Politika

bazylou ( 23/01/2014 23:57)
ho an'ny malagasy ary ampandrosoin'ny malagasy. tsy mila gasy vazaha na saim bazaha fa gasy ho an'ny madagasikara. Tsy mila ny firenena iza na iza . Ny ahy tohanako rehfa mahatsangana hopitaly, ........ tohiny
novalian'i andrywui ny 24/01/2014 21:37
hery ( 23/01/2014 14:04)
Toa hoe nisondrotra 90ar be izao hono ny litatry ny solika any Madagasikara? Manomboka sahady izany ny hoza-piainana? Tonga tokoa ny hery vaovao fa tsy maintsy ovaina vaovao daholo ny vidin'entana reh... tohiny
novalian'i andrywui ny 28/01/2014 12:58
hery ( 23/01/2014 14:02)
Dia i Hery Rajaonarimampianina izany no lasa filoham-pirenena ara-dalàna amin'izao Repoblika faha-4 izao. Marihina fotsiny hoe ny atsasaky ny Malagasy no tsy nifidy, ary mbola atsasaky ny Malagasy ih... tohiny
novalian'i ombelline ny 27/01/2014 08:15
lefitatra ( 23/01/2014 10:26)
nodradradradraina mafy mihintsy tery amin'ny fitokanana ny opitaly MANARAPESTA tery omaly fa hoe ny seza hono no mitady azy fa tsy izy no mitady seza , de mba seza inona loatra re zany mitady azy zany... tohiny
novalian'i andrywui ny 04/02/2014 08:59
hery ( 22/01/2014 21:17)
Hanasa filoham-pirenena afrikanina 47 ho any Etazonia i Obama amin'ny volana aogositra. Tsy anisan'izany i Madagasikara satria mbola tsy "ara-dalàna" hoy ny fanambaràna ny filoha vao lany. Dia mbol... tohiny
novalian'i andrywui ny 23/01/2014 14:22
ronaldo09 ( 22/01/2014 15:11)
Gaga aho naheno ny namana fatra-panohana an-dRavalo tao nilaza fa mandeha foana hono ny fiainany na iza na iza no eo fa ny Malagasy no mampalahelo!!!!!de mba manontany aho hoe :Koa raha mandeha ny fia... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 25/01/2014 14:55
sitlo ( 22/01/2014 08:09)
Araka ny nolazain'i Hery Rajaonarimampianina tany Toliara dia fidio hono izy fa ho avadiny ho rano fisotro ny ranomasina. Tsy hijaly rano intsony hono ny faritra antsimo. Mifalia izany fa ho tanterak... tohiny
novalian'i andrywui ny 23/01/2014 09:56
andrywui ( 21/01/2014 13:34)
Tena tonga dia tsisy nitsipaka anle valimpifidianana daholo izao tontolo izao ry zareo aa tonga de niara nanaiky sy niara nilaza hanolotanana daholo ary hiara hanarina sy hitondra anjara biriky daholo... tohiny
andrywui ( 19/01/2014 14:08)
Aza mataoatra e , aza miahiahy nareo ry zanak'i dada fa lasa io à , mande io ...... Aza mataoatra fa olona manana diplômes ambony betsaka sady nahita fianarana no ambony saina i Hery Vaovao Rajaonar... tohiny
novalian'i andrywui ny 22/01/2014 22:18
bazylou ( 18/01/2014 20:58)
ho anareo gasin'andafy sy be menomenona ireo dia modia daholo. dia andao hanangana mada vaovao fa tsy be wawawa eto. Rehefa tsy tafody dia miala teto fa tsy misy ilana azy. Tadidio ry zareo fa tsy e... tohiny
novalian'i bazylou ny 19/01/2014 20:03
bazylou ( 17/01/2014 23:20)
mahitsy le8. TSy poinsa io.... tohiny
novalian'i andrywui ny 19/01/2014 13:49
bazylou ( 17/01/2014 23:17)
ity vao tena bonne ry baina fa tsy misy teny vazaha mihitsyny anaran'nilay filoha voafidim bahoaka. milay eeee Dia mangina sy mipetraha daholo amin'izay ianareo tim and co fa resy eeee. ary rehefa r... tohiny
novalian'i andrywui ny 19/01/2014 13:59
andrywui ( 17/01/2014 22:41)
TSY VAKY VOLO , NY RESY TSY ANKORAINA , ZAY NANDRESY TSY HOBIANA FA DE NAHAZO FILOHA VAOVAO INDRAY ISIKA IZANY ZAO .IZAY HITONDRA NY FIRENENA DIMY TAONA VAOVAO INDRAY AMIN'ITY REPOBLIKA FAHEFATRA ITY ... tohiny
novalian'i force02 ny 20/01/2014 15:00
ronaldo09 ( 16/01/2014 07:29)
Aiza ianao ry 'ngahy lehibe fatra-mpanohana an-dravalo o!!Mivoaha rangahy maneho hevitra amizao faharesena anao izao sady We miss you!!... tohiny
novalian'i hery ny 22/01/2014 15:11
andrywui ( 09/01/2014 15:12)
URGENT : "Jean Louis Robinson accepte sa défaite et félicite Hery Rajaonarimampianina" D’après Mahery Lanto Manandafy qui soutient Jean Louis Robinson, ce dernier aurait accepté sa défaite et a... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 16/01/2014 07:18
andrywui ( 09/01/2014 08:40)
Dada any antany lavitra any no misefosefo sy romotra,be mitady bomba apoaka eto amin'ny tanana ,,mampiantso sadeky e mampiantso UI , UA sns .....source vao nivoaka anefa ary voamarina 90% fa nanaiky i... tohiny
andrywui ( 08/01/2014 13:18)
de oe ze propagandy natrehan'ny Rajoelina hono satri lehibena andrimpanjakana izy de foanana daholo !!!??? ary ny propagandy naterhin'ndry Mamy rakotoarivelo sy ny namany lehibena andrimpanjakana ireo... tohiny
novalian'i andrywui ny 09/01/2014 12:42
aleix ( 07/01/2014 20:17)
Sa misy halabato indray..... tohiny
novalian'i aleix ny 07/01/2014 20:22
andrywui ( 05/01/2014 22:08)
- Avelao amzay ity fifanenjehana sy fandrodanana lava ity - Samia manampy arak'izay tandrify azy avy amin'ny raharaham-pirenena na TVA 50.000fmg /an aza - Efa io no ho Filohantsika Dimy taona ka ome... tohiny
novalian'i andrywui ny 24/01/2014 21:44
betsileolahy ( 04/01/2014 13:11)
soa ihany fa tsy lany ny faikam-bazaha fa raha tsy izany niharatsy noho izao gasikara fa tadiavin' izy ieo ampitoviana amin' ny tany miady mihitsy isika ko aiza ko tsy lany aza eny fa na mbola tsy ten... tohiny
novalian'i hadji ny 09/01/2014 11:17
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1851