Politika
soloras
(
22/08/2013 09:32)
Ny fivoahana @ krizy dia ny fanajàna lalàna, ny CES2 efa nandray ny andraikiny ary nanàja ny lalàna, andao koa ary isika ry vahoaka handray ny andraikin-tsika ary hanaraka ny lalàna dia hiroso @ ...
tohiny
novalian'i Aina_Malala ny 22/08/2013 14:12
ralalason
(
21/08/2013 09:35)
Noho ny fanenjehana kandidà iray izay tsy mitovy hevitra @ tena dia ny fotodrafitr'asa ho an'ny vahoaka no potehina ary de victime ny vahoaka noho ny fitiavan-tseza!...
tohiny
novalian'i andrywui ny 23/08/2013 09:12
rabe1
(
21/08/2013 08:01)
Mivoaka reo kandidà ts matotra @ fivarotana toerana @ TGV...
tohiny
novalian'i tamiah ny 21/08/2013 09:32
Aina_Malala
(
21/08/2013 07:23)
Mifoaza ra malagasy fa aza manaiky rebirebena intsony a, sokafy ny maso fa nareo ve mievitra fa ny fandehanana an dalambe indray no vahaolana @zao, mbola korontana ihany ny vokan izany fa mandinihy ts...
tohiny
novalian'i Dreamlover14 ny 22/08/2013 08:59
andrywui
(
20/08/2013 16:15)
Ho an'i DREAMLOVER aloha , de ho anao zay diso fanantenana sy mbola mikajikajy hanakorotana ! VAKIO TSARA ARY
tsisy mahafaly fa politika ity lalaovitsika ity dreamlover a
za tsy nanotany oe hiditr...
tohiny
novalian'i Dreamlover14 ny 22/08/2013 08:20
andrywui
(
20/08/2013 11:59)
sa de oe anaran'antoko sy entin'ny FO sy ny mitapi-maso otran soavaly fotsiny ihany de miriotra na ho any ankady aza ??
-fa raha jerena amin'ny fo tsy miangatra de tsary misy ze fantany amze politika...
tohiny
novalian'i Dreamlover14 ny 20/08/2013 15:28
Annita.R
(
20/08/2013 06:27)
Fa tsy manaiky mihitsy izany fa efa hita fa matoa nesorina t@ lisitry ny kandidà dia tsy manara-dalàna ka inona indray? dia izany mihitsy ve ny mety tokony ho atao? tsy mieritreritra ny tombontsoa a...
tohiny
novalian'i Dreamlover14 ny 22/08/2013 08:48
andrywui
(
19/08/2013 14:01)
mission accomplie ,raha mbola be mokony eo de midona amn pôtô ,,maneke !!!
Rajoelina ane zay mihitsy no tadiavina e ,miverina le raikala Tgv nay iny zany .
ARAKY NY ERITRERETINA AZY DAHOLO NY PLAN...
tohiny
novalian'i andrywui ny 20/08/2013 13:27
Aina_Malala
(
19/08/2013 07:52)
Mankasitraka ny CES satria afaka miroso @ fifidianana @ izay isika izao, hita fa mitsinjo ny vahoaka tokoa koa dia misaotra e!!!...
tohiny
novalian'i andrywui ny 23/08/2013 07:27
andrywui
(
18/08/2013 23:16)
hoouunttsskk , ko raha tsy adala ny olona ka tsy aharaka ny fika maloto (VALIFATY POLITIKA ho ataon'i dada eo ee ,, tsisy adala eo ry zalah sady aza mody adala aa , tsisy azonareo amin'ny jeux maloto ...
tohiny
novalian'i andrywui ny 19/08/2013 16:08
andrywui
(
16/08/2013 04:58)
Tsa misy mamaly aby ny dinika fa de ny mikivangivangy no mazevatra ,,asa na katraka nakaia aby nga ny olona
Hahahahaha .......
tohiny
novalian'i Dreamlover14 ny 20/08/2013 15:25
andrywui
(
14/08/2013 23:08)
SI NON ? MBOLA APELATANANTSIKA NY POUVOIR maninnna rah samborina de atao amn fanaovana azy e ,, vavy kely io ve no hanakorotana firenena vahoaka 20.000.000. eto
Nenah refa olona mivadika tam teniny...
tohiny
novalian'i Dreamlover14 ny 19/08/2013 15:01
Nehemiah
(
14/08/2013 14:55)
Maharikoriko ahy ity fianakaviam-be iraisam-pirenena ity :
- eo andaniny, mitaky ny fialan'i Lalao Ra8 satria misolo ny vadiny ihany hony izy
- eo ankilany, lazainy fa afaka mametraka olona hisolo azy...
tohiny
novalian'i Dreamlover14 ny 19/08/2013 13:58
andrywui
(
13/08/2013 19:17)
tena tsy rariny kosa le Ricky kabota lah ty ny ataonlah a tsss ...kibon-dabiera faty !
[img]https://sphotos-a-ams.xx.fbcdn.net/hphotos-frc1/1004515_10201874232759734_683018937_n.jpg[/img]...
tohiny
novalian'i belakely ny 20/08/2013 13:36
andrywui
(
10/08/2013 23:24)
[youtube]https://www.youtube.com/watch?v=VpBPxGeD9hc&feature=player_detailpage&t=1445[/youtube]
NA MODY FANINA , NA MBOLA TSY TERAKA MIHITSY
https://www.youtube.com/watch?v=VpBPxGeD9hc&feature=pl...
tohiny
novalian'i Dreamlover14 ny 19/08/2013 15:15
bazylou
(
09/08/2013 05:07)
fongory ireo sy ireo mpomba azy satria ireo no mpanalika ny gasy sy mpanao ronono an tavy.
beuuurrk...
tohiny
novalian'i Dreamlover14 ny 12/08/2013 08:45
rirami
(
08/08/2013 12:31)
I Hajo ihany .
Izy no hitondra fiovana....
tohiny
novalian'i xhavier ny 14/08/2013 14:23
misratana
(
02/08/2013 11:38)
Tsotra be ny zavatra hahafahana mijery ra maty izy na tsia, lazaina fa vatan'akondro ny tao anaty vata-paty ary no-sceller-na ny fasana sy azo vohaina, koa manin ra vohaina amizay amizao de ho hita eo...
tohiny
novalian'i Azrael666 ny 26/04/2023 00:30
endriny
(
01/08/2013 08:36)
Dia sady efa lasa mora ny solafa hoy izy fa tsy miady karama intsony, no manao izay tiana anaovana azy fa tsy sahy manda sao very vary iray kapoaka.
Tsy misy henatra intsony... Fa ireharehana aza ny ...
tohiny
novalian'i andrywui ny 02/08/2013 06:17
andrywui
(
29/07/2013 23:42)
SATRIA NA ZAZAKELY 6 TAONA AZA DE AFAKA HAMALY ETO !!!!
Hoe tena iza marina moa no tena [u][b]olan'ity firenena malagasy ity[/b][/u] rey olona ..?? iza ??
aleo samy hamaly amin'ny fo tsy miangatra ...
tohiny
novalian'i xhavier ny 10/08/2013 15:57