Tena fanjakana badouraly sy KerrySay ity

1. endriny ( 02/03/2016 09:50)
Ny Filoha Kaomorianina indray no sahy miteny am-pahibemaso ny tokony hamerenana ny Iles Eparses ho an'i Madagasikara...

Ny Colas tsy manana permis environnemental kanefa afaka mitrandrka sy manondrana vato mankany LaReunion, dia tsy mahasahy miteny ilay fanjkana ...

Hihihihihihihih

Badouraly sa KerrySay
novalian'i endriny ny 08/03/2016 04:53
2. rhaj0 ( 02/03/2016 20:02)
Toa i Ravatomanga hono no tena mahay io vato manga io kouh..

Itony ve izany ny ekolazin'ny coup d'etatr koa ve?...


http://www.lagazette-dgi.com/index.php?option=com_content&view=article&id=51903:sentinelle-de-la-route-du-littoral-reunionnais-au-denigrement-de-mamy-ravatomanga-et-la-perte-de-l-aura-des-malgaches&catid=41&Itemid=108
.. l’appel d’offre international pour être le fournisseur de roches massives de Madagascar auquel la filiale réunionnaise du groupe malgache SODIAT voulait participer... Il est indéniable qu’il s’agissait là d’une affaire de gros sous entre Patrick Grondin directeur de la filiale SODIAT de la Réunion et l’entreprise GTOI de Fréderic Gardes appartenant au groupe COLAS INTERNATIONAL qui a gagné ce jack pot d’environ 650 000 000 euros.

http://dwizernews.com/ravatomanga-vente-de-terre-malgache-672-millions-e-en-ligne-de-mire/
Maminiaina Ravatomanga, PDG du groupe Sodiat fait une fois de plus parler de lui à travers un projet d’envergure : vendre 10 millions de tonnes de roche malgache à La Réunion... Ravatomanga flaire le bon coût : 672 millions d’euros*.

3. endriny ( 03/03/2016 04:50)
Somary tara kely ianao, fa taloha dia Malagasy no saika hanao an'io, Ravatomanga angamba. Dia notsipahan'ny governora tao LaReunion hoe: "Tsy mila vato avy any Madagasikara izahay" arak'ity.

Fa rehefa hoe ny Colas no hanondrana sy hitrandraka ilay vato, dia nanaiky ry zareo

ito ilay filazana mikasika ny hoe ny Colas tsy manaraka ny fitsipiky ny tontolo iainana eto Madagasikara (mety diso ilay fandikako azy)
4. rhaj0 ( 03/03/2016 13:56)
Ka toa hozy La Gazette io ambony io hoe:
une affaire de gros sous entre Patrick Grondin directeur de la filiale SODIAT de la Réunion et l’entreprise GTOI de Fréderic Gardes appartenant au groupe COLAS INTERNATIONAL qui a gagné ce jack pot d’environ 650 000 000 euros.

Ao daholo zareo niara-mihinana ao eee... Dia isika tompo-tany no mihinan'ny tsakaokany..

l’extraction de ces roches cause un trou béant de 45 m à Ambokatra. « L’ancienne colline d’Ambokatra où jadis trônaient des arbres du voyageur est aujourd’hui défigurée »

Sady toa jerem-potsiny izay ataony fa ilay fanjakana KANOSA

Sans permis environnemental, la société Colas doit stopper l’exportation de ces roches malgaches vers la Réunion. Les redevances et les taxes que la société verse devront aussi être modifiées puisque la production n’est plus destinée au marché local.
5. endriny ( 04/03/2016 07:21)
Dia tena fanina izahay izany...

Fanjakana KANOSA ve? Andao atao hoe Fanjakana MATAHOTRA FRANTSAY hoe... fa raha ny fitofirana vahoaka avy eny ambony helikaoptera any Androy, na any Tsiroanomandidy dia tsy kanosa izany ity Fanjakana ity fa tena misetrasetra mihintsy.

Jereo ny fangejana ny etan'Ambatovy ao amin'ny seranana Toamasina. Tsy henatra, tsy tahotra fa dia gejaina tsy mahazo miditra ny entana nafarana, ary tsy mahazo mivoaka ny entana aondrana... Hany ka ny AMbasady Amerikanina mihintsy no nanao nilaza tamin'ny gazety fa tsy mitombina akory ny fepetra apetraky ny mpitantana ny seranana, ary tsy anjarany no mifehy ny entana tsy hivoaka amin'ny fepetra tsy misy akory...

Dia asa indray izao izay hitranga eo... fa ry zareo Frantsay nagataka honitra 250.000$ avy tamin''Ambatovy dia nahazo teo an'ivon'ny fitsarana...

hihihihihih

Ny mpiasa Malagasy voaroaka anefa niala maina ohatran'ny takotra... voaroaka raha mandom-baravarana eo amin'ny fitsarana sy ny ministeran'ny asa
6. rhaj0 ( 04/03/2016 19:23)
Ka io izany miverina foana @ ilay t@ propagandy ireny hoe, ahoana ity Hery-30millionsEuros io...

Dia hoz'i Hery hoe, izaho tsy ilazalaza fa tsisy idiranareo @ izany.

Dia hozy ny mpifidy hoe, eka ro..

Dia io mandoa ekolazy io izany eeee...
7. rhaj0 ( 04/03/2016 19:36)
http://www.rfi.fr/afrique/20131021-presidentielle-malgache-rajoelina-ravalomanana-robinson-rajaonarimpinina
Enfin, grâce à son trésor de guerre de quelque 43 millions de dollars, considéré comme le budget de campagne le plus élevé...


ity Hery-30millionsEuros na hoe Hery-43millionsDollars ity aloha dia tena tsy azo avela ho hadinon'i Fara sy Dimby mihintsy eee...

ka rahefa misy vola manindintsidina tampoka eo, sahala @ iliay nolazain'ireo voa na maty zanaka tany Androy sa/sy Tsiroanomandidy, ka hoe, saika notampenam-bava tamina $$ zareo, dia manontania-tena hoe, avy taiza ny vooolllaaa...

Dia rehefa misy koa mihinam-be, dia manontania-tena hoe, takalom-patsa vidim-pihinanana io, fa zohio i Hery-30millionsEuros eeee...
8. rhaj0 ( 06/03/2016 21:46)
Inty ny kopian'i RFI, na koa tsindrio eto..



' ngo dia in-1 andro any mantsy ka fafan'i RFI ny resakany, dia gaina eto daholo isika fa lazain'olo fa miteniteny foana tsisy porofo
9. endriny ( 08/03/2016 04:53)
MIsaotra anao nizara..

Tena mahamenatra be e.... Ataon'ny Kaomorianina fiomehezana fotsiny amin'ny fanomanana ny Francophonie kanefa efa ifiran'ny Frantsay (miala tsiny amin'ny fiteny)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4972