Don de 260.000 euro de la France pour les sinistres, elle se moque des Malgache

1. endriny ( 09/02/2015 06:05)
a la reunion, cette n'arrive meme pas a couvrir le cout d'une petite maison...

Dia fanesoana tanteraka ity zalahy a
novalian'i endriny ny 10/02/2015 15:48
2. Fiffi ( 09/02/2015 07:16)
...tsy azoko...omena faly , tsy omena faly...iza no manana 260 000€ atao don...

le cout d'une petite maison ? hummm.....tena mba lafo koh zany petite maison à 260.000€ zany an ;) la petite maison de la prairie ve ? hihihihi

fa iza no maneso ? maneso an'iza ?
3. ombelline ( 09/02/2015 13:53)
Azo lavina marina rehefa tsy tiana ...

Voalaza angaha hoe hividianana trano ho an'ireo trà boina ny 260.000 euros ?
4. endriny ( 09/02/2015 15:51)
Eny e, isaorana izy nanome...

Fa ho ahy dia endrika fanesoana ilay izy... Ataovy amin'ny saina tsy miangatra... Inona no mety ho vitan'ny 260 000€?

Raha ravan'ny horohoron-tany Haiti, izay firenena kely dia kely tsy ampy ny velaran'Antananarivo akory, ka nanome 1.200.000.000 $ ny amerikanina dia nivazavaza I FRantsa hoe inona koa no vitan'izay 1,2 miliara, fa maninona ra mba atao 5 na 12.

Marina fa tsy hisy olon-tokana hanome 260.000 euro raha tsy hoe Gates angaha. Fa ity firenena matanjaka be ity dia tsy menatra akory manome 0,26 million.

Ny vidin'ny Airbus goadraka aza mbola takiana aminay ihany amin'io, kanefa raoplanina tsy mandeha
5. ombelline ( 10/02/2015 15:45)

endriny:


Ny vidin'ny Airbus goadraka aza mbola takiana aminay ihany amin'io, kanefa raoplanina tsy mandeha

Aza ampitoviana kosa aloha e, iny indray efa varotra raikitra , ny mpividy no tokony nandinika alohan'ny nanaovana sonia
6. endriny ( 10/02/2015 15:48)

ombelline:


endriny:


Ny vidin'ny Airbus goadraka aza mbola takiana aminay ihany amin'io, kanefa raoplanina tsy mandeha

Aza ampitoviana kosa aloha e, iny indray efa varotra raikitra , ny mpividy no tokony nandinika alohan'ny nanaovana sonia

Marina io voalazanao io ka... tsy hifamatra aho
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3048