Fa nankaiza ny zanany no ny dadatoany no miantso mpanao gazety ?

1. rabaradaka ( 17/06/2014 06:49)
mampanontany tena ihany fa maninona no i Koto (Manandafy) no miantso mpanao gazety ny mikasika ny momba an'ny Monsieur Ravalomanana fa tsy ireo zanany akaiky toa an-dry Guy, Hanitra, Rolland Cjricket, Hanta be nify, sy ry Olga sy Lanto ? Sa ve rehefa mahazo seza dia mifitsaka ? Io ange ilay efa lazaiko foana e, ireto olon'ny Monsieur Ravalomanana ireto ange ka olonolom-poana e, rehefa mahazo seza dia adino na odian-tsy fantatra intsony ny lokaloka hoe mody Monsieur Ravalomanana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2084