IZA NO MAHAZO TOMBONTSOA AMIN'NY FISIAN' NY "AMBALAVELONA"?

1. RUZ9 ( 29/02/2016 09:03)
Toa zary resabe tato ho ato ity resaka ambalavelona ity, ny valala moa misy, ny mpilaza mahay.
Variana ihany ny tena nahita mpitondra fivavahana nilaza tamin'ny fahitalavitra tafiditra amin'ny tranonkalan-tserasera isan-karazany ity " ambalavelona " ity ary mifindra avy @ tranonkala ireny.
Ka mba azon'ireo mpitondra fivavahana ireo valiana ve ireto fanontaniako ireto azafady ?
1 - Omeo kely hoe ny script -n'izany ambalavelona izany ?, code html no anontaniako raha misy tsy mahazo.
2 - Iza no nampiditra azy tamin'ny solosaina ?mody atao hoe Satana ve sa misy olona ivelan'ny valan'ondrinareo tiana henjehina indray amin'ity raharaha ity
3 - Firy ny adresse IP -n'io solosaina nandefasan'i Satana an'io Ambalavelona io ?
4 - Taiza ny toerana nandefasany azy ?
Satria moa toa tena havanana amin'ny fampifangaroana ny siansa sy ny finoana ireo mpitondra fivavahana voakasik'ity lahatsoratra ity, dia ho voavaliny soa aman-tsara miaraka amin'ny porofo mivaingana ireo fanontaniana ireo.
Mbola zaza ve ny malagasy ? sa bado loatra ? Tsy mahay manavaka ny mino an'Andriamanitra sy ny mino mpitondra fivavahana, tsy mahay manavaka ny hoe mamaeno fiangonana sy ny manaraka ny sitrapon'Andriamanitra dia atao kilalao.
Mbola hametraka fanontaniana 3 mila fanazavana i RUZ9
5 - Aiza ho aiza ao amin'ny baiboly ary didy fahafiry no milaza fa afaka manao " affirmation gratuite " ny mpitondra fivavahana ?
6 - Iza no mpahazo tombontsoa amin'ity " ambalavelona " ity ?
Inty ny tranokalan-dRUZ9 hanarahanao ny tohiny : URL : http://cyrius.unblog.fr
novalian'i endriny ny 02/03/2016 09:52
2. rhaj0 ( 01/03/2016 12:55)
http://www.midi-madagasikara.mg/societe/2016/03/01/ambalavelona-le-neuropaludisme-une-autre-piste-a-explorer-suggere-philippe-rasoanaivo/

« ... Car j’ai remarqué qu’on n’a pas mentionné le neuropaludisme comme cause possible de l’ambalavelona. Dans les années 1900, il y avait une épidémie appelée Ramanenjana à Antananarivo. Le docteur Andrianjafy, dans sa thèse de médecine intitulée « Ramanenjana chorémanie d’origine palustre » soutenue en 1902, évoque l’origine palustre de l’épidémie. Le neuropaludisme pourrait être (le conditionnel est de rigueur) une des causes de l’Ambalavelona », explique alors ce directeur de recherche à l’IMRA (Institut Malgache de Recherches Appliquées), qui, au regard de toutes les explications avancées jusqu’ici, estime qu’aucune hypothèse n’est à écarter. Et lui d’ajouter que « par ailleurs les Malgaches utilisent la fumée d’une plante appelée Maharoaka pour expulser les mauvais esprits qui entrent dans le corps. Sur la base de nos recherches scientifiques, nous avons montré au laboratoire que l’huile essentielle de cette plante peut calmer certaines crises convulsives »


Fa ny mpanao belazao ve moa tsy izay foana, indrindra ireo (milaza-tena ho) "mpitondra fivavahana" : tsindrintsindrohana na baiboly na teknolozia sy siansa, dia mitatatata manambaka ireo olona izay desesp...
3. endriny ( 02/03/2016 09:52)
Ry zareo nahazo rakitra izao no tena nahazo tombony a...

Ary hatrany Lareunion koa misy gasy voan'ny ambalavelona hono, par internet ve?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2923