Politika
ronaldo09
(
31/10/2013 08:51)
Veloma any amy devoly Robinson a!!!Mampamangy koa dada e!!!!Efa tapaka izao fa hitambatra ny hery amy 2nd Tour (hajo,roland,edgard,vital,...) dia vita kabary e!!!
io no atao hoe angaredona tsy hiveren...
suite
répondu par zama91 le 20/11/2013 09:08
AndriambyII
(
31/10/2013 07:46)
Ra8, Ratsiraka ,sy izy roalahy tsy vaky atatra ireto . Izay no hafatra androany Ra Wui wui .
...
suite
répondu par hadji le 01/11/2013 06:37
ralalason
(
29/10/2013 13:18)
Tsy mihetsika firy intsony ny vaton'i Hery sy Robinson, miha-miakatra kosa ny vaton'i Hajo!!...
suite
répondu par hadji le 01/11/2013 15:14
Ialahy
(
28/10/2013 13:43)
efa tokony miomakomana raha sahy an! 1er tour de vita hoe de tonga de midina andalambe @zay, izay fanafodin'io fa raha 2e tour lavitry ny afo ny kitay, tsy adala ny HAT nanao candidats bobaka be fa mi...
suite
répondu par mirananirina le 29/10/2013 17:38
andrywui
(
28/10/2013 12:31)
2em tours !!!!
Ao amin'ny nilavana azy sy ny calcul natao daholo ny entana hatreto à
Olon'ny fitondrana daholo reo eo ambany eo reo !!
Kely finoana amin'i Crusoé ah raha ahita 15% izy à ........
suite
répondu par andrywui le 04/11/2013 10:29
zama91
(
28/10/2013 05:47)
Izay izany no tsy namelana an i ra8 sy lalao hilatsaka , i robinson aza vao 2 mois izay no nalaza efa nahazo vato 31% sahady, ...
suite
répondu par andrywui le 01/11/2013 09:08
andrywui
(
27/10/2013 10:11)
Aleo hande ny 2e tours fa hisy Crusoé ho vaky sambo fanindroa ndray eto !!!
Aleo.hande ny 2em.tours fa ireo rehetra 2em, 3em ,4em ,5em, 6em, 7em ,8em positions reo anie ka mpanohana Fitondrana daho...
suite
répondu par hadji le 28/10/2013 07:30
bazylou
(
26/10/2013 11:19)
ora malagasy
Présidentielles - résultats Cenit à 12h55: Jean-Louis Robinson (22,74%), Hery Rajaonarimampianina (15,15%), Camille Vital (12,08%), Hajo Andrianainarivelo (8,58%)...
suite
répondu par hadji le 28/10/2013 07:26
bazylou
(
26/10/2013 10:34)
raha lany eo ary i robinson. dia miverina i le8. dia inona ny tohiny ??
alain'i le8 ve ny sezan'i robinson ? dia hanaiky ve i robinson hoy ianao na dia izy aza no nahalany azy ?
Raha eny daholo no val...
suite
répondu par moi le 31/10/2013 10:00
ronaldo09
(
26/10/2013 07:13)
Ny malagsy ihany no mahay izany miverina amin'ny naloany izany!Eny e, tsy ny Malagasy rehetra tokoa no namerina an-dRatsiraka tamin'ny 1996 ary tsy ny Malagasy tsivakivolo ihany koa no misarisary mifi...
suite
répondu par charoumeni le 01/02/2014 12:12
bazylou
(
25/10/2013 20:35)
ny tenanay dia nandeha nandray anjara tamin'ny nanisana vato tao amin'ny epp andravoahangy.
Birao 7 no tao ary ny 4 ihany nonangalako vokatra.
Raha ny teto tana aloha dia nazava fa i robinson crusoe ...
suite
bazylou
(
25/10/2013 13:45)
amin'izao isika manoratra izao dia be ny mpandatsa bato an. Na amin'ny 5 aza izy ity dia tsy ho tapitra angamba. ny tvm di anamoaka fa 30 isan jato ny tahan'ireo mpifidy tany Toliara.
Ny ambiny tsy ha...
suite
répondu par bazylou le 25/10/2013 13:49
andrywui
(
24/10/2013 20:28)
ankoatra ny vato fandatsahana normale anie zao de efa samy efa mbo mikotrikotrika halabato tout oany amze tandrify Azy tout daholo e Ngah misy havan'i dada sa havan'i neny eo ry TGV = mbola azo atao a...
suite
répondu par andrywui le 29/10/2013 09:25
kakana1882
(
23/10/2013 16:03)
Vous ne vivez pas à Madagascar, comment apporter votre contribution à l'élection présidentielle du 25 Octobre 2013...
La démarche est on ne peut plus simple : utilisez votre téléphone, votre p...
suite
ialahy
(
23/10/2013 13:24)
izao no mety ho sarisary hipotra enga anie tsy ho izay pouah pouah pouah
lany soamatsara ny N33 nandresy ny tolona hono, ekena, fa i dadavalo te hiverina eo aminy fitondrana mihitsy no tanjony, asaina...
suite
répondu par Ialahy le 28/10/2013 13:40
rakotobe425
(
23/10/2013 09:31)
Za manao hoe mety ho Robinson Jean Louis no hifanandrina amin'i Hery. Ary elahy isany?...
suite
répondu par hadji le 27/10/2013 05:30
rakotobe425
(
23/10/2013 08:54)
Hangetoran'ny mpandatsa-bato fotsiny ireto mpamafy vola ireto fa ny ekipan'i Dada no hiverina eo. Ho lasa amin'izay ny voalavo politika nikiky ny firenena....
suite
bazylou
(
21/10/2013 05:29)
saondazin'ny rfi ity an.
Robinson Jean Louis 54.32%
Hery Rajaonarimampianina 13.26%
Roland Ratsiraka 8.52%
Hajo Andrianainarivelo 4.98%
Camille Vital 3.56%
saondazy tamin'ny 16 oktobra hon ity an,...
suite
répondu par danbal le 24/10/2013 16:31
bazylou
(
21/10/2013 05:10)
tena tsy poinsa ry baina raha araka ny nolazain'ny katala beatrice hoe afaka 10 andro vao hoazo ny valim pifidianana vonjy maika. tsy ohatran"ny hoe afaka ora vitsy toy ny any ivelany , dia mandeha a...
suite
répondu par andrywui le 21/10/2013 19:21
yoni2
(
20/10/2013 11:36)
Nanolotra candidat Dada mba hisolo ny toerany (na i Neny). Tsy efa tokony t@ 2009 ve zany no tokony efa nataony mba tsy hahalavabe ny tetezamita? Fa nilaozan-drazoky nanao nampalahelo be sy nigafy tet...
suite
répondu par hadji le 01/11/2013 07:48
