Politika

cyril ( 13/05/2014 09:45)
Tena tsy mahita hevitra intsony ny mpanao borety ety am tanàna fa efa lany tanteraka izao ny barìka Tiko. Ny daba afaran'ny karàna nefa malemy kely tsy azo atao inona. Tena mitady fatina tomobil pe... tohiny
novalian'i andrywui ny 15/05/2014 14:51
hery ( 13/05/2014 08:02)
Tafiditra tanteraka ao anatin'ny fitondran'i Hery Rajaonarimampianina isika amin'izao fotoana izao, ny zavatra nolazainy tamin'ny zoma dia hoe izao amin'izay izy vao tena hiasa satria izay vao tena mi... tohiny
novalian'i endriny ny 07/06/2014 05:51
rabaradaka ( 10/05/2014 10:38)
raha ny zava-misy teny Tsimbazaza aloha dia mazava fa tsy mahay ny PM Kolo Roger, tena tsy ao amin'ny zavatra hainy ity fitantanana raharahram-panjakana ity. Koa ho hita eo zany ko ! Io no niantefan'n... tohiny
rabaradaka ( 10/05/2014 09:22)
tena hita hoe amateurisme be mihitsy ary voaporofo izao ny ataon'ireo ao anaty lapa, aiza ve ka Olom-panjakana ambony (samy exécutif) nefa dia indray andro no hisehoany télé, PM teny Tsimbazaza, He... tohiny
bazylou ( 08/05/2014 23:10)
Izao ny baolina ry zalahy....... Akijijy hono e..... Beeuurk... tohiny
novalian'i endriny ny 31/05/2014 05:55
bazylou ( 08/05/2014 23:06)
Izao no filoha, dépité, minisitra... Mitondra an i madavfa mbola tsy tafavoka ihany. Beuurrk... tohiny
bazylou ( 04/05/2014 09:06)
Rakrisy sa i be....... Rahampitso ao amin ny antenimieram pirenena ?... tohiny
novalian'i zazabel ny 10/05/2014 15:42
rabaradaka ( 03/05/2014 07:58)
Tsara ilay fandaharana ary nahafinaritra tokoa ny ady hevitra mikasika ny fitsinjaram-pahefana tao : mpanao politika ny iray, mpikaroka manam-pahaizana ny iray ary administrateur civil ny iray. Fa ny ... tohiny
novalian'i bazylou ny 04/05/2014 09:04
vonynive ( 02/05/2014 07:03)
miarahaba ny mpisera mahate hidera ny hetsika na asa na resaka na fanehoan-kevitra momba ireo nosy misandrahaka manodidina ny nosintsika ataon'ireo rantsamangaika ankehitriny, na ny mpitondra fanjakan... tohiny
novalian'i vonynive ny 16/05/2014 12:04
nygasysoafifameno ( 01/05/2014 15:51)
ANTSO AVO, PEDAGOJIA HAIfanabeazana ho olom-pirenena, FANAIRANA AVO sy FAOBE MAMBARA LOZA ! IARAN-DOZA GOAVANA indray ny TANINDRAZANTSIKA i MADAGASIKARA, ny VAHOAKA sy ny TARANAKA Malagasy ! « COMMU... tohiny
rabaradaka ( 30/04/2014 13:05)
Tsy tian'ny Zandary i PAZZA izay sekreteram-panjakana misahana ny Zandary satria tsy manana experience de commandement i Pazza. ... tohiny
rabaradaka ( 30/04/2014 12:35)
rabaradaka ( 30/04/2014 12:33)
http://www.presidence.gov.mg/wp-content/uploads/2014/04/CV_Min-Elevage_Randriamampionona-Joseph-Martin.pdf... tohiny
saho ( 26/04/2014 19:42)
Vokatry ny fitiavambola, tia tena,tsy mitsinjo ny tena dikany atao hoe volambahoaka, aiza tsy ho noana sy malemy daholo ny te hitolona sy hiady ny contre PADESM (antoko tanindrana tsy misy merina mat... tohiny
bazylou ( 25/04/2014 08:03)
Efa miverina indray mantsy io resaka nisy kely ireo. Efa mandeha ny feo sy resaka fa Alain ny madagasikara daholo ireo ary efa nahazo rating tamin ny ONU. Ka asa ahoana ny tohiny. Maninona raha zanah... tohiny
bazylou ( 24/04/2014 08:51)
Dia gasy tsy mahay teny gasy Dia gasy hoamidin ny minisitrany Dia rajakom bazaha. Tena hotapahako ny tanako raha ry dadafara sy ry jaona eliten nyb téléphone copie sy fosika no hahavita antsakany s... tohiny
novalian'i hadji ny 02/05/2014 04:18
bazylou ( 24/04/2014 08:42)
Modia dia mitsangana daholo ary sahia manao zavatra ho an i madagasikara raha zanak i gasikara ianao. Ny PM izao efa i faillite.... tohiny
nygasysoafifameno ( 19/04/2014 15:59)
ANTSO AVO, PEDAGOJIA HAIfanabeazana ho olom-pirenena, FANAIRANA AVO sy FAOBE MAMBARA LOZA ! IARAN-DOZA GOAVANA indray i MADAGASIKARA, ny VAHOAKA sy ny TARANAKA Malagasy ! « COMMUNICATION EDUCATION C... tohiny
novalian'i hadji ny 02/05/2014 04:15
essera ( 18/04/2014 14:28)
Mizara telo ny olombelona. Ny loha Ny vatana Ary ny ratsam-batana. Lesona mbola tadidy io tamin'ny kilasy fanabeazana fototra. Fa zah mahita hoe lasa ohatran'io ny MAPAR : - Ny loha izay miaraka am... tohiny
hery ( 18/04/2014 06:24)
I Jeannot Ramambazafy angamba no manana dossiers be indrindra ho an'ny olona be indrindra ao Madagasikara. Na ianao io aza :-) Fa ny tena mampihomehy dia tsy mivoaka mihitsy ireny dossiers ireny raha ... tohiny
novalian'i andrywui ny 20/04/2014 12:36
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6014