mety ve raha mba alefanareo mpandrindra any amin'ny facebook ny songadin-kevitra sasantsasany eto ?

1. rabaradaka ( 16/06/2014 07:25)
mety ve raha mba alefanareo mpandrindra any amin'ny facebook ny songadin-kevitra sasantsasany eto ? Misy hevitra tsara eto
2. hery ( 16/06/2014 13:53)
Toa efa ao
3. rabaradaka ( 17/06/2014 06:56)
zany ve ? Tsara kosa izany Monsieur Hery a, ianao aloha hitako ao amin'ny facebook sady bogosy tsara an ! alefaso ao daholo Monsieur Hery izay hevitra tsara ato a ! Ity serasera ity ange no misy forum tena malalaka sy tsy voafehin'ny vazaha e ! Misaotra Monsieur Hery a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2014