Politika

rabaradaka ( 16/04/2014 17:32)
rehefa tratra ireo jiolahy namaky ny biraon'ny fakan'ireo be antitra pension teny Analamahitsy dia fantatra fa basin'ny POLICE avy ao amin'ny borobory tany faha-VI Ambohimanarina ny basy. Dia jerena f... suite
rabaradaka ( 16/04/2014 17:28)
Vao voapetraka ny PM dia misarangotra daholo ireo jiolahy politika, ohatra izany Holijaona Rabaonarijaona izany izay DGA an'ny FLAMCO dia nananan'ny karana vola an'arivony tapitrisa, efa nigadra in-dr... suite
bazylou ( 11/04/2014 21:34)
Ny PM ry gasin andafy izany. Tohano izy fa na teny gasy aza tsy Hainy. Sady le gasin andafy fatritrany mihitsy an. Hahazo taratasy daholo amin izay ny klandy rehetra fa efa andevo frantsay no eo. Be... suite
répondu par hadji le 17/04/2014 14:28
ravatorano ( 11/04/2014 14:49)
Araka ny vaovao nandeha tamin ny radio maro indrindra fa ny rnm moa dia nanendry an Ingahy Kolo Roger ho praiminisitra ny filoham-pirenena Hery Rajanoanarimampianina anio ! Ingahy Kolo Roger dia terak... suite
répondu par hadji le 18/04/2014 06:41
Lesla ( 05/04/2014 00:33)
Mbola midika inona @ isika malagasy io daty io?firy ny olona, indrindra ny tanora mbola mahafantatra any io tantara io?mampalahelo fa toa efa saika tapitra maty daholo ny ankamaroany malagasy nandray ... suite
répondu par lesla le 21/04/2014 14:03
notron ( 01/04/2014 07:16)
salama e! Nandalo teto Madagasikara ny GICM (Groupe de Contact International pour Madagascar), izany hoe : ireo vondrona aty @ faritr'i Afrika (COMESA, COI, SADC, UA, sns..) izany hoe ireo rantsan... suite
répondu par vonynive le 02/05/2014 06:24
milamm ( 29/03/2014 16:16)
tena loza zany mampitaha olona @ biby nge zany e http://www.youtube.com/watch?v=kzg3IRvx0iI lol.............zay vao itako ty aoka lavanify fa i raforsa zao no mitana ny lakile a... suite
répondu par Lesla le 05/04/2014 00:51
milamm ( 28/03/2014 12:15)
fanafoanana ny fifidianana birao maharitra tao @ antenimierapirenena no dingana lehibe heno voalohany @ izy ireo nefa miahiahy ihany koa ny rehetra fa eo ambany fibaikoany prezidansa io vovonany andri... suite
bazylou ( 26/03/2014 09:14)
Anie izao no mitondra e. Avy any Canada , France,...... Fa inona no ataon drajao ? Manao tour du monde dia mangata bola etsy sy eroa. Dia miandry baiko amin ny vazaha hoe iza no PM tinareo. Beuuurrrk... suite
répondu par booboo le 28/03/2014 17:24
milamm ( 25/03/2014 13:21)
Tsara fantatsika rehetra angamba ny mikasika ireny fivoahana any ivelany ireny ataony filoha sy ny mpanaradia azy ary vola mihoampampana lany @ zany satria volany mpandoa hetra isambatan'olona fa tsy ... suite
répondu par milamm le 28/03/2014 12:03
rabaradaka ( 19/03/2014 04:48)
Tena trop loatra ity fisehoana télé ataon'ny SG Ministère de l'Intérieur ity, saika isan'andro ary dia tena miseho azy ho vedette mihitsy. Mitomany ho ministre i Thierry dia miseho télé foana ne... suite
rabaradaka ( 19/03/2014 04:32)
mahagaga ihany ity Filoham-pirenena kanosa sy sarotahotra ity rey olona, mba marina e ! Aiza ve zany raha tsy mankany ivelany dia tsy sahy handray fanapahan-kevitra ? Dia ho lasa mpitsangatsangana iza... suite
répondu par rabaradaka le 16/04/2014 17:40
rabaradaka ( 18/03/2014 06:15)
Misy izao anjelisoa mainty izao milaza ho zanaka an-tranon'ny monsenera Odon mampiesona izao olona rehetra izao fa lazainy fa afaka mampiditra olona ho DG, ho ambassadeur, ho ministre ary ho PM mihits... suite
répondu par rabaradaka le 19/03/2014 03:13
bazylou ( 17/03/2014 19:29)
Fa io tsy fihetsehana io :ihany no tsy Ananan ny gasin andafy solom bavambahoaka na loholona ? Mizesta fotsiny izy ireo hoe : izahay manam bola sy manan tsaina nefa io aza tsy Hainy sy tsy takany. 1 i... suite
répondu par bazylou le 26/03/2014 09:11
bazylou ( 17/03/2014 10:53)
Dia Andao arodana dia soloina zavatra matotra io fitondrana io. Tsy misy resaka TGV sy le8 intsony Eto an. Efa lany daty ireny tsinona. Gasy zato isan jato no ilaina fa tsy t mbazaha izao rehetra iza... suite
répondu par andrywui le 22/03/2014 14:53
bazylou ( 17/03/2014 10:00)
Raha gasy ianao dia mitsangana manohatra izao fandrebirebena sy famonoana an i madagasikara izao. Tsy afaka ny hahita masoandro mihitsy ny ambany lanitra raha izao fisolelafana vazaha sy metisy rehetr... suite
répondu par Fitokisana le 06/06/2014 11:42
bazylou ( 17/03/2014 09:14)
I madagasikara sy ny malagasy dia manana hazon damosina ary tsy mila hazava sy ny volam hazava. Esorina eo amin io seza io daholo izay rehetra maimbo vazaha. Rehefa hanao vola mora sy hihinana ny vo... suite
rabaradaka ( 15/03/2014 12:31)
ny vaovao farany sady marim-pototra dia ity : i Andry Rajoelina sy monsenera Odon Razanakolona no mitady izay fomba rehetra tsy hiverenan'ny Ravalomanana. Miantso etsy sy eroa mihitsy izy ireo mitady ... suite
répondu par rabaradaka le 16/04/2014 17:58
rabaradaka ( 15/03/2014 12:26)
mampalahelo ihany leretsy isika malagasy olon-tsotra fa dia ampiesonin'ireo mpanao politika : lazaina fa IST i Ravatomanga dia avy eo nofoanana. I Hery sy Ravato ange ka niara-nanao bois de rose e ! M... suite
rabaradaka ( 15/03/2014 12:19)
Anisan'ireo anarana nadehandeha tany i ZAFIMAHOVA Serge fa hay rehefa nohalalinina dia anisan'ireo taranaka nampiady ny malagasy tamin'ny andron'ny vazaha lay zalahy io. Ankoatra an'izay dia tsisy mah... suite
répondu par rabaradaka le 18/03/2014 06:16
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 4.2506