MPANO POLITIKA HAFA MIHITSY

1. RUZ9 ( 10/07/2015 08:48)
"Mitodika aty amintsika ny mason'izao ftontolo izao..." fa firaka 50 kg no nireharehan'ireo mpanao politika sasany, nanaovany lanonana ofisialy tany Sainte Marie ny fandraisana azy.
Matetika mihitsy no mitodika aty amintsika ny mason'izao tontolo izao fa firenena miavaka isika, entina mpanao politika miavaka.
novalian'i RUZ9 ny 15/07/2015 09:52
2. kenzo75 ( 13/07/2015 02:06)

RUZ9:

"Mitodika aty amintsika ny mason'izao ftontolo izao..." fa firaka 50 kg no nireharehan'ireo mpanao politika sasany, nanaovany lanonana ofisialy tany Sainte Marie ny fandraisana azy.
Matetika mihitsy no mitodika aty amintsika ny mason'izao tontolo izao fa firenena miavaka isika, entina mpanao politika miavaka.


Hafa kely sy mahavariana isika ; ataon ny sasany fialamboly sy fihomehezana fotsiny
3. RUZ9 ( 15/07/2015 09:52)
Tsy isika no mampihomehy fa ny mpanao politika eto amintsika.
Nahoana moa no ireo olona ireo no eo ?
Inona no mampiavaka azy amin'ny vahoaka tsotra hafa ? Fahendrena ve, fahamarinana sa fahaizana ? ka nahatonga azy tsirairay avy @ toerany ?
Mila mandinika isika.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3577