Politika

rabaradaka ( 08/10/2014 12:32)
Raha tian'ingahy Hery Rajaonarimampianina ny hitazona an'i Paul RABARY ho ministre dia azy izany, fa aza atao ho Ministre de l'éducation nationale satria sehatra tena goavana io nefa première expér... tohiny
Ruz9 ( 08/10/2014 07:59)
Hampandry tany any Centrafrique ? cliquez sur le lien : [url=http://]cyrius.unblog.fr/?p=316[/url]... tohiny
rabaradaka ( 07/10/2014 16:34)
Tamin'ny fanonganam-panjakana sy ny "lundi noiré tao Antananarivo ary ireo hetsika rehetra nandravana ny MAGRO sy ny fandorana ny RNM sy TVM dia voatonona tao foana ny anaran'ingahy PDS Ny Hasina And... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 09/10/2014 14:06
rabaradaka ( 07/10/2014 04:53)
Mammifères marins : prospection pétrolière en pleine période de reproduction Publié par : APOI 6 octobre 2014 article sur Madagascar Lors de la dernière consultation publique organisée au de... tohiny
rabaradaka ( 07/10/2014 04:25)
Raha resaka DINA no atao indraim-bava dia tsy zava-baovao tamin'ny fiainan-dramalagasy io fa raha ny tantara dia efa tany amin'ny taon-jato faha XVIII no efa nisy dina nifampifehezana. Fa raha asiana ... tohiny
rabaradaka ( 06/10/2014 05:09)
Mitombina daholo ny zavatra notanteriko teto enim-bolana lasa izay, tsy hoe mpaminany akory Rabaradaka na mpamantatra ny ampitso mifono mystère fa olom-pirenena tsotra toa anao, tantsaha aty ambanivo... tohiny
rabaradaka ( 06/10/2014 04:58)
Raha marina ilay resaka hoe lasa conseiller spécial an'ny Filoha mamimbahoaka sy voafidim-bahoaka (na dia 14 % aza no tena azony) ry Tabera Randriamanantsoa sy Voninahitsy Jean Eugène dia tena Repob... tohiny
Noue ( 01/10/2014 10:32)
La promesse présidentielle sur la fin du délestage en 3 mois n’a pas été tenue, c’est un constat. Et le délestage massif de ces derniers temps pourrait coûter cher au régime en place car il... tohiny
rabaradaka ( 23/09/2014 08:02)
Resa-be fotsiny io fampihavanam-pirenena tanisain'ingahy Rajaonarimampianina etsy sy eroa io. Heveriny angamba fa ny firesahany an'izany no hahazoantsika malagasy famatsiam-bola. Raha tsy manao fampih... tohiny
nilex ( 23/09/2014 08:00)
Mampalahelo fa tsy misy mihevitra izay hoavin'ity firenena ity intsony ny mpanao politika malagasy fa dia samy manao izy maha metimety ny tenany sisa e.Natao ny fifidianana teo mba hoe hisian'ny fanan... tohiny
novalian'i hafahafa ny 24/09/2014 12:52
rabaradaka ( 16/09/2014 10:39)
Ity Jean Max ity dia tena saribakolin'ny HVM mihitsy, ary na dia hita sy fantatra aza fa hoe tsy fanaraha-ndalàna dia manao ankisisika foana izy. Raha fahaizana aloha dia sahy miteny aho hoe tsy maha... tohiny
rabaradaka ( 11/09/2014 05:56)
Fampandehan-draharaha tsotra na ilay lazaina hoe service minimum sisa no ataon'ny PM Kolo Roger. Efa tena antomotra io Remaniement io... tohiny
endriny ( 11/09/2014 04:59)
Tsy maintsy navotsotra daholo na ny mpiasan'ny JIRAMA, aza satria, gain be ilay hoe mpiasan'ny CIMELTA fotsiny no avoaka. Tsy maintsy navoaka mantsy fa very fihinana ny deba rehetra raha tezitra eo Ra... tohiny
rabaradaka ( 05/09/2014 04:21)
Resaka bois de rose : Camille VITAL sy Mamy Ravatomanga no mpitondra tena nanao be ndrindra. Ohatra iray, tratra tany Comores sambo nitondra bois de rose deux conteneurs, nankaiza ireo ? An'i Camille ... tohiny
rabaradaka ( 05/09/2014 04:16)
Any amin'ny Amiraly Didier Ratsiraka ny "la clé". Ho hitanao eto ny tohiny tsy ho ela.... tohiny
endriny ( 03/09/2014 21:52)
Dia mahagaga rey olona fa raha tena anton-dia ofisaly no nandehanan'i Kolo Roger tany Sina fa tsy ilay fiavoratana tany eto Madagasikara dia tokony mba ho hita tao amin'ny CNTV.cn ny mikasika ny dia... tohiny
endriny ( 03/09/2014 05:24)
Tanana maromaro eny amin'ny faritra Avaradrano no voatafika omaly alina...... tohiny
novalian'i endriny ny 10/09/2014 06:34
rabaradaka ( 02/09/2014 10:56)
Nanoratra teto aho hoe ho avy ny fotoana hahafeno ny fepetra hirodanan'io gouvernement io, ankehitriny feno tanteraka ny fepetra. Raha tsy manova gouvernement ao anatin'ny fotoana fohy (15 à 30 andro... tohiny
endriny ( 01/09/2014 03:56)
Rabaradaka... Jereo amin'ny asany ny olona fa aza amin'ny teniny.. Asa fa nisy olona niteniteny foana teny ambony taxibe be hoe: "Guy Rivo Randrianarisoa no andragsan-dRa8, nefa tsy hainy fa io no mp... tohiny
rabaradaka ( 30/08/2014 09:19)
Raha lehilahy misaina ingahy Rolland RAVATOMANGA, Minisitry ny Fambolena dia tokony hametra-pialana tamin'ny fandalovan'ny valala teto Antananarivo iny. Valala aza tsy voafehiny ka mainka ny raharaham... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 3.7748