Politika
milamm
(
10/03/2014 12:44)
namafisny matoambaovao androany
http://www.midi-madagasikara.mg/politique/2014/03/10/mamy-ravatomanga-levee-de-list/
miha ela velona reo tsy maty manota olon ni-spons an'i raforsa v ho voagidraka, e...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 15/03/2014 12:22
saho
(
04/03/2014 17:01)
Tafiditra any Gasikara daholo izay te hiditra sy mampiseho lela vola devise, ny vola tafiditra anefa tsy fantatra mazava ny fiaviany rehefa tsy atao virement miala banky miditra banky ny fampidirana...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 19/03/2014 03:18
ronaldo09
(
04/03/2014 06:17)
Gaga mihitsy aho raha maheno etsy sy eroa fa tsy mety ny ataon'i John Elite satria miaraka amin'ny MAPAR hono , fa ny ataon'ireo depioté-ndRavalo ve tsy hitanireto olona ireto e!!!Nanaratsy sy nilaz...
tohiny
andrywui
(
28/02/2014 13:56)
ratsy be ny situation ny amzao fa ialan'ny rehetra i dada e , mba ento ambavaka izy fa tsy fantany zay ataony , na raha misy afaka manao tsipaipiaka kely ho azy fa lany vola izy ,
lany teo amn Magro ...
tohiny
novalian'i hadji ny 17/04/2014 14:26
hery
(
27/02/2014 08:37)
Efa noeritreretiko ihany ary nohamafisin'ny L'Express de Madagascar fa hoe mety fandrika fotsiny ho an'i Hery Rajao ilay resaka Resampa. Tifitra mahavoa roa hoy ny fitenenana. Hitandry zalah fa tena t...
tohiny
novalian'i moi ny 04/03/2014 11:49
andrywui
(
23/02/2014 23:05)
Efa mandamina ny fiainampirenena ny olona de korotanindry Rajoelina ndray ,,zao nihantona ndray hono alou ny fanampiana saika ho azon'ny firenena letie ,, en plus no vidé ndrajoelina kou ny vola tao ...
tohiny
novalian'i andrywui ny 28/02/2014 09:39
hery
(
23/02/2014 20:48)
Raha tena hiditra amin'ny krizy tokoa i Madagasikara ka hifanolana ny filoham-pirenena sy ny maro an'isa ao amin'ny solombavam-bahoaka dia ny iray amin'ireo zavatra roa ireo no hitranga. Dia ny fanong...
tohiny
novalian'i andrywui ny 25/02/2014 08:26
hery
(
22/02/2014 10:40)
Na dia hoe mitovitovy amin'ny politika any Madagasikara aza ny eto Italia dia misy fivoarana be kosa ry zareo eo amin'ny fitovian-tsaranga eo amin'ny lehilahy sy ny vehivavy.
Ao amin'ny governemanta ...
tohiny
novalian'i RethaWisozk ny 12/11/2024 04:57
rabaradaka
(
16/02/2014 11:52)
Raha izao fandehan-javatra izao dia ny FFKM no hanolotra izay ho PM eo, i HVM koa efa manantona tsikelikely ny FFKM amin'izao. Raha tehamita ny mandat 5 taona i Hery dia tsy maintsy manao ilay lazain'...
tohiny
novalian'i andrywui ny 25/02/2014 08:27
rabaradaka
(
07/02/2014 11:24)
Tezitra tanteraka ! « Fanalana baraka sy fanimbana olona, tsy azo ekena ny filazan’ny CES fa tsy nahaloa hetra ny kandidà Papa Soulé tao Antsiranana. Olona tsy lany, lasa voafidy. Ho anay, tsy ts...
tohiny
novalian'i radadatoa ny 15/03/2014 13:41
rabaradaka
(
07/02/2014 11:22)
Tsy hisy mpanohitra ny fitondran'i Hery Rajaonarimampianina satria ny mouvance Ravalo sy ireo forongony izay heverina hanohitra no lasa nisolelaka an'i HVM ka lasa olon'ny fitondrana. Veloma dada fa t...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 19/03/2014 03:20
rabaradaka
(
07/02/2014 11:20)
Mazava ny resaka fa nandray vola an-tapitrisany maro ny CES tamin'niny vokatry ny fifidianana député iny. Mba misôsy e, zay no tenin'ireo mpikambana ao ary na hatramin'ny sekretera sy sôfera aza n...
tohiny
Fanhaiky
(
07/02/2014 07:35)
Mandinika rangahy ireto bandy ireto ah! http://www.youtube.com/watch?v=8m8FMOv3C54
ary amin'ny farany ary misy hoe ireo ZANAKA MAPAR ho voakarakara sady mifanandrify amin'ilay namorona ny MAPAR ah! n...
tohiny
andrywui
(
04/02/2014 09:13)
Fa isika Malagasy ireto ve defa voaozona handrava Fitondrana foana e ,,,sao de mba efa VOAOZONA hijanona anaty tunnel maizina sy toekarena ambany , vahoaka mahantra fa matavin'ady nefa !! Maninona rah...
tohiny
novalian'i hadji ny 23/02/2014 14:43
andrywui
(
01/02/2014 18:04)
MPIAMBINA TELOLAHY MIAMPY SIVILY MAROMARO NO EFA MITOROKA ANY AN'I JLR SY I DADA SY NY FORONGONY AO ZAO ,,
ABORABORAKY RY LERONY DAHOLO NY DAOLY
AZA MBA MAHAFOY AINA LERETSY FA TSY MAHAVANONA A
MB...
tohiny
novalian'i radadatoa ny 15/03/2014 13:33
andrywui
(
27/01/2014 09:58)
Ny vahoaka rehetra efa mivonona hande hiala an'i Ejipta hamonjy ny tany Kanana zao ,,ny adala ihany no mbola midongy tsy mety miaraka am maro fa be fo.
Efa misokatra amin rehetra isika zao , ho avy n...
tohiny
novalian'i andrywui ny 01/02/2014 18:00
hery
(
27/01/2014 08:16)
Efa omaly ity resaka ity no niparitaka be tao amin'ny twitter sy facebook ary saika tsy hapetrako eto kanefa rehefa ratsy dia ratsy na iza manao azy na iza ka hapetrako ihany.
Ny fandikàna be fahatan...
tohiny
novalian'i andrywui ny 05/02/2014 13:07
hery
(
25/01/2014 19:39)
Eritreritra mandalo momba ilay baomba vao nipoaka teny Anosy io hariva io. Iza no mety ho nanapoaka ny baomba?
[list]
[*]Mety ho ny mpanohitra satria tsy faly tamin'ny tsy nanekena ny fitoriana nale...
tohiny
novalian'i andrywui ny 29/01/2014 00:00
ronaldo09
(
25/01/2014 14:58)
RAHA atao indray mijery dia roa na telo ihany no tena mpanohana ny fitondrana misy ankehitriny koa ianareo le miseho miditra sy faly reo taiza nareo tamin'ny ady mbola mafa koa izao vao hitady lalana...
tohiny
novalian'i andrywui ny 16/02/2014 12:37
bazylou
(
23/01/2014 23:58)
milaza fatsy bonne na ratsy izao ao madagasikara ao izao dia mitsangana aongany teo io vao nahazo seza io dia raiso ny fahefana ary asehoy anay fa mahery izy.
beuurrkk...
tohiny
novalian'i andrywui ny 01/02/2014 21:35
