Politika

bazylou ( 10/10/2013 04:39)
sy zato isan jato alaina. fa tsy hoe jean louis robinson, na brechard, na georget na koa hoe camille vital ... suite
Annita.R ( 09/10/2013 11:59)
isaky ny misy azy,izay handehanany rehetra dia hampanantenainy "lalana vaovao" foana... kanefa raha jerena dia mahagaga fa ny lalana kelin'i Antananarivo aza simba² tsisy nambohariny akory!! feno tsi... suite
répondu par bazylou le 10/10/2013 14:37
Aina_Malala ( 08/10/2013 14:31)
Le candidat Président Hajo Andrianainarivelo, en visite électorale à Antalaha, exige que la transparence soit de mise pour toutes les transactions concernant les richesses du pays.... suite
répondu par vahiny2004 le 09/10/2013 09:47
Aina_Malala ( 08/10/2013 05:43)
636
ny premier tour @io fifidianana io dia i n°6 sy n°3 no hitarika ny salan'isa betsaka, fa @deuxième dia hazon'ny n°6 io ka izy no ho lany filohan'i Gasikara!! ka zay ilay hoe 636.....ainao tsara iz... suite
bazylou ( 07/10/2013 04:53)
na hoany na tsy hoany dia tsy maintsy mifidy isika na iza hanao na iza no tsy hanao. Aza manaiky rebireben'ny izao nandra rehtra izao.... suite
Aina_Malala ( 05/10/2013 10:42)
Heverin'i n°3 fa dentiste ary ve ny olona no aseho be foana iny tsikim-boalavony iny, tsssss sady hitah fa terena hitsiky fotsiny izy @ireo sary misy azy... suite
Aina_Malala ( 05/10/2013 10:25)
aza dia variana enao ngah 34 fa fenoy ny banga navelanao ah!!! zao zao simba ny ery Ambanidia dia jerem-potsiny,sa hamono vahoaka @io????... suite
Aina_Malala ( 05/10/2013 09:04)
ingahy n°34 dia tsy hita be ny any.... tsy afaka misedra irery izy ary tsy hafaka ny hitolona amin'ny vahoaka raha tsy eo anilany i ngahy "Rajao"... Toy izany ihany koa ingahy n°33 .... raha tsy eo ... suite
betsileolahy ( 05/10/2013 06:57)
samy manao zay ho afany ny kandida rehetra amin'ny fandresena lahatra ny mpifidy amin'izao propagandy izao: hilamina hono ny tany hoy ny sasany, tsy hisy remenabila intsony hoy ny hafa, ny ankilany mi... suite
bazylou ( 04/10/2013 18:51)
ao am tv plosy annn, laza razafiarison, dr brigitte, fetison, ary i ratrema william. averin'i fetison hono le8,sy ny mpanao sesi tany rehetra. i laza hono hanome alalana hivarotra sy hitra ny toka ga... suite
Annita.R ( 04/10/2013 12:08)
"La vente n’a pas pour but la sécurisation des élections" En effet, Rajoelina a déclaré que la vente des stocks de bois de rose est nécessaire pour appuyer "la sécurisation des élections" alo... suite
répondu par Annita.R le 04/10/2013 14:19
Annita.R ( 04/10/2013 09:24)
Nisy iny zao ny sakana voalohany nahazo an'i n°10 , dia aveo nandeha ndray i n°33 Ankehitriny dia i [u][i][b]n°6 [/b][/i][/u]ndray no lasibatr'ireo mpialona sa saritahotra no hilazana azy??? "ataho... suite
Annita.R ( 03/10/2013 15:24)
Tadiavin'ny minisitry ny atitany katsoina ny fampielezan-kevitr'i Hajo Andrianainarivelo. Hisy ny valan-dresaka atao amin'ny mpanao gazety androany amin'ny 08 ora alina etsy amin'ny foibe toerana etsy... suite
Annita.R ( 03/10/2013 14:30)
zay ve ilay modely fifampitondrana eo @fiaraha monina? niala ny pds tana dia avela tsy ho hisy tsony eo, dia aona zany raha tafiditra eo amin'seza tena izy??? tsy vao maika tena loza??? conclusion> t... suite
répondu par Dreamlover14 le 04/10/2013 21:39
Annita.R ( 03/10/2013 13:07)
TVM, na Televiziona Malagasy..hita eraky ny nosy kanefa olona iray ihany no mahazo maneho hevitra @izany hainao manjery izany raha manerana ny nosy no ho resahana fa ny 32 kandida dia eto Antananarivo... suite
répondu par Dreamlover14 le 04/10/2013 05:22
Annita.R ( 03/10/2013 12:00)
koa raha efa tena nandinika aho sy amin'ny maha olona nandalo fahalalana sy fahaizana dia nataoko ny kajikajy ka raha samy haka ihany....raha 3 no mseho henjana tsy aleoko : 3+3 = 3*2 = zany hoe 6!!! ... suite
répondu par Dreamlover14 le 04/10/2013 06:38
Annita.R ( 03/10/2013 11:18)
t@ 1er république nandroso be Gasikara satria ny gasy niray saina sady tsy nisy zany resaka "[u][b]cause cotière[/b][/u]" zany. dia t@ andron i ratsiraka refa azo ny indépendance dia nozaraina ny g... suite
répondu par Annita.R le 03/10/2013 13:04
Annita.R ( 03/10/2013 09:00)
Fahiny fony izy mbola minisitrin'ny fitatanam-bola dia nihindrana fiarakodia tamin'ny i John mba nahafahany nakany iavoloha fa amzao anefa dia indro izy miaraka amin'ny jet privé sy propagandy manetr... suite
répondu par Annita.R le 03/10/2013 11:19
bazylou ( 01/10/2013 17:59)
tena kondrana sy mivadik ondana mihitsy an. ohatrandry vital dia tena hita hoe vazaha hanandevo indray raha lany eo. Mbola tsy lany akory hono tazy dia efa nanafatra 4x4 350 " avy amin'ny volany manok... suite
répondu par mirananirina le 03/10/2013 10:46
bazylou ( 01/10/2013 17:22)
ohatrany mahita hoe i rahery no holany eo an. Asa aloha annnn... suite
répondu par Mateyous le 04/10/2013 17:48
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 3.8506