Tonga Ravalo nefa milamina ny tanàna

1. hery ( 13/10/2014 07:36)
Salama daholo,

Araka ny vaovao io maraina io izany (izay navoakan'ny RFI koa ho an'izay mila porofo frantsay aloha) dia tonga ao Antananarivo tamin'iny alina iny Ravalomanana.
Hatramin'izao aloha dia tsy misy korontana araka ny nezahin'ny TGV naparitaka fony izy tsy nety tafiditra. Enga anie mba tsy ho avy hanakorontana indray ny andaniny (tahaka ny AVCette moa?).

Raha toa ka misy fanenjehana ara-pitsaràna dia tokony azo atao tsara tsy misy korontana izany tahaka izay manjo an'i Sarkozy any France.

Dia ho hita eo ny tohiny.


2. hafahafa ( 13/10/2014 07:58)

hery:

Salama daholo,

Araka ny vaovao io maraina io izany (izay navoakan'ny RFI koa ho an'izay mila porofo frantsay aloha) dia tonga ao Antananarivo tamin'iny alina iny Ravalomanana.
Hatramin'izao aloha dia tsy misy korontana araka ny nezahin'ny TGV naparitaka fony izy tsy nety tafiditra. Enga anie mba tsy ho avy hanakorontana indray ny andaniny (tahaka ny AVCette moa?).

Raha toa ka misy fanenjehana ara-pitsaràna dia tokony azo atao tsara tsy misy korontana izany tahaka izay manjo an'i Sarkozy any France.

Dia ho hita eo ny tohiny.




Miarahaba namana a!
Merci bcp @ le info, vaovao mahafinaritra zany ary mety mba anova zavatra eto aminy firenena ny fiverenany.
3. hadji ( 13/10/2014 09:27)
aoka tsy hisy tabataba eto an
4. rabaradaka ( 13/10/2014 09:41)
niatrika teny Faravohitra ity tambanivohidahy Rabaradaka nitsena an-dRavalomanana, somary nihena sy nihafotsy volo ingahy Ravalomanana. Araka ny nolazaiko teto 2 herinandro lasa angamba izay dia nisy convention nifanaovan-dRvalomanana - SADC - Union Africaine - Hery Rajaonarimampianina mikasika ny fiverenany. Hiezaka aho hahita an'io conevention io mba haseho ho hitan'ny rehetra eto. Tonga izany Ravalomanana dia miandry an'i Rajoelina hody fa hanomboka tsy ho ela ny Fampihavanana
5. rabaradaka ( 13/10/2014 09:47)
Raha ny vaovao dia afaka 15 andro any ho any dia hiroso amin'ilay Fampihavanam-pirenena ry zareo 5 mirahalahy filoha ary hijoro amin'izay i Rabaradaka fa efa ela niandrasana.
Tongava daholo fa antsika io fampihavanana io
6. hadji ( 13/10/2014 09:52)
tsy asiantsika tabataba eto e
7. rabaradaka ( 13/10/2014 10:42)
fa na izany aza tokony hahay handanjalanja izay lazainy ihany Ravalomanna arytokony hanana fo tony ihany koa i Hery sy ny TGV. Raha marina ilay hoe tsy naheno ny nahatongavany ny HVM sy ry Rivo mainty dia izy ireo no tena vendrana
8. hery ( 13/10/2014 12:02)
Efa voasambotr indray ary izy kou.

Dia inona no tohiny?
9. vahiny2004 ( 13/10/2014 12:36)

hery:

Efa voasambotr indray ary izy kou.

Dia inona no tohiny?


hoy i orange.mg
"Par ailleurs, ces éléments des forces de l'ordre ont fait savoir qu'ils ont procédé à cette arrêstation, afin d'assurer sa propre sécurité. "

mampihomehy ...
10. vahiny2004 ( 13/10/2014 14:57)

rabaradaka:

Raha marina ilay hoe tsy naheno ny nahatongavany ny HVM sy ry Rivo mainty dia izy ireo no tena vendrana


Mampiesona voaesona !
11. ronaldo09 ( 13/10/2014 17:31)
Ity Hery ty rey olona sao de mba zanaky Ravalo amy sisiny lelekeeee!!!!Aiza moa rangah fa de tena miondana Ravalo anie marina e! Mba afempeno e!!!! Sady ny TGV zany efa tsy eo amy fitondrana ka inon ny olana?
Mba afeno ny fiondanana ravalo raherya !!!! Marina eee!!!!Latsaka ambany mihitsy ve rangahy ry Josoa sy Tojo noho i Lery!!!!
12. hery ( 13/10/2014 20:11)
Otran'ny tsy niteny hoe Dada aho teo an :-)

13. andrywui ( 13/10/2014 21:31)
Tsy niteny hoe dada i hery fa falifaly b tamn vo tonga i dada sady ni.insulte be ny AV7 (cette) ozizy ...
14. hery ( 13/10/2014 21:54)
Noheveriko fa ho faly daholo ny malagasy hoe hilamina amin'izay ny tanàna.
Noheveriko hoe faly ny Malagasy hoe tonga amin'ny fampihavanana amin'izay isika.

Kanjo kay mbola tsy izany fa mbola nandeha ila ilay fampihavanana...
15. andrywui ( 13/10/2014 22:15)
Ka izy ary ty lasa rano tsy hita ndray ze nasian'ny oul ny vatabeany kou ,,,
Vo tonga v ry hery de vava be (tsy niova mits) no nararadrarany kou . Nihantsy ady tanteraka mitsy , tsy mila miandry élection 2018 zan hono fa tonga d haka fahefana amn korotana .
Zany v de ahafaly ny vahoaka malagasy ??
16. rabaradaka ( 14/10/2014 03:41)
Aiza ny Dadanareo ? aleo ho valiako izay fa an-dàlana hiakatra aho io. Rehefa avy eo mahazo vaovao nareo rehetra na gasy na tera-tany vahiny na kristiana na silamo na inona na inona , dia mba calme daholo aloha e !
17. hafahafa ( 14/10/2014 05:10)

rabaradaka:

Aiza ny Dadanareo ? aleo ho valiako izay fa an-dàlana hiakatra aho io. Rehefa avy eo mahazo vaovao nareo rehetra na gasy na tera-tany vahiny na kristiana na silamo na inona na inona , dia mba calme daholo aloha e !

Efa hita ve i Dada e!
Tsy masaka mitsy le nataondry zalahy a!
18. vahiny2004 ( 14/10/2014 07:02)
Efa tafiditra Ra8 vao mikorapaka, nefa teo fromazy be feno lavaka :-)

NODY AHO AKIA

Nody aho izao ry Lalao,
Ka tairo ny afindrafindrao.
Ny nidirako teto tsy haiko,
Fa tapaka hatramin’ny tsinaiko…
Hay feno jamba eo Ivato,
Kanefa misava tsy an-kiato
Izay fiaramanidina tonga
Fa toa zary lasa somonga
Ny fiambenana izato habakabaka
Fromazy be feno lavaka….

Izaho tsy hiteny aminao
Hoe iza no ao ambadik’izao,
Fa ny atsy Afrika Atsimo
Lazaiko na dia tsy mampino
Fa anisan’ny nanampy ahy
Sy nanosika ahy ho sahy.

Tafody aho akia ry Lalao,
Ho hita eo izay lazain-dRajao.
Ny hany mba hafatro kely
Andao isika mba tsy hifamely
Fa hilamina sady hisesy
.. Tsy misy hivoaka ho mpandresy
Raha hozatra no ampiadiana
Ny vahoaka rahateo efa liana
Ny hamantatra izay mety hitranga,
Moa ny miaramila efa ranga:
Hisambotra ve sa hiaro?
Ny ao an-tsainy aza izao mifangaro
Hoe iza indray no ho tohanana,
Fa nody ity Ravalomanana ….

Dafy Noely 13/10/2014
19. hafahafa ( 14/10/2014 07:41)

vahiny2004:

Efa tafiditra Ra8 vao mikorapaka, nefa teo fromazy be feno lavaka :-)

NODY AHO AKIA

Nody aho izao ry Lalao,
Ka tairo ny afindrafindrao.
Ny nidirako teto tsy haiko,
Fa tapaka hatramin’ny tsinaiko…
Hay feno jamba eo Ivato,
Kanefa misava tsy an-kiato
Izay fiaramanidina tonga
Fa toa zary lasa somonga
Ny fiambenana izato habakabaka
Fromazy be feno lavaka….

Izaho tsy hiteny aminao
Hoe iza no ao ambadik’izao,
Fa ny atsy Afrika Atsimo
Lazaiko na dia tsy mampino
Fa anisan’ny nanampy ahy
Sy nanosika ahy ho sahy.

Tafody aho akia ry Lalao,
Ho hita eo izay lazain-dRajao.
Ny hany mba hafatro kely
Andao isika mba tsy hifamely
Fa hilamina sady hisesy
.. Tsy misy hivoaka ho mpandresy
Raha hozatra no ampiadiana
Ny vahoaka rahateo efa liana
Ny hamantatra izay mety hitranga,
Moa ny miaramila efa ranga:
Hisambotra ve sa hiaro?
Ny ao an-tsainy aza izao mifangaro
Hoe iza indray no ho tohanana,
Fa nody ity Ravalomanana ….

Dafy Noely 13/10/2014

Milay e!
Mafinaritra,
Tena itako faly daolo ny olona fa otrany zay vo otsara ny andro
20. hafahafa ( 14/10/2014 07:42)

vahiny2004:

Efa tafiditra Ra8 vao mikorapaka, nefa teo fromazy be feno lavaka :-)

NODY AHO AKIA

Nody aho izao ry Lalao,
Ka tairo ny afindrafindrao.
Ny nidirako teto tsy haiko,
Fa tapaka hatramin’ny tsinaiko…
Hay feno jamba eo Ivato,
Kanefa misava tsy an-kiato
Izay fiaramanidina tonga
Fa toa zary lasa somonga
Ny fiambenana izato habakabaka
Fromazy be feno lavaka….

Izaho tsy hiteny aminao
Hoe iza no ao ambadik’izao,
Fa ny atsy Afrika Atsimo
Lazaiko na dia tsy mampino
Fa anisan’ny nanampy ahy
Sy nanosika ahy ho sahy.

Tafody aho akia ry Lalao,
Ho hita eo izay lazain-dRajao.
Ny hany mba hafatro kely
Andao isika mba tsy hifamely
Fa hilamina sady hisesy
.. Tsy misy hivoaka ho mpandresy
Raha hozatra no ampiadiana
Ny vahoaka rahateo efa liana
Ny hamantatra izay mety hitranga,
Moa ny miaramila efa ranga:
Hisambotra ve sa hiaro?
Ny ao an-tsainy aza izao mifangaro
Hoe iza indray no ho tohanana,
Fa nody ity Ravalomanana ….

Dafy Noely 13/10/2014

Milay e!
Mafinaritra,
Tena itako faly daolo ny olona fa otrany zay vo otsara ny andro
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1894