Fanenjehana ny mpivarotra amoron-dalana

1. endriny ( 10/02/2016 05:24)
Hihihihi

Raha tsy mahaala ireo mpivarotra amoron-dalana ireo amin'ny fotoana voafetra i Neny dia soloina PDS, satria manalabaraka amin'ny fivorian'ny francophonie...

Fa ny olona rehetra dia tokony hanatitra ny fako y eny amin'ny village francophonie, satria kay amin'izao ihany no antony anadiovana ny tanana, fa miverina indray ny loto rehefa lasa ny francophonie
2. tovorandria ( 13/02/2016 14:41)
mahavarina mintsy le pitondra, maninona izao raha aseho mitsy oe izaony aty aminay, d inona iany ko no antony analana an´i neny refa tsy afany eo ny pivarotra amoron-dalana? alana zany ny ben´ny tanàna voafidy d soloina pds, hanao didin´ny be sandry hifehy ny vahoaka?, efa nisy vahaolana ny amin´ny fapidirana ireo pivarotra amoron-dalana ireo, fa ra ny fahitako azy le pivarotra mitsy no tsy mahafoy arabe.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2471