nilaza ampahibemaso ny embassadeur frantsay fa an´i frantsa ny îles éparse, d taitra ny gasy d aveo tonga niresaka tamin´i attalah béatrice tonga teny amin´ny biraony mitsy ny ministre d´outre mer frantsay(nisy fifanarahana nataony tao) d aveo izy 2 samy tsy nety hiresaka tamin´ny mpanao gazety, d ozy fotsiny béatrice oe efa misy kômisionina any, tonga ndray ny halatra bois de rose, d mody ozy ny minitry ny tontolo iainana: efa misy groupe na tsy aiko manampy azy mitady ny marina momba ny singapour any.
Inona anefa ny marina?
Zava-poana daholo zany rehetra zany satria ny mpitondra fanjakana mintsy no mpivarotra tanindrazana.