Politika

alfantomas ( 19/10/2013 09:44)
aiza ny kara-pifidianana sy nenaran'ny mpifidy sasany sa izay ilay hoa manara-penitra???... tohiny
betsileolahy ( 19/10/2013 09:33)
Tsy fantatra mihintsy hatreto na ny anarany fotsiny aza ireo kandida sasany nefa efa herinandro sisa ny fifidianana.... tohiny
novalian'i andrywui ny 19/10/2013 15:00
Annita.R ( 19/10/2013 06:20)
Les deux personnes citées sont actuellement entrain de préparer un petit voyage vers l'île Maurice dont le but c'est de verser de l'argent(en milliard) vers une banque Mauricienne...Sachant que leu... tohiny
novalian'i bazylou ny 21/10/2013 05:12
Annita.R ( 18/10/2013 08:56)
Nahely ny tsaho tao ibity satria natahotra an'i n°6 izy ka naparitany hoe nisy an'izao sy izao, raha marina izany dia mba omeo preuve à l'appui azafady fa aza mitsara sy manenjika fotsiny ... tohiny
novalian'i bazylou ny 21/10/2013 05:30
Annita.R ( 18/10/2013 07:04)
izahay aty Paris, mihasa ato amin'ny "Ambassade" dia gaga sy lasa saina fa dia inona loatra izany noho hataon'zareo ao?? aty aminay dia tena tsy misy infrastructure sy rénovation mihitsy aty, ny tran... tohiny
Annita.R ( 15/10/2013 10:31)
ka hatao ahoana eh?? mino aho fa io hevitra nentin'i Hajo io zao efa ela no tao andohany!! ary efa mba niezahany nifampiresahany tamin'ireo..fa indrisy moa fa ireo olona ireo dia faly ny hitsetsitra f... tohiny
novalian'i dadabe ny 16/10/2013 15:55
Annita.R ( 14/10/2013 12:02)
amin'izao fotoana izao dia tena mahamenatra ny hataon'ireo akaiky ny n°3 satria dia hasehony fa mbola tsy voky ihany r'zareo...avy Minisitra ny sasany dia mbola te hanao depiote satria lany sahady ny... tohiny
novalian'i danbal ny 24/10/2013 18:25
Annita.R ( 14/10/2013 07:02)
Nilaza izy fa fitsarana tsy mitan'ila sy hampalalahana ny serasera eto Madagasikara kanefa dia jereo!! ny minisitrin'ny fitsarana sy ny serasera manaraka azy eny fona rehefa mandeha manao propagandy i... tohiny
hadji ( 14/10/2013 03:26)
hono hoy aho e efa mahay mampiasa azy ve ianao? dia rehefa inona dia vato maty io biletà io? ny mahavariana ahy dia hoe aiza ny vola nanaovan'ireo propangady nefa ny krizy mafy be ... tohiny
novalian'i danbal ny 24/10/2013 18:13
Annita.R ( 13/10/2013 09:27)
Mba hatraiza izao ny fanomanana ny fifidianana?? inona ny tsy mety?? inona ny mety??... tohiny
novalian'i ralalason ny 18/10/2013 09:30
Annita.R ( 13/10/2013 06:44)
Fantatra ary tonga dia ho azo antsaina fa i n°3 dia tsy maintsy anao zavatra indray amin'io herinandro lehibe io, ka mino aho fa hisy ny zavatra hitranga eo ....... tohiny
novalian'i locl ny 15/10/2013 19:41
alfantomas ( 12/10/2013 05:14)
Toa lasa fampisehoana miaraka amin'ny mpanakanto sy fampihainoana ny "bande originale" ny kandida ho aho ilay fampielezan-kevitra eh. Tsy misy kandida na iray aza mba milaza izay tena fandaharan'asany... tohiny
novalian'i hadji ny 14/10/2013 03:28
alfantomas ( 12/10/2013 05:13)
Toa lasa fampisehoana miaraka amin'ny mpanakanto sy fampihainoana ny "bande originale" ny kandida ho aho ilay fampielezan-kevitra eh. Tsy misy kandida na iray aza mba milaza izay tena fandaharan'asany... tohiny
Annita.R ( 11/10/2013 07:47)
nanao propagandy teo amin'ny tsenan'Anosibe i 34 ka nohesoriny sy nalefany "fourrière" daholo ireo fiaran'olona teo amin'ny fihantsonana!! izany ve dia mba rariny!!! raha tonga eo amin'ny fitondrana ... tohiny
novalian'i Annita.R ny 11/10/2013 12:02
Annita.R ( 11/10/2013 07:21)
Dia misy tsy matahotra mihitsy ny sasany amin'izao 2 herinandro alohan'ny andro lehibe izao!!! dia tena volam-bahoaka no ataony mahita amin'ny propagandiny!!... tohiny
novalian'i hadji ny 14/10/2013 03:30
rabaradaka ( 10/10/2013 09:41)
Lazaina fa olon'Andriamanitra a, avy eo mahay mitantana e, ary koa tsara fitondrana tena e, ary ilay hoe io no puissance vaovao. Hoy aho hoe : ny vady aman-janakao aza narianao ary natakalonao zaza bo... tohiny
Annita.R ( 10/10/2013 06:43)
Et oui on est déjà le 10 du mois d’octobre en ce moment… il ne nous reste que 2 semaines exactement avant de procéder à l’élection présidentielle , qui est fixée pour le 25 octobre … Qu... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 10/10/2013 14:48
bazylou ( 10/10/2013 04:47)
daholo ireto pd sy pedophile bediabe vazaha ireto fa mahatsiravina. milay be le tany nosybe an ... tohiny
novalian'i dadabe ny 16/10/2013 15:53
bazylou ( 10/10/2013 04:46)
ny num1,12, 2,9;11,12,16,17;18;20,21,22,23,24;25,26,27;28,29;30... tohiny
bazylou ( 10/10/2013 04:43)
asondrony 40 isan jato hono ny karama, hanaramaso ny fifidianana hono tazy, anafatra vary ary vono na ny ampiasa sy anome vola 2 000 000 000$ isan taona hono tazy. dia tena tsy niova ihany ilay zala... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.9748