Politika

rabaradaka ( 25/10/2014 09:58)
Mazava ny resaka fa io tokoa ilay nolazaiko hoe hiditra HVM ireo olon-dRavalo toa an-dry Guy Rivo, Hanitra, Ravatomanga sy ny zanaky Dada sasany. Tena efa mazava izany. Tadidiko mihitsy ny niorakoraha... tohiny
rabaradaka ( 25/10/2014 09:53)
Tena liham-boto, izay no azo ilazana an'ity Jaovato ity. Ireny zny no akaman'i Hery Rajaonarimampianina koa tsy mahagaga raha midofotra daholo izay aleha. Iza no tsy nahalala fa nanome vola i Jaovato ... tohiny
rabaradaka ( 18/10/2014 11:39)
tsisy ankoatra an'i Voninahitsy Jean Eugène ve ny conseiller spécial an'i Hery Rajaonarimampianina fa dia tena afa-baraka mihitsyny fitondrana e ! Sa aleo izy hiteny fa zavatra efa ho rava ity... tohiny
novalian'i sitlo ny 20/10/2014 18:58
sitlo ( 18/10/2014 07:48)
Za aloha mbola tsy nampiady angely fa efa nampiady vitsika e! TGV vs Ra8 vs Hery vs Ratsirahonana vs Alain vs Rajabali vs Sinoa vs Andriamanjato vs... jtm ... tohiny
novalian'i sitlo ny 20/10/2014 19:05
rabaradaka ( 16/10/2014 16:05)
Vaovao tena vao teo no azo ity : un suspect porteur du virus Ebola est arrivé à Ivato il y a deux jours. Les médecins de l’Institut pasteur de Madagascar ainsi que l'UNICEF cherchent tout les moy... tohiny
rabaradaka ( 16/10/2014 15:36)
Tamin’ny 7 ora maraina : efa nanomboka tonga teny Faravohitra ireo ex Ministre, ex CT et ex CST et députés TIM Tamin’ny 8 ora maraina hoy i Roland Ravatomanga : J’ai immédiatement téléphonÃ... tohiny
novalian'i moi ny 27/10/2014 13:04
mpisotrtoaka ( 16/10/2014 08:26)
Malindopakistanechinomalai'comorien io izao ny olona mipetraka eto madagasikara ankehitriny ! Izany hoe efa metisy ... tohiny
andrywui ( 16/10/2014 07:47)
Mba nataondry zalah "mise en quarantaine" any Diego aza zany izy fa tsy tonga de Supr na cont+alt+ supr ko . Misaotra an'Anandriamanitra !!... tohiny
rabaradaka ( 16/10/2014 04:52)
Lany henatra sa tsy mahita atao intsony ny mpitondra fanjakana eto Madagasikara fa dia natsangana indray ity hoe Komity miaro ny safidin'ny ara-dalàna (MSA) ary i Mohamed Rachid izay komoriana no fil... tohiny
hadji ( 16/10/2014 02:52)
tena mbola mitarika amin'ny elanelam bato lavitra dia lavitra i rabaradaka sy i andrywii... tohiny
novalian'i force02 ny 23/10/2014 10:03
rabaradaka ( 15/10/2014 08:16)
Kivy ny frantsay tamin'ny fahadondronan'ny mpitondra Hery Rajaonarimampianina sy ny ekipany. Tsy azo antoka io, izay zao no resaka any France any ! Dikan'izay, tsy haharitra ela eo io Hery io fa hamer... tohiny
novalian'i andrywui ny 16/10/2014 06:53
andrywui ( 15/10/2014 07:07)
Tsy niova mintsy dada fa vo maika pire aza amin fiteny , fanabatibatina , fanambaniana oul (miaramila ,av7...) Grav be ne zany oe tsis pport nefa miditra amn territoire anakiray zany . De aveo tokony... tohiny
novalian'i moi ny 27/10/2014 13:10
rabaradaka ( 15/10/2014 05:20)
O leretsy a, tena henatra tsy roa aman-tany ange izao misy izao e, aiza ve ka zanak'Imerina mandroaka sy manilika zanak'Imerina ? Tena mahagaga sady mahatalanjona izao ataon'ny Filoha Hery sy Ravaloma... tohiny
rabaradaka ( 14/10/2014 05:53)
"handray ny andraikitro amin'ny mahaFiloham-pirenena ahy aho", io no tenin'ny Filoha mamim-bahoaka sy voafidim-bahoaka (na dia 10% aza) omaly raha nanao fanambarana mikasika ny fidiran'ingahy Ravaloma... tohiny
rabaradaka ( 14/10/2014 05:07)
Manahy aho fa terena havoaka ny faritra Madagasikara i Ravalomanna Marc dia halefa any Maurice na Mozambika. Vitan'i Hery sy ny HVM ny manao an'izany. Raha izay no hiseho tokoa dia ady tsy vita satria... tohiny
andrywui ( 13/10/2014 21:20)
Nentindry le babakoto b reny nakaia ary i dadanay ?? Tsssshhh ... tohiny
novalian'i shannie ny 16/10/2014 06:31
rabaradaka ( 13/10/2014 11:11)
Ety ambony taxibrousse hody fa avy nahita kely an-dRavalomanana aho no manao kajikajy politika, io ilay kajikajin-drabaradaka rey olona a, dia izao ilay kajy : raha hiandry fifidianana manaraka i Marc... tohiny
hery ( 13/10/2014 07:36)
Salama daholo, Araka ny vaovao io maraina io izany (izay navoakan'ny RFI koa ho an'izay mila porofo frantsay aloha) dia tonga ao Antananarivo tamin'iny alina iny Ravalomanana. Hatramin'izao aloha dia... tohiny
rabaradaka ( 11/10/2014 12:25)
O leretsy a, hitanareo ve ireo nilaza hoe hanangana indray ny CRN Comité national de réconciliation fa tsy Comité pour la réconciliation nationale intsony, hitanareo ve ireo olona nanatrika tao ? ... tohiny
rabaradaka ( 08/10/2014 13:09)
Mirangorango be mihitsy ny ministre ary mandrapaka izay azo harapaka satria efa hiala hono. Asa na mba fantatry ny Filoha Hery sy ry Rivo Rakotovao fa ireo ministre ireo vonona ny hiditra HVM daholo f... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.6745