Politika

RUZ9 ( 03/07/2014 08:39)
Mahay mampianatra fahamendrehana ny filoha rehefa avy any Israel sy nitsidika tany Vatican. Alohan'ny hitenenanao fahamendrehana nefa aloha, dia mba lazao, aiza ho aiza ao @ isambato marina nifidiana... tohiny
RUZ9 ( 03/07/2014 08:38)
Mahay mampianatra fahamendrehana ny filoha rehefa avy any Israel sy nitsidika tany Vatican. Alohan'ny hitenenanao fahamendrehana nefa aloha, dia mba lazao, aiza ho aiza ao @ isambato marina nifidiana... tohiny
mangana ( 28/06/2014 11:21)
Fa dia inona loatra no any Vatican no toa dodona be ery izato filoham-pirenena voafidim-bahoaka sady mamy hoditra no tena tian'ny vahoaka malagasy ? Sa ve hanome vola be an'i Madagasikara ny Vatican ... tohiny
rhaj0 ( 26/06/2014 14:16)
(apetrako eto ity sao mahasoa... Tao Lakroa 25 Jiona) Fanairana sy Fandavana Tonga ity ny tsingerin-taona fankalazana ny fiverenan’ny fahaleovan-tena. Hitotorebika tokoa ve sa hilanonana ... tohiny
rabaradaka ( 25/06/2014 17:22)
Décret abrogeant le décret n° 2012-272 du 22 février 2012 et portant nomination de M. PILAZA Joreh Bernardin Lucien, Directeur Général de l’Institut National de Formation Administrative (INFA)... tohiny
rabaradaka ( 25/06/2014 17:11)
Encore un amateurisme et une organisation catastrophieque, izay no azo ilazana ny fizarana vary sy menaka ary akoho. Ny akoho izany tena kely, ny vary zara raha misy 3 kg. Efa alina vao voazara satria... tohiny
novalian'i mangana ny 28/06/2014 11:29
rabaradaka ( 25/06/2014 10:38)
Mbola ireto olon-dratsy ireto ihany indray no candidat amin'ny Filohan'ny mpanohitra :Alain Andriamiseza, Max Fabien Andrianirina, Floriot Samihary, Cyrille Rsambozafy et Alain Ramaroson. Milaza amin... tohiny
novalian'i mangana ny 28/06/2014 11:32
bazylou ( 24/06/2014 08:13)
Lasa orinasa komersialy amin izay ny jirama. Ary dia vbeloma lava ry madagasikara fa tonga tamin izay ny jirama privée. Vita hatreo ny fanjakana ......... Lalana tsy azo ivalozana izany hoy ny mena ... tohiny
novalian'i ora ny 24/06/2014 08:19
rabaradaka ( 23/06/2014 06:30)
Alain Ramano mety filohan'ny antoko mpanohitra hoy ny sasany. Fa heverin'ny sasany ho kentrina ve ny mpanohitra malagasy e ? Ireny ange ka tena olona tsy izy mihitsy e ! Mba fantatrao ny loza sy adala... tohiny
novalian'i mangana ny 24/06/2014 15:51
rabaradaka ( 23/06/2014 06:23)
Firy firy ny harena nalaina sy norobain'ny karana teto amintsika ary izao izy vao mainka tena mangorona izay azony satria eo ambany saokany ny fitondram-panjakana nefa dia ambulance ratsy kely sady ef... tohiny
novalian'i endriny ny 02/07/2014 08:58
mangana ( 21/06/2014 09:24)
Raha mbola tsy tonga saina amin'izao ny Filoha hajaina mamim-bahoaka sady tian'izao tontolo izao Hery Rajaonarimampianina dia ny vahoaka no hanala azy tsy ho ela : http://www.madagate.com/politique-ma... tohiny
novalian'i mangana ny 21/06/2014 09:28
mangana ( 21/06/2014 09:00)
Ireto ireo ministre azo antoka fa mbola hilain'ny firenena tokoa satria sady olom-baovao fa tsy ireo efa tsy tian'ny Communauté internationale na ny mahita azy aza. Tena vitsy izy ireto : - Rivo Rak... tohiny
mangana ( 21/06/2014 08:39)
Tratra indray i AHMAD sy ny FIFA ary tena ratsy fitontona mihitsy ilay vaovao. Tsy mahatanty tsikera i Ahmad nefa dia izay no zava-misy, dia mbola sahy handainga sy hilaza hoe diso indray ve iny resak... tohiny
novalian'i mangana ny 21/06/2014 10:04
rabaradaka ( 18/06/2014 10:19)
Izao fitafy jiolahim-bavy izao dia azo itarafana ny toetrany sy ny toe-tsainy. Izao no fondateur ny HVM ao Tsimbazaza. Mba tsy izy kosa izao pataloha rovitra izao na dia hoe la mode aza e ! Jiolahim-b... tohiny
novalian'i bazylou ny 24/06/2014 08:16
rabaradaka ( 18/06/2014 09:46)
Hanaiky ve ireo vahoaka nifidy an'ireto député lasa HVM ireto ? Ny antony nifidianan'ny vahoaka azy ireo dia noho izy ireo "indépendant" nefa izao lasa HVM. Harefo tanteraka ny HVM amin'io zavatra ... tohiny
novalian'i mangana ny 21/06/2014 08:48
bazylou ( 17/06/2014 11:09)
Manomboka rahampitso amin izay hono ny karbira vokatra tao tsimiroro e....... Asa raha mba ho tyonga any ampaosin nynmalagasy tsy vaky volo izany......... tohiny
novalian'i bazylou ny 20/06/2014 11:32
rabaradaka ( 17/06/2014 07:02)
Mba fantatrao malagasy mpamaky serasera ity moa fa an'i Mamy Ravatomanga sy Hajo Andrianainarivelo ireo lotissement vaovao eo ankadimbahoaka ?... tohiny
novalian'i endriny ny 20/06/2014 04:33
rabaradaka ( 17/06/2014 06:58)
Tsotra kely ny mandray fahefana fa rehefa ao anaty fahefana dia tsy hay izay atao ary tena mamitaka ny vahoaka. Tanteraho izay nolazain'ny vava, ohatra roa fotsiny : - ampodio Monsieur Ravalomanana al... tohiny
novalian'i mangana ny 21/06/2014 10:34
rabaradaka ( 17/06/2014 06:49)
mampanontany tena ihany fa maninona no i Koto (Manandafy) no miantso mpanao gazety ny mikasika ny momba an'ny Monsieur Ravalomanana fa tsy ireo zanany akaiky toa an-dry Guy, Hanitra, Rolland Cjricket,... tohiny
endriny ( 17/06/2014 04:19)
Dia miomana ianao Ramalagasy fa tsy hanana kijanan'omby intsony... tohiny
novalian'i Gasiaho ny 20/06/2014 14:48
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 3.3451