Politika

Noue ( 03/01/2014 21:42)
Moa ve adala ireo Malagasy izy niharitra nandritry ny 4 taona tao anatin'ny fahoriana , tao anatin'ny fahantrana , tao anatin'ny fandrombana tao anatin'izao zavatra niseho t@ naha-teo an'ireo m... tohiny
novalian'i andrywui ny 16/01/2014 13:35
ronaldo09 ( 03/01/2014 06:48)
Madagasikara an'i Malagasy ary olona mizaka ny zom-pirenena malagasy avy amin'ny Raiamandreniny no atao hoe gasy fa tsy ty metisy rehetra ty de lazaina fa gasy!!!Fandresen'i Rajaonarimampianina dia fa... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 16/01/2014 07:16
hery ( 31/12/2013 09:01)
Manana porofo hono izy ka izay manana porofo mifanohitra amin'ny azy dia aoka hampiseho. Fa aminy dia hosoka mihoa-papana (fraudes massives) no nisy tamin'iny fifidianana iny. Izany hoe tsy hala-bato ... tohiny
bazylou ( 30/12/2013 21:35)
an'i robinson fa i vendredi mbola any afrika atsimo. ianareo anie efa lazaina e. Ary rehefa resy dia mipetraha fa resy fa tsy manangana izao atsanga tsy aman orana rehetra izao no atao raharaha. Tsy ... tohiny
ialahy ( 27/12/2013 16:50)
eny hoa ra malagasy, fa dia inona loatra no tsininao no dia tsy antokisana ianao aminy zavatra ataonao, fa tsy maintsy hoe andefasana iraka manokana? raha izaho no eo aminy toeran'ireo gasy voakitika ... tohiny
novalian'i Tanora ny 28/12/2013 23:44
ronaldo09 ( 27/12/2013 08:37)
Efa 85 isanjaton'ny vokatra zao no voaray ary efa tapitra koa ny vokatra teto amin'ny faritanin'Antananarivo zay nahazoan'ingahy Robinson vato betsaka! midika izany fa lasan'i Hery Rajaonarimampianina... tohiny
100tinl ( 23/12/2013 09:05)
Ny antsasaky ny mpifidy voasoratra anarana no TSY NANDEHA NIFIDY satria misy hafatra tiany ampitaina amin'io fahalainana mifidy io toy ny hoe : mankaleo azy ireo roalahy nanao ny fiodinana faharoa (a... tohiny
Noue ( 22/12/2013 09:49)
Tsy atao mahagaga raha hoe nandresy ny foza satria efa voakajy avokoa ny rehetra. Tsy misy fahamarinana na dia kely aza fa lainga daholo no asesy. Sao heverin'ny foza fa donto daholo ve ny Malagasy ... tohiny
novalian'i moi ny 13/01/2014 13:35
ronaldo09 ( 21/12/2013 12:53)
Sina hoatry ny sifotra nalana loha ny zanak'i dada ato amy serasera, resy ,tena resy ary mbola resy i Robinson: Lazaina fa foza ny miaraka amin'i Andry , lazaina fa zakany Antananarivo !!!Hita izao f... tohiny
novalian'i danbal ny 30/12/2013 18:44
andrywui ( 20/12/2013 19:19)
ireny no tena tokony tsy nataon'i JLR fa hita daholo ny faute fopla rehetra n'i dr jean louis ohatra le HAMAMOANA LE HATEZERANA be tsisy antony LE MORA ENTIMPO be na de zavatra tsisy dikany aza ita... tohiny
novalian'i andrywui ny 03/01/2014 09:23
besady ( 18/12/2013 12:11)
«Si j’ai décidé de me porter candidat, c’est que nous sommes arrivés à un tournant de l’histoire, où il faut changer la pratique et le monde politique. Ce qui importe le plus est de tenir ... tohiny
kapistra ( 17/12/2013 11:34)
Tezitra ny Prd ANR fa tsy tiany lay antsoina hoe foza. Fa mampitovy azy amin’ny biby hono. Anarana hiantsoana anareo anie zany e!Rossy aza niteny hoe izahay foza. Anarana io.Ohatra hoe: Maky (Ragid... tohiny
novalian'i cyril ny 20/12/2013 06:30
alfantomas ( 15/12/2013 17:17)
dia ahoana indray ireto mpihazakazaka maro maniry ny ho eny tsimbazaza ireto ve mba tena mahalala ny andraikitra hosahaniny marina sa maika ny hangoronkarena fotsiny ihany? sao mantsy dia ho MPISOLO V... tohiny
andrywui ( 14/12/2013 16:20)
Aza tonga de tsaraina oe Foza kosa i Hery vaovao e , zany izy oe Vaovao zany fa nohon'ny Tgv Antoko nanolotra azy fotsiny de otran tonga de misy mihoraka oe homboy izy , fa mety hisy blemm amin Robins... tohiny
novalian'i andrywui ny 19/12/2013 12:25
betsileolahy ( 14/12/2013 12:56)
Marina fa antsika rehetra ny safidy amin'ny 20 desambra nefa na izany aza dia ho sanatria ve omentsika ny vahiny ny toeran' ny filohampirenentsika!!!??? Ekena fa tsy tsara na ny laharana faha-3 na ny ... tohiny
novalian'i danbal ny 17/12/2013 18:30
mirananirina ( 10/12/2013 14:22)
Raha ratsy Rajoelina dia ratsy koa Ravalomanana. Tsy hitako mihitsy izay mbola nifidianan'ny Malagasy ny ekipan'ireo olona ireo. Nefa betsaka ihany ireo kandida t@ ny 1è tour...sssss!!!! Adinotsika m... tohiny
cyril ( 10/12/2013 09:41)
[youtube]https://www.youtube.com/watch?v=eIQ3Saax3Bw[/youtube] ze lany eo reveko daholo... tohiny
novalian'i cyril ny 16/12/2013 05:03
danbal ( 09/12/2013 18:05)
O, ry zareo a,hitako t@ tele omaly fa le olona manao propagandy ao ange otran'ny olona ho safotra ho azy eo ampitsanganana eo e, ny lela toa miraikitra,sady sempotra de sempotra, ny hafanana koa moa ... tohiny
novalian'i danbal ny 17/12/2013 18:21
malox ( 08/12/2013 13:37)
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/963ab2fe09ccb4b1aeed4181009e68c3.JPG][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/963ab2fe09ccb4b1aeed4181009e68c3.JPG[/img][/url] Rakotondrainibe Stéph... tohiny
Noue ( 08/12/2013 12:00)
kay ve tena foza gravy ity VITANTSIKA ity eeee !!! tena kivy !!! tena kivy aho mahita an'ity foza mahatsiravina ity !!! be resaka ery hoe VITANTSIKA IO !!! dia ahoana zany paika maharikoriko zany ry... tohiny
novalian'i andrywui ny 13/12/2013 11:49
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1732