Politika
bazylou
(
08/05/2014 23:10)
Izao ny baolina ry zalahy....... Akijijy hono e.....
Beeuurk...
tohiny
novalian'i endriny ny 31/05/2014 05:55
bazylou
(
08/05/2014 23:06)
Izao no filoha, dépité, minisitra... Mitondra an i madavfa mbola tsy tafavoka ihany.
Beuurrk...
tohiny
bazylou
(
04/05/2014 09:06)
Rakrisy sa i be....... Rahampitso ao amin ny antenimieram pirenena ?...
tohiny
novalian'i zazabel ny 10/05/2014 15:42
rabaradaka
(
03/05/2014 07:58)
Tsara ilay fandaharana ary nahafinaritra tokoa ny ady hevitra mikasika ny fitsinjaram-pahefana tao : mpanao politika ny iray, mpikaroka manam-pahaizana ny iray ary administrateur civil ny iray. Fa ny ...
tohiny
novalian'i bazylou ny 04/05/2014 09:04
vonynive
(
02/05/2014 07:03)
miarahaba ny mpisera
mahate hidera ny hetsika na asa na resaka na fanehoan-kevitra momba ireo nosy misandrahaka manodidina ny nosintsika ataon'ireo rantsamangaika ankehitriny, na ny mpitondra fanjakan...
tohiny
novalian'i vonynive ny 16/05/2014 12:04
nygasysoafifameno
(
01/05/2014 15:51)
ANTSO AVO, PEDAGOJIA HAIfanabeazana ho olom-pirenena, FANAIRANA AVO sy FAOBE MAMBARA LOZA ! IARAN-DOZA GOAVANA indray ny TANINDRAZANTSIKA i MADAGASIKARA, ny VAHOAKA sy ny TARANAKA Malagasy ! « COMMU...
tohiny
novalian'i Fitokisana ny 06/06/2014 11:30
rabaradaka
(
30/04/2014 13:05)
Tsy tian'ny Zandary i PAZZA izay sekreteram-panjakana misahana ny Zandary satria tsy manana experience de commandement i Pazza. ...
tohiny
rabaradaka
(
30/04/2014 12:35)
http://www.presidence.gov.mg/?p=1103...
tohiny
rabaradaka
(
30/04/2014 12:33)
http://www.presidence.gov.mg/wp-content/uploads/2014/04/CV_Min-Elevage_Randriamampionona-Joseph-Martin.pdf...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 10/05/2014 10:18
saho
(
26/04/2014 19:42)
Vokatry ny fitiavambola, tia tena,tsy mitsinjo ny tena dikany atao hoe volambahoaka, aiza tsy ho noana sy malemy daholo ny te hitolona sy hiady ny contre PADESM (antoko tanindrana tsy misy merina mat...
tohiny
bazylou
(
25/04/2014 08:03)
Efa miverina indray mantsy io resaka nisy kely ireo.
Efa mandeha ny feo sy resaka fa Alain ny madagasikara daholo ireo ary efa nahazo rating tamin ny ONU.
Ka asa ahoana ny tohiny.
Maninona raha zanah...
tohiny
bazylou
(
24/04/2014 08:51)
Dia gasy tsy mahay teny gasy
Dia gasy hoamidin ny minisitrany
Dia rajakom bazaha.
Tena hotapahako ny tanako raha ry dadafara sy ry jaona eliten nyb téléphone copie sy fosika no hahavita antsakany s...
tohiny
novalian'i hadji ny 02/05/2014 04:18
nygasysoafifameno
(
19/04/2014 15:59)
ANTSO AVO, PEDAGOJIA HAIfanabeazana ho olom-pirenena, FANAIRANA AVO sy FAOBE MAMBARA LOZA ! IARAN-DOZA GOAVANA indray i MADAGASIKARA, ny VAHOAKA sy ny TARANAKA Malagasy ! « COMMUNICATION EDUCATION C...
tohiny
novalian'i hadji ny 02/05/2014 04:15
essera
(
18/04/2014 14:28)
Mizara telo ny olombelona.
Ny loha
Ny vatana
Ary ny ratsam-batana.
Lesona mbola tadidy io tamin'ny kilasy fanabeazana fototra. Fa zah mahita hoe lasa ohatran'io ny MAPAR :
- Ny loha izay miaraka am...
tohiny
hery
(
18/04/2014 06:24)
I Jeannot Ramambazafy angamba no manana dossiers be indrindra ho an'ny olona be indrindra ao Madagasikara. Na ianao io aza :-) Fa ny tena mampihomehy dia tsy mivoaka mihitsy ireny dossiers ireny raha ...
tohiny
novalian'i andrywui ny 20/04/2014 12:36
vonynive
(
18/04/2014 06:19)
miarahaba ny mpisera
mba mahagaga ihany raha @ izao fotoana izay mampahantra ny firenena izao fa dia mbola mahavita manofa ny Hotel Colbert mba handraisana ireo CV ny mpitondra, fa atao inona fotsin...
tohiny
novalian'i vonynive ny 18/04/2014 07:02
rhaj0
(
17/04/2014 15:37)
ho an'izay mbola tsy nahalala, dia siriho avy eto
[url=http://gasy-mkm.blogspot.ca/2014/04/wikileak-madagascar-1966-2010.html]http://gasy-mkm.blogspot.ca/2014/04/wikileak-madagascar-1966-2010.html[/ur...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 23/04/2014 14:22
rabaradaka
(
16/04/2014 17:36)
ny tena tiako aloha dia Praiministra tsy antitra be toa an'io KOLO io. I BERIZIKY tsy ratsy fa be resaka sady saro-tahotra loatra e !...
tohiny
zazabel
(
16/04/2014 17:34)
Akanonotonona anarana am'zay...aza na mba hisy hosamborina aloha...na mety ho be ny maty am'zay basy vava na ko mba hisy tombony hoe an'vahoaka am'zay reto harena be tanisaina eto reto...wait and see
...
tohiny
novalian'i Lesla ny 26/04/2014 21:22
