fanjakana mpivarotra tanindrazana

1. tovorandria ( 24/03/2016 20:00)
nilaza ampahibemaso ny embassadeur frantsay fa an´i frantsa ny îles éparse, d taitra ny gasy d aveo tonga niresaka tamin´i attalah béatrice tonga teny amin´ny biraony mitsy ny ministre d´outre mer frantsay(nisy fifanarahana nataony tao) d aveo izy 2 samy tsy nety hiresaka tamin´ny mpanao gazety, d ozy fotsiny béatrice oe efa misy kômisionina any, tonga ndray ny halatra bois de rose, d mody ozy ny minitry ny tontolo iainana: efa misy groupe na tsy aiko manampy azy mitady ny marina momba ny singapour any.
Inona anefa ny marina?
Zava-poana daholo zany rehetra zany satria ny mpitondra fanjakana mintsy no mpivarotra tanindrazana.
novalian'i endriny ny 29/03/2016 14:54
2. endriny ( 28/03/2016 04:20)
Efa lafony hatramin'ny olona aza koa
3. tovorandria ( 28/03/2016 15:10)
raha tsy izany ve hisy famonoana olona ôtr´ireny mamono valala ireny nohon´ny tombotsoany manokana.
4. endriny ( 29/03/2016 14:54)
Izao ilay ataon-dry zareo mpaneso hoe: "Mahay ny Malagasy e"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0836