Politika

rabaradaka ( 12/02/2015 07:14)
Asa na mba fantatry ny Filoha Hery Rajaonarimampianina fa tena mampiteny ny moana ny halatra tany ataon'ny ekipan'i Rivo Rakotovao. Tany efa an'olona misy titre sy borne nefa dia sahin'ireo Directeurs... tohiny
rabaradaka ( 12/02/2015 07:08)
Olona telo na efatra raha betsaka no mahalala an'ity resaka ity : Fahefana avy aiza no ahafahan'ny DEirectreur général du Trésor maka vola amina miliara ariary maromaro ao amin'ny Caisse d'Epargne ... tohiny
bazylou ( 11/02/2015 09:39)
ve rangahy no mba takatry ny gasy nefa ny trondro sy ny andramena sy ny ambatovy ary million dolara isa tsegondra le. Raha hividy atr 72 2 ihany, tsy aleo maka boeing 777 iray. beurrk... tohiny
novalian'i bazylou ny 11/02/2015 09:45
bazylou ( 11/02/2015 09:33)
hono anampy amin'ilay fampihavanam pirenena. NY sinoa anampy hiaro ny sisin tanin'i madagasikara. Ny iranianina hoe anome satelita. dia iza koa izao no hanome abobo ny gasy manaraka eo ?? beuurrrk... tohiny
novalian'i hakim ny 12/02/2015 08:59
bazylou ( 09/02/2015 16:34)
ihany no efa mamono sy mahafaty ny gasy dia mbola misolelaka any ihany. Tsy ilainany volam bazaha ary tsy ilaina akory aza ny volan'ireo gasy mpisolelaka. Tsy ilaina ko any voal'ny arabo sy karana ar... tohiny
novalian'i 5laody ny 10/02/2015 14:45
endriny ( 09/02/2015 06:05)
a la reunion, cette n'arrive meme pas a couvrir le cout d'une petite maison... Dia fanesoana tanteraka ity zalahy a... tohiny
novalian'i endriny ny 10/02/2015 15:48
bazylou ( 09/02/2015 04:46)
amin'izao hiainantsika izao dia mihamaro ny malagasy lahy na vavy maty hoazy mitsitra eny rehetra eny. Aretina ve , anoanana, resin'ny fiainana ? tsy hay intsony Anio , omaly , afak'omaly dia feo fa... tohiny
novalian'i bazylou ny 11/02/2015 09:30
bazylou ( 07/02/2015 16:53)
ny atsasany teny mahamasina , nomena sy niady vola 15000ar avy amin'drajao . ny atsasany teny ambohitsirohitra nankalaza sy nampahery ny fony. Mafy ny fit adiavam bola marina................... be... tohiny
novalian'i endriny ny 09/02/2015 15:53
bazylou ( 06/02/2015 16:07)
io indray hono no malaza eeee beuurkk... tohiny
bazylou ( 06/02/2015 15:59)
mihinana t..... dia manao ny gasy. amidio ny firenenareo ary ny harena ao anatiny ....dia manao ny gasy ampivadio vazaha ny zanakareo .........................dia manao ny gasy mitenena teny anglisy ... tohiny
bazylou ( 06/02/2015 15:55)
satria nahoana ?? Satria ireo nitondra rehetra teo dia nanao io atsimo io anaovana resaketotra fotsiny. Ireo filoha 5-6 ireo dia tsy nisy nanao vaha olana maharitra fa izao fanampiana izao foana. Ai... tohiny
novalian'i Strong3 ny 23/02/2015 08:10
bazylou ( 06/02/2015 15:44)
ny av7 nizara, ny tim nizara , ny mapar nizara ny hvm vao hanomboka hizara..... firenena mizara karatra isika.... beuurrrk... tohiny
cyril ( 04/02/2015 09:39)
Maro ny fihetsehampon'ny malagasy tamin'ny herinandro nahare fa niala tsiny tamin-dRa8 hono Ralavanify. Tao ny tsy nino, tao ny faly, tezitra, sorena... Dia zavatra ohatra an'izany ve dia niandrasana ... tohiny
novalian'i sitlo ny 06/02/2015 17:42
endriny ( 04/02/2015 07:45)
Satria ve mpitsangatsangana Frantsay no nahita ilay fanondranana, dia hoe avy ry Interpol sambory ity Sambo MIN ity a... Ka maninona raha samborina ny tompon'ilay vedety mpamatotra ny hazo teo ambony ... tohiny
novalian'i endriny ny 06/02/2015 14:27
endriny ( 03/02/2015 15:50)
Fa maninona no tsy maintsy hoe tany Fransa? Manambola ihany ilay governemanta Malagasy ka...... tohiny
novalian'i endriny ny 04/02/2015 06:54
mpisotrtoaka ( 03/02/2015 05:58)
Ar ireto gadra politika e ! Efa mba navoaka d hoe mitaky onitra hono ! ouuuuuuuuuf ! Hafahafa !... tohiny
novalian'i endriny ny 04/02/2015 06:59
endriny ( 02/02/2015 14:39)
Mba nijery aho, fa dia tena mahamenatra raha ireny no atao hoe adihevitra politika... Ilay FB an'ny mpitaritolona ao aminy indray moa dia aoka fotsiny. Toa mampatsiahy ahy ny Revolisiona Sosialista i... tohiny
mpisotrtoaka ( 02/02/2015 08:12)
Mba lasa aiza daholo ary ireny kandidà miseho hoe tia tanindrazana aho dia nirotsaka ireny ankehitriny e !? Tsy afaka miasa ho an'ny tanindrazana ve raha tsy azo ilay seza bory mampiteny hafahafa io ... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 02/02/2015 15:34
nygasysoafifameno ( 31/01/2015 23:16)
VAOVAO TENA LEHIBE TENA ILAINA ary TSARA ho FANTATSIKA zanany momba n’i Madagasikara... Jolay, aogositra 2014 teto Madagasikara… : aretina « EBOLA » e! « EBOLA » e!! “EBOLA”!!! Novambra, ... tohiny
novalian'i hery ny 01/02/2015 16:16
mpisotrtoaka ( 30/01/2015 07:38)
Fahalalanareo azy io !?... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.6482