fiovana tompo-tseza ftsn.

1. papotsy ( 12/04/2016 06:01)
lu d0l. a0n reto n ten fika masisu ret mpitundr tsik reto a. n fahtanrw v ts we r zala ian n mamurn blém mb hampahatr atsik?
novalian'i rhaj0 ny 12/04/2016 17:19
2. hery ( 12/04/2016 08:15)
loll.

Avereno adika amin'ny fiteny azoko vakiana hoe?
3. rhaj0 ( 12/04/2016 17:19)
papotsy:
lu d0l. a0n reto n ten fika masisu ret mpitundr tsik reto a. n fahtanrw v ts we r zala ian n mamurn blém mb hampahatr atsik?

salohy daholo... ahoana 'ry 'reto ny tena fika masison'ireto mpitondrantsika ireto aaa... ny fahitanareo ve tsy hoe ry zalahy ihany no mamorona probilema mba hampahantra antsika?

hery:
loll.

'la olo likiliky lava :-)


Fa mba ezaho kosany ry Hery aa... i Kennedy hono ho'a mahay mamaky diagaonalina.. dia hotry ny hoe, ny alehan'ny masony dia eo afovoan'ny andalana, fa ny vizio periferikany sy ny ati-doha no mamantatra (deviner) ny manodidina, dia haingana ny famakianteny.. Dia inona koa ilay ohatra hoe, fanahy iniana disoina ny tsipelina, fa ilay ati-doha anie ka miasa foana ary afaka mamantatra (deviner) ny tiana ho soratana..

Dia mba araho ny revin'ny tanora, fa antitra ao anao :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.121