy maintsy mijinja tadio e, efa notsofiny izay Mme Nadine fa miandry ny torony sisa ny hafa. Sa ahoana?
7. rhaj0 ( 22/04/2016 11:51)
vaotonga:
tsy andrin'ny hafa andritsika e :-) :-) :-)

hi hi hi... ianao indray raha hiandry lava an'Andrmntra (tsy misy) eo dia hangeren'ny vato farany.. ny vorona efa lasa any Panama :-) :-) :-)
8. vaotonga ( 22/04/2016 14:24)
Slt, zay indray dia miandry foana na misy io na tsy misy, avelao angeren'ny vorona any tsy olana. Mahereza dia samia ho tahian'Andriamanitra isika rehetra na ny mino na ny tsy mino, na ny angeren'ny vorona avy any Panama na ny tsy angereny.
9. rhaj0 ( 22/04/2016 16:25)
lasa resaka fivavahana ity, fa ... tsy hitanao ve hoe, notahian'Atra (araka ny fiheveranao) mihintsy izany ry Ylias, ka tena nody ventiny ny rano natsakainy eee... nanome vola ny mpanao coup d'etat izy, dia ... "nivavaka mady" tao niaraka t@ Andry sy OMAR, sy ry Augustin ary iza ilay polisy mpiandry iny, ary koa Norbert diakona, sy Ny Hasina super-mpino, dia nivaly izany, ary nandresy ny tolonany (tolona ho an'i Ylias sy ny frantsay).. Izao mandeha hatrany Panama ny bizina-n'i Ylias..

Ka tena tsy nampazahoan'Atra izany ianao t@ iny eee... indrisy...
10. tovorandria ( 23/04/2016 14:30)
tanisao eto indray ary ireo lasa panefoefo tampoka(tam fivarotana harem-pirenena) nandritry iny tetezamita iny satria mantsy be no mafiady fa vô ntondra tao d nisy mazia bdb toy ny fananganana hôtely lehibe, trano be, 4x4 , Villa, sns...

-Andry Rajoelina
-Mamy Ravatomanga
-Lylison de René
-d ireo karana voalazan´i rhaj0 ireo

anareo n1 ny tohiny ary
11. rhaj0 ( 25/04/2016 14:59)
nanaovan-drizalahy dossier ato, fa jereo ao azany ireo mpanefoefo boa de rozy.. an-jatony izy ao.
https://mcmparis.wordpress.com/2014/05/07/les-noms-des-millionaires-bois-de-rose/
12. tovorandria ( 25/04/2016 18:35)
ka io anie le efa noteneniko anareo hoe io mpitondra io ihany no mivarotra tanindrazana sy mampahantra ny vahôka e, tena fanetry be ny tany, tsy miaro ny tombotsoan´ny vahôka fa ny tombotsoany sy ny an´ny vahiny no angoronony. Tena mampalahelo le vahoaka malagasy
13. endriny ( 29/04/2016 04:37)
Mihomehy fotsiny izao ireo olona ireo any an-tranony any:

Izao mba hitan'ireto gasikely
fa ao anaty satro-bory
Misy vola an'apitrisa
Mifanisa amin'ny volo-pe.

hihihihihihi
14. rhaj0 ( 11/05/2016 13:39)
https://offshoreleaks.icij.org/search?utf8=%E2%9C%93&q=&c=MDG&j=&e=&commit=Search

RAVATOMANGA MAMINIAINA
MRS. ANNE-MARIE ROUGE
Mr. Mohamedhoussen Goulamaly FAKRA
Mrs. Véronique ORTIZ ép. HOAREAU
Mr. Philippe HOAREAU
GIANFRANCO TONI
AMYNE HASSAM ISMAIL
Aziz Hassam Ismail
RAZA-ALY HIRIDJEE
Mr. Aziz Hassam Ismail
Yakataly Nazaraly
Mr. Ylias Akbaraly
Alibhay Djouma Goulamhoussen
Noorani Ibrahim ep. Alibay Djouma Goulamhoussen Neelam

ka dia ireo izany ny rampanana nanafina harena any Panama eee.... Asa hoe, fa maninona... @ izay ve TSY mandoa hetra sy taxes douanes sns... Fa dia maninona loatra..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4532