Politika
andrywui
(
20/08/2013 16:15)
Ho an'i DREAMLOVER aloha , de ho anao zay diso fanantenana sy mbola mikajikajy hanakorotana ! VAKIO TSARA ARY
tsisy mahafaly fa politika ity lalaovitsika ity dreamlover a
za tsy nanotany oe hiditr...
suite
répondu par Dreamlover14 le 22/08/2013 08:20
andrywui
(
20/08/2013 11:59)
sa de oe anaran'antoko sy entin'ny FO sy ny mitapi-maso otran soavaly fotsiny ihany de miriotra na ho any ankady aza ??
-fa raha jerena amin'ny fo tsy miangatra de tsary misy ze fantany amze politika...
suite
répondu par Dreamlover14 le 20/08/2013 15:28
Annita.R
(
20/08/2013 06:27)
Fa tsy manaiky mihitsy izany fa efa hita fa matoa nesorina t@ lisitry ny kandidà dia tsy manara-dalàna ka inona indray? dia izany mihitsy ve ny mety tokony ho atao? tsy mieritreritra ny tombontsoa a...
suite
répondu par Dreamlover14 le 22/08/2013 08:48
andrywui
(
19/08/2013 14:01)
mission accomplie ,raha mbola be mokony eo de midona amn pôtô ,,maneke !!!
Rajoelina ane zay mihitsy no tadiavina e ,miverina le raikala Tgv nay iny zany .
ARAKY NY ERITRERETINA AZY DAHOLO NY PLAN...
suite
répondu par andrywui le 20/08/2013 13:27
Aina_Malala
(
19/08/2013 07:52)
Mankasitraka ny CES satria afaka miroso @ fifidianana @ izay isika izao, hita fa mitsinjo ny vahoaka tokoa koa dia misaotra e!!!...
suite
répondu par andrywui le 23/08/2013 07:27
andrywui
(
18/08/2013 23:16)
hoouunttsskk , ko raha tsy adala ny olona ka tsy aharaka ny fika maloto (VALIFATY POLITIKA ho ataon'i dada eo ee ,, tsisy adala eo ry zalah sady aza mody adala aa , tsisy azonareo amin'ny jeux maloto ...
suite
répondu par andrywui le 19/08/2013 16:08
andrywui
(
16/08/2013 04:58)
Tsa misy mamaly aby ny dinika fa de ny mikivangivangy no mazevatra ,,asa na katraka nakaia aby nga ny olona
Hahahahaha .......
suite
répondu par Dreamlover14 le 20/08/2013 15:25
andrywui
(
14/08/2013 23:08)
SI NON ? MBOLA APELATANANTSIKA NY POUVOIR maninnna rah samborina de atao amn fanaovana azy e ,, vavy kely io ve no hanakorotana firenena vahoaka 20.000.000. eto
Nenah refa olona mivadika tam teniny...
suite
répondu par Dreamlover14 le 19/08/2013 15:01
Nehemiah
(
14/08/2013 14:55)
Maharikoriko ahy ity fianakaviam-be iraisam-pirenena ity :
- eo andaniny, mitaky ny fialan'i Lalao Ra8 satria misolo ny vadiny ihany hony izy
- eo ankilany, lazainy fa afaka mametraka olona hisolo azy...
suite
répondu par Dreamlover14 le 19/08/2013 13:58
andrywui
(
13/08/2013 19:17)
tena tsy rariny kosa le Ricky kabota lah ty ny ataonlah a tsss ...kibon-dabiera faty !
[img]https://sphotos-a-ams.xx.fbcdn.net/hphotos-frc1/1004515_10201874232759734_683018937_n.jpg[/img]...
suite
répondu par belakely le 20/08/2013 13:36
andrywui
(
10/08/2013 23:24)
[youtube]https://www.youtube.com/watch?v=VpBPxGeD9hc&feature=player_detailpage&t=1445[/youtube]
NA MODY FANINA , NA MBOLA TSY TERAKA MIHITSY
https://www.youtube.com/watch?v=VpBPxGeD9hc&feature=pl...
suite
répondu par Dreamlover14 le 19/08/2013 15:15
bazylou
(
09/08/2013 05:07)
fongory ireo sy ireo mpomba azy satria ireo no mpanalika ny gasy sy mpanao ronono an tavy.
beuuurrk...
suite
répondu par Dreamlover14 le 12/08/2013 08:45
rirami
(
08/08/2013 12:31)
I Hajo ihany .
Izy no hitondra fiovana....
suite
répondu par xhavier le 14/08/2013 14:23
misratana
(
02/08/2013 11:38)
Tsotra be ny zavatra hahafahana mijery ra maty izy na tsia, lazaina fa vatan'akondro ny tao anaty vata-paty ary no-sceller-na ny fasana sy azo vohaina, koa manin ra vohaina amizay amizao de ho hita eo...
suite
répondu par Azrael666 le 26/04/2023 00:30
endriny
(
01/08/2013 08:36)
Dia sady efa lasa mora ny solafa hoy izy fa tsy miady karama intsony, no manao izay tiana anaovana azy fa tsy sahy manda sao very vary iray kapoaka.
Tsy misy henatra intsony... Fa ireharehana aza ny ...
suite
répondu par andrywui le 02/08/2013 06:17
andrywui
(
29/07/2013 23:42)
SATRIA NA ZAZAKELY 6 TAONA AZA DE AFAKA HAMALY ETO !!!!
Hoe tena iza marina moa no tena [u][b]olan'ity firenena malagasy ity[/b][/u] rey olona ..?? iza ??
aleo samy hamaly amin'ny fo tsy miangatra ...
suite
répondu par xhavier le 10/08/2013 15:57
andrywui
(
25/07/2013 21:36)
maninona ary ry neny rehefa mba nilaza ny UI sy ny sadec retra fa tsy masaka ny hilatsahanao de maninona raha mba mahay manaiky ary e ? sa ve le gidragidra foana ry neny no mety e ,, tsy miteny andrat...
suite
répondu par andrywui le 31/07/2013 12:45
rirami
(
25/07/2013 08:47)
http://www.malagasymiaramiainga.com/...
suite
répondu par moi le 25/07/2013 10:31
Alfantomas
(
19/07/2013 16:59)
Kung fu wisa sy sylvain RABETSAROANA tsy mitsahatra mamory vahoaka eran'ny tanan-dehibe ary eto tsiroanomandidy rahampitso manao saritsarina propagandy mialoha......
suite
répondu par hadji le 03/08/2013 05:05
andrywui
(
11/07/2013 21:03)
aleo mbo omena hira kely isika fa mafy loatra ty ngidy ampitondraindry zalah antsika ty kah , zao i chissano ty toa nitondra voa,dalana ratsy be fa SAZY mafy hono no omeny ho an'ny les trois mousqueta...
suite
répondu par andrywui le 31/07/2013 18:14
