Ampidiro aloha ny tenimiafina
Politika
nygasysoafifameno
(
02/01/2015 10:34)
Maneho ny ASARAMANITRA 2015 ny RARY SOA ho an’i Madagasikara tanindrazantsika ary ho antsika malagasy rehetra ZANANY na eto Madagasikara na manerana izao tontolo izao.
Ny TENA RARY SOA andrandrainâ...
tohiny
rabaradaka
(
22/12/2014 06:57)
Ny fanomanana aloha dia nampiolay fa tsy izay no tena nahakivy ny rehetra mihitsy : nanantena fa io congrès io no ametrahana ny birao politika sy ny mpitantana ny HVM nefa dia tsy nisy izany. Iza moa...
tohiny
bazylou
(
17/12/2014 16:48)
i le8. Izay hono no handehanan'i rajao any amin'i lery. Asa aloha an......
beurrk...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 26/01/2015 05:45
rabaradaka
(
17/12/2014 12:39)
Midika inona ny fihaonan'i Hery Rajaonarimampianina sy ny Pasteur Rasendrahasina filohan'ny FJKM ao Ampandrana amin'izao ora itenenantsika izao. Tamin'ny 3 ora tsy diso no nigadona ny Filoham-pirenena...
tohiny
novalian'i hafahafa ny 17/12/2014 13:05
rabaradaka
(
13/12/2014 07:27)
Maika sy dodona ery ny HVM fa manahy tsy hahavita ny taona 2014 ! Heno izay araka ny loharanom-baovao fa hotendren'i Hery ny sénateur anjarany ao amin'ny Sénat dia i Rivo Rakotovao no ho hatao Filoh...
tohiny
rabaradaka
(
04/12/2014 08:02)
Hay ve ity PM Kolo Roger tsy manana diplôme de doctorat en médecine akory izany hoe tsy dokotera fa technicien en radiologie et en IRM, izany hoe bac +2 fotsiny.
Hay ny zandrin'ny première dame no ...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 13/12/2014 07:31
rabaradaka
(
29/11/2014 06:18)
Mangovitra ny patalohan'ingahy Hery Rajaonarimampianina sy ny ekipany fa toa tsy maintsy hirosoana ny Fampihavanam-pirenena. Mitady izay fomba rehetra hialana amin'io ry zareo ary mahavita manakarama ...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 04/12/2014 07:51
rabaradaka
(
25/11/2014 05:11)
Lasa ny bado dia miditra ny kentrina, izay no azo ilazana ny mpitantana ny INFA. Fa maninona ny Fitondrana Rajaonarimampianina no manimba zavatra toa izany, dia tsisy olona mahay afaka hitantana ny IN...
tohiny
rabaradaka
(
15/11/2014 15:37)
Un "brigand" au staff de l'AREMA ? Quelle pourriture[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/bc2706f98f9760334674737a15c7c095.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/bc2706f98f976033467...
tohiny
novalian'i bazylou ny 09/01/2015 11:59
rabaradaka
(
15/11/2014 15:35)
Les deux complices sur la mort du Colonel Richard Ratsimandrava. L'histoire continu ...[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/c9fb405b49fdddf783646ba32dddf0da.jpg][img]http://forum.serasera.org...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 17/11/2014 19:01
rabaradaka
(
14/11/2014 08:00)
Rolly Mercia, un mercenaire politique de la France et il intervient jusqu'à l'eléction du président de l'ordre des journalistes...
tohiny
rabaradaka
(
14/11/2014 07:49)
Mitady ho sempotra sahady ny fitondran'i Hery Rajaonarimampianina satria efa manangasanga any ny fanazavana ny hoe iza no nanosika azy hiditra ary iza no nampiditra azy. Raha ny marina dia naman'ny ef...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 25/11/2014 05:05
rabaradaka
(
14/11/2014 04:44)
Efa noteneniko teto fa tsy manana expérience de commandement io PAZA Didier Gérard miandraikitra ny Gendarmerie io. Jerevo ange, taiza no nisy hoe rehefa tsy vonoina ny dahalo dia alaina ho sakaiza ...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 14/11/2014 16:01
rabaradaka
(
14/11/2014 04:41)
Vita hetrao ny fahanginana fa hiteny ary hiteny mafy amin'izay i rabaradaka tompokolahy sy tompokovavy.
1- Esory i Rivo Rakotovao fa tena mpanimba firenena sady tsy mahatanty demokrasia. Aiza ve ka Mi...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 25/11/2014 05:12
rabaradaka
(
10/11/2014 14:05)
Nahoana no tsy hadihadiana ny tompon'ilay fiara nitondra an-dRavalomanana niakatra an'Antananarivo ?
Ny fiaran'ingahy Lanto Randrianantoandro senateur TIM avy ao Antsirabe sady vadin'i Olga Ramalason ministre de commerce tamin'ny andron'ny Tetezamita no nitondra an-dRavalomanana niakatra an'Antananar...
tohiny
vony501
(
10/11/2014 07:18)
Ă” ry zalahy ah! ohatran'ny ampieson'ny mpitondra amin'ny "cinema" indray anie isika amin'ity resaka dahalo ity e?
Izaho mahita hoe "toe-javatra novolena" tamin'ny andron'ny tetezamita io resaka dahal...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 20/11/2014 14:36
rabaradaka
(
31/10/2014 14:54)
Marina fa nisy tokoa ny disadisa teo amin'ny samy mpitondra fivavahana ao amin'ny FFKM, niaina an'izany i rabaradaka. Fa tsory ary lazao ny vahoaka mpino rehetra hoe iza tokoa no tsy mahavita na manak...
tohiny
rabaradaka
(
29/10/2014 14:56)
Mba samy ratsy ekipa anaty ministera ny sasany fa ity ao amin'ny Rivo Rakotovao ao amin'ny ministère chargé de l’infrastructure et de l’équipement ity leretsy dia tena horreur : des sorcières ...
tohiny
novalian'i sitlo ny 30/10/2014 22:41
rabaradaka
(
29/10/2014 14:45)
Misy an'izany pasitera HANITRINIAINA Anna Solange izany, pasiteran'ny FPVM izy io mangorona ny tanin'olona eny Ankadikely Ilafy sy ny manodidina. Efa ela no nanaovany an'io asa ratsiny io fa izao efa ...
tohiny
rabaradaka
(
28/10/2014 12:08)
Mifanipaka tanteraka ny tenin-dry Rivo Rakotovao izayantsoina hoe Rivo Mainty sy Henri Rabary-Njaka izay antsoina hoe Gadana ary Hery Rajaonarimampianina Filoha mamim-bahoaka sy voafidim-bahoaka (na d...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 03/11/2014 13:30
