Asan'ny maizina no fototry ny loza teny Mahitsy

1. rabaradaka ( 02/05/2016 06:16)
Torotoro ny fo, valaka ny saina, mirempirempy ny fanahy ny amin'ny nahafaty tampoka ireo zaza vokatry ny lozam-piarakodia teny Mahitsy.
Ifonako aminareo mpamaky raha milaza izao aho na dia saika tsy ho lazaiko mihitsy aza fa ny ody mahery sy ny asan'ny maizina eto amin'ny firenena izay tazonin'y Madame Claudine no tena fototra nahatonga ireny. Mitady fanahin-jaza ny ody mahery tazomin'io ramatoa io ary efa ho herinandro mahery no nisy izay resaka izay.
Tena ifonako im-pito mandifotra olona izay resaka izay.
Mandria am-piadanana ry anjelin'ny fanahinay rehetra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4209