Politika

rabaradaka ( 04/05/2015 10:52)
Efa nolazaiko teto daholo ny zavatra mety hiseho mikasika ny reconciliation nationale, hitanareo ireny 3 na 4 volana lasa izany. Tsy hoe mpaminany i rabaradaka ka nahita mialoha, inona moa izay rabara... tohiny
laurie ( 30/04/2015 17:48)
Sa ilay volonté mihitsy no tsy ao ry NY Hasina? Mahagaga fa ny teo aloha izay voatendry ihany koa nahavita nikaroka vahaolana nanalana fako niavosa. Nanamboarana lalana sy ni-gère na an'izao olana r... tohiny
endriny ( 26/04/2015 03:56)
Dia mba te hanaraka ny zavamisy any an-dafy marina angamba ny olona ka. Dia ampihesonina amin'ny hoe technologie... Marina fa mpanakarem-be daholo ny mpampiasa fiara ary manana phone tactile daholo. S... tohiny
tovorandria ( 24/04/2015 19:30)
Tena mampalahelo mintsy ny ny mahazo ny vahoaka malagasy ankehitriny, miaina ao anaty fako ary tototry ny fako ny tanàna nefa tsy misy te ho tompon´andraikitra ireo panao politika isany na dia iray ... tohiny
rabaradaka ( 17/04/2015 13:10)
Mba lhilahy lehibe ihany nefa tena "sauvage" kay ity Patrick Raharimanana ! Oulalala ! Raha nahita azy tamin'ny VIVA TV ny alakamisy alina omaly ianareo dia tena mibaribary fa tena faikan'olona sy jio... tohiny
rabaradaka ( 16/04/2015 07:32)
Incompétents et amateurs, izay no azo hilazana ny membres du gouvernement ankehitriny. Efa hita soritra ny fahasosoran'ny frantsay mikasika izany ka ho hita eo izay ho tohiny... tohiny
novalian'i syxa ny 21/05/2015 15:40
rabaradaka ( 16/04/2015 07:30)
Fa nankaiza ireo manam-pahaizana malagasy eo amin'ny sehatra ara-toekarena, sy hay raha maro no toa ireo mpanao politika no mandrafitra ny PND ?? Dia mihevitra ve ny Filoha fa hain'ireo Chef de Régio... tohiny
rabaradaka ( 16/04/2015 07:28)
Feno miaramila any anaty ministera any ary tale jeneraly sy tale daholo. Fa maninona no tsy omena hasina ny teknisiana fa izay miaramila nahavita CEDS rehetra izao dia omena toerana. Tsy nisy CEDS iza... tohiny
rabaradaka ( 16/04/2015 07:13)
Efa samy nananatra an'i Hery Rajaonarimampianina na i Monsenera Odon Marie Arsène Razanakolona na ny Mpitandrina Rasendrahasina Lala mikasika ny toetra ratsin'i Voahangy Rajaonarimampianina izay midi... tohiny
novalian'i bazylou ny 04/05/2015 17:38
bazylou ( 14/04/2015 10:39)
efa raikitra izaony afindrafindrao an'drajao sy le8- mody avotsotra kely le8 dia ampidirina amponja indray- hehehhehehe. Mody nalefa kely tany ambositra sy tany Antsirabe, dia raha vao niteny tonga d... tohiny
bazylou ( 09/04/2015 05:09)
- afaka manafatra fiara kodia daholo ny malagasy rehetra ary tsy mandoa hetra rehefa miditra eto madagasikara raha toa ka fiara miady amin'ny andiam balala. Vao nivoaka anio io an, sady rajao no namoa... tohiny
bazylou ( 04/04/2015 17:30)
namidin drajao amin'ny mena sofina ny aeroport ivato sy nosybe ary ny toby famokarana herin'aratra ao mandroseza sy vohibe. beeeuurrk... tohiny
rabaradaka ( 01/04/2015 07:14)
Toko faha-roa ny amin'ny hevitra hoe Aza andrasana ny vahoaka no hanala ireo tsy mahomby. Efa nilaza teto aho amin'ny volana Desambra fa hidina an-dalam-e ny vahoaka amin'ny volana marsa raha tsy hano... tohiny
novalian'i hery ny 09/04/2015 06:40
bazylou ( 28/03/2015 11:34)
dia aza manoratra eto beuurk... tohiny
novalian'i bazylou ny 03/04/2015 05:42
nirinanicolas ( 25/03/2015 07:57)
Est-ce que vous cherchez site pour Petites annonces gratuites à Madagascar? visiter [url=http://www.madapage.com]www.madapage.com[/url]. C'est gratuit... [url=http://forum.serasera.org/media/images/... tohiny
novalian'i bazylou ny 28/03/2015 11:32
endriny ( 18/03/2015 17:45)
Izao dia efa azonao ny Honorice Causa, na dia mbola tsy nisy Causes akory aza... aoka nama a... tohiny
rabaradaka ( 16/03/2015 11:13)
Mibaribary ankehitriny fa i Hery Rajaonarimampinina mihitsy no mamporisika an'i Rivo Rakotovao hanaonao foana i, io aferan'ny Directio générale du Trésor io, ny Domaines, ny Société d'Etat hakana... tohiny
bazylou ( 14/03/2015 05:35)
mitokona tsy hiasa ny domaine efa herinandro izao, hiasa indray ny greffier amin'ny alatsinainy izao ny inspektera de travay dia hitokona tsy hiasa amin'ny alatsinainy izao. Mitombo hatrany ny ran... tohiny
novalian'i endriny ny 14/03/2015 05:54
endriny ( 11/03/2015 14:23)
Dia mazava ho azy mangina daholo ny toto kely satria tsy misy mandalo eo ambavahadin'ny deba...... tohiny
rabaradaka ( 04/03/2015 11:27)
Ny Praiminisra Ravelonarivo mihitsy no manao risoriso ankehitriny satria ny havany sy ny akamany avy any Atsimo Atsinanana no terena ho staff ao anaty Ministera, tena tery vay manta mihitsy. Miangavy ... tohiny
novalian'i sero ny 05/03/2015 16:57
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.2509