Politika

rabaradaka ( 28/08/2014 08:17)
Dernière chance ho an'i Hery izao : na izy manova tanteraka ny gouvernement izay toa vao mainka miteraka fikorontanana, na izy midaraboka raha mikiry mitazona an'ireo. Tsotra ny an'ny mpamatsy vola :... suite
répondu par rabaradaka le 30/08/2014 09:30
endriny ( 28/08/2014 04:23)
tralala les gauches gauches tralala les droites droites iza iry ambony iry o?... suite
répondu par endriny le 02/09/2014 05:34
Fitokisana ( 27/08/2014 18:50)
Ahoana indray ty sambo avy ao Nigeria efa tsy neken'ny firenena maro ity no mbola noeken'i Madagascar ihany. Tian'ny Mpitondra hovonoina ny Malagasy kely. De kivy ny tenanay!!! Tsisy saina mihintsy ny... suite
répondu par endriny le 28/08/2014 13:18
endriny ( 27/08/2014 14:12)
Dia miomana fa atsy ho atsy hisy tany ngazana 200.000 ha vaovao hiforona eto Madagasikara, mety hitombo io satria lasa any Sina indray I Kolo, ka mety mbola hanome 200.000 ha fanampiny any amin'ny far... suite
répondu par rabaradaka le 28/08/2014 08:29
endriny ( 26/08/2014 16:11)
Mody arirarira eny afoavoav'ny ranomasina ny sambo, ary ao amin'ny seram-piaramanidina ny olona izay heverina, na mody heverina fa mitondra ebola. Fa rehefa mandoa saosy tsy maninona fa vola daholo iz... suite
sitlo ( 25/08/2014 01:11)
Ela ny ela ka hividy rano amin'ny frantsay ny malagasy.... suite
répondu par sahia le 26/08/2014 12:18
rabaradaka ( 20/08/2014 07:54)
Mahaliana ahy ny zavatra nosoratan'ity vazaha ity dia mba nindrana azy ho ataoko kopikole eto : J’ai fait un rêve que Madagascar était le pays le plus développé de toute l’Afrique. J’ai fait... suite
répondu par rabaradaka le 28/08/2014 08:53
rabaradaka ( 19/08/2014 15:31)
Ebola sy Madagasikara, tantara mitohy io ary tsy ho voafehin'ny Fitondran'i Hery sy Kolo. ... suite
rabaradaka ( 18/08/2014 11:39)
Mibaribary loatra ny adalana ataon'ny Filohan'ny Antenimieram-pirenena Atoa Jean Max mikasika ilay lalàna momba ny Fitsinjaram-pahefana (décentralisation). Aiza ve rey olona 58/102 députés no name... suite
répondu par rabaradaka le 19/08/2014 15:21
rabaradaka ( 15/08/2014 10:46)
Misy olona ambony eo anivon'ny Ministeran'ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana sahy milaza hoe tsy hita izay maharatsy ny fizarazarana an'Antananarivo ho vondrom-paritra maro. Dia gaga aho namaky ila... suite
hery ( 14/08/2014 16:29)
Fa misy inona no voatery mampiseho be mihitsy ny ambassade-n'i Amerika hoe mbola ao Madagasikara i Wong mpiandraiki-draharaha? Tsy arako ilay resaka [quote] Normalement, nous n'aurions pas pris la p... suite
répondu par rabaradaka le 15/08/2014 10:50
rabaradaka ( 12/08/2014 14:18)
Efa naneho hevitra aho mikasika an'ity président de l’Université de Mahajanga Rabesa Zafera Antoine ity fa tokony ho jerena akaiky satria mety hiteraka korontana nefa dia izao izy nesorina izao, m... suite
répondu par rabaradaka le 15/08/2014 10:48
rabaradaka ( 11/08/2014 04:08)
Tsaho indray sa tena izy ilay hoe misy 15 miliards ariary mandehandeha hanakorontanana ny fitondrana ? Fomba fiainan'ny Tetezamitateonio tsaho io mba handemena ny saim-bahoaka, nefa raha izao krizy mb... suite
répondu par hery le 11/08/2014 10:00
rabaradaka ( 11/08/2014 04:00)
Indrisy mantsy fa ny ela tokoa fanadino fa dia adino tanteraka ilay loza niseho nahafaty malagasy antitra, tanora ary zatovy sy ankizy tamin'ny 10 aogositra (aleo tsy teneniko ny taona) iny. Mampalahe... suite
répondu par rabaradaka le 12/08/2014 14:21
andrywui ( 08/08/2014 11:36)
HIHORAKORAKA NDRAY ZAO NY VAHOAKA AFAKA VOLANA VITSY HOE :.... AVERENO RAJOELINA , AVERENO RAJOELINA , ALEO IHANY TGV , ALEO IHANY TGV JEREO NDRAY RA MISY MIDILATRA ZAY TENIKO ZAY ..!!!! HUHUH... suite
répondu par andrywui le 27/08/2014 08:55
rabaradaka ( 07/08/2014 10:52)
Inona indray ity ataon'ny communication an'ny Prezida mamim-bahoaka sady voafidin'ny maro an'isa mamy hoditra sady tian'ny vahiny Hery Rajaonarimampianina tany Etazonia, ataon'ny vahoaka malagasy inon... suite
répondu par rabaradaka le 08/08/2014 13:24
rabaradaka ( 05/08/2014 08:12)
Be dia be ianareo no manontany sy mandefa hafatra hoe fa iza tokoa ity rabaradaka ity ? Ho valiako izany anio. Betsaka no nieritreritra fa olon'ny mpanohitra aho nandritra ny fitondrana TIM nentin'Ato... suite
répondu par rabaradaka le 08/08/2014 13:30
rabaradaka ( 04/08/2014 08:27)
In'enina angamba i rabaradaka no niresaka an'ity fa averiko eto indray. Fotoana tokony hakan'ny mouvance Ravalomanana hevitra izao, na hijanona ao amin'ny fitondrana satria tsara ny seza sy ny voninah... suite
répondu par rabaradaka le 07/08/2014 10:56
rabaradaka ( 04/08/2014 05:59)
Mba hafahafa mihitsy ity fitondrana ity : rehefa karana (SOCOTA Antsirabe) na vazaha no manasa an'ingahy KOLO Roger dia tsy mahatan-damba mihitsy ny naoa lahy. Tena mahamenatra ange izany e, tena hita... suite
répondu par andrywui le 07/08/2014 20:05
andrywui ( 02/08/2014 18:17)
Ssssh zavatra tsotra kely ny miala amnio e .innn fa tsy ity IP IP ty no hanarahany olona eo huhuhu ...donc mila miantso ani hery alou ianarana ny fomba fi caché na ny IP na PC fa tadiaviny amnio ze ... suite
répondu par andrywui le 07/08/2014 20:02
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 8.0565