Politika
hery
(
18/07/2014 09:51)
Sao dia tokony handeha amin'itony ianareo mpiresaka politika eto:
----------
Ezaka Fifanavaozana Kristiana (EFIKRI)
Ny Filohan’ny Ekipa sy ny Mpikambana dia faly manasa anareo
ho tonga handray anja...
tohiny
novalian'i Fitokisana ny 01/08/2014 14:44
mpisotrtoaka
(
18/07/2014 07:11)
TSY NOSOLOINA V INTSONY ETO NY M FA AHOANA FAHITANAREO MALAGASY ANLE HOE NISY NI-PIRATER HONO NY MAIL OFFICIEL AN'NY MINISTERAN'NY ATITANY HANY KA NANDEFA ILAY FANAMBARANA TAMIN'NY FAHITALAVITRA REHET...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 11/08/2014 07:15
rabaradaka
(
12/07/2014 16:44)
Mangingina izy izany leretsy a...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 18/07/2014 13:36
rabaradaka
(
03/07/2014 16:59)
Ilay affaire des 360 fusilles de chasse et 4417 munitions saisies au port de Toamasina le 22 mai dernier dia hidiran'ireo olobe avy any Tuléar ary tarihin'i Général Camille VITAL. Raha ny vaovao he...
tohiny
novalian'i ZAKAIOSY ny 06/07/2014 20:13
RUZ9
(
03/07/2014 08:39)
Mahay mampianatra fahamendrehana ny filoha rehefa avy any Israel sy nitsidika tany Vatican.
Alohan'ny hitenenanao fahamendrehana nefa aloha, dia mba lazao, aiza ho aiza ao @ isambato marina nifidiana...
tohiny
RUZ9
(
03/07/2014 08:38)
Mahay mampianatra fahamendrehana ny filoha rehefa avy any Israel sy nitsidika tany Vatican.
Alohan'ny hitenenanao fahamendrehana nefa aloha, dia mba lazao, aiza ho aiza ao @ isambato marina nifidiana...
tohiny
mangana
(
28/06/2014 11:21)
Fa dia inona loatra no any Vatican no toa dodona be ery izato filoham-pirenena voafidim-bahoaka sady mamy hoditra no tena tian'ny vahoaka malagasy ?
Sa ve hanome vola be an'i Madagasikara ny Vatican ...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 03/07/2014 17:02
rhaj0
(
26/06/2014 14:16)
(apetrako eto ity sao mahasoa... Tao Lakroa 25 Jiona)
Fanairana sy Fandavana
Tonga ity ny tsingerin-taona fankalazana ny fiverenan’ny fahaleovan-tena. Hitotorebika tokoa ve sa hilanonana ...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 28/06/2014 08:49
rabaradaka
(
25/06/2014 17:22)
Décret abrogeant le décret n° 2012-272 du 22 février 2012 et portant nomination de
M. PILAZA Joreh Bernardin Lucien, Directeur Général de l’Institut National de Formation Administrative (INFA)...
tohiny
rabaradaka
(
25/06/2014 17:11)
Encore un amateurisme et une organisation catastrophieque, izay no azo ilazana ny fizarana vary sy menaka ary akoho. Ny akoho izany tena kely, ny vary zara raha misy 3 kg. Efa alina vao voazara satria...
tohiny
novalian'i mangana ny 28/06/2014 11:29
rabaradaka
(
25/06/2014 10:38)
Mbola ireto olon-dratsy ireto ihany indray no candidat amin'ny Filohan'ny mpanohitra :Alain Andriamiseza, Max Fabien Andrianirina, Floriot Samihary, Cyrille Rsambozafy et Alain Ramaroson. Milaza amin...
tohiny
novalian'i mangana ny 28/06/2014 11:32
bazylou
(
24/06/2014 08:13)
Lasa orinasa komersialy amin izay ny jirama. Ary dia vbeloma lava ry madagasikara fa tonga tamin izay ny jirama privée.
Vita hatreo ny fanjakana .........
Lalana tsy azo ivalozana izany hoy ny mena ...
tohiny
novalian'i ora ny 24/06/2014 08:19
rabaradaka
(
23/06/2014 06:30)
Alain Ramano mety filohan'ny antoko mpanohitra hoy ny sasany. Fa heverin'ny sasany ho kentrina ve ny mpanohitra malagasy e ? Ireny ange ka tena olona tsy izy mihitsy e ! Mba fantatrao ny loza sy adala...
tohiny
novalian'i mangana ny 24/06/2014 15:51
rabaradaka
(
23/06/2014 06:23)
Firy firy ny harena nalaina sy norobain'ny karana teto amintsika ary izao izy vao mainka tena mangorona izay azony satria eo ambany saokany ny fitondram-panjakana nefa dia ambulance ratsy kely sady ef...
tohiny
novalian'i endriny ny 02/07/2014 08:58
mangana
(
21/06/2014 09:24)
Raha mbola tsy tonga saina amin'izao ny Filoha hajaina mamim-bahoaka sady tian'izao tontolo izao Hery Rajaonarimampianina dia ny vahoaka no hanala azy tsy ho ela :
http://www.madagate.com/politique-ma...
tohiny
novalian'i mangana ny 21/06/2014 09:28
mangana
(
21/06/2014 09:00)
Ireto ireo ministre azo antoka fa mbola hilain'ny firenena tokoa satria sady olom-baovao fa tsy ireo efa tsy tian'ny Communauté internationale na ny mahita azy aza.
Tena vitsy izy ireto :
- Rivo Rak...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 10/02/2015 07:21
mangana
(
21/06/2014 08:39)
Tratra indray i AHMAD sy ny FIFA ary tena ratsy fitontona mihitsy ilay vaovao. Tsy mahatanty tsikera i Ahmad nefa dia izay no zava-misy, dia mbola sahy handainga sy hilaza hoe diso indray ve iny resak...
tohiny
novalian'i mangana ny 21/06/2014 10:04
rabaradaka
(
18/06/2014 10:19)
Izao fitafy jiolahim-bavy izao dia azo itarafana ny toetrany sy ny toe-tsainy. Izao no fondateur ny HVM ao Tsimbazaza. Mba tsy izy kosa izao pataloha rovitra izao na dia hoe la mode aza e ! Jiolahim-b...
tohiny
novalian'i bazylou ny 24/06/2014 08:16
rabaradaka
(
18/06/2014 09:46)
Hanaiky ve ireo vahoaka nifidy an'ireto député lasa HVM ireto ? Ny antony nifidianan'ny vahoaka azy ireo dia noho izy ireo "indépendant" nefa izao lasa HVM. Harefo tanteraka ny HVM amin'io zavatra ...
tohiny
novalian'i mangana ny 21/06/2014 08:48
bazylou
(
17/06/2014 11:09)
Manomboka rahampitso amin izay hono ny karbira vokatra tao tsimiroro e.......
Asa raha mba ho tyonga any ampaosin nynmalagasy tsy vaky volo izany.........
tohiny
novalian'i bazylou ny 20/06/2014 11:32