Politika
bazylou
(
28/05/2013 06:19)
ny any Mialy Zao association Fitia zay betsaka ny nahazo tombontsoa ny marary tonga de fantany olona hoe raha vao zaza marary mafy de Mialy(Assoc Fitia) no tsaroany olona
ny any Céline(épouse de De...
tohiny
novalian'i moi ny 28/05/2013 11:51
endriny
(
24/05/2013 19:08)
Manomankomana ady an-trano eto Madagasikara ny frantsay sy ny mpitondra, ka dia hofanina mialoha ny miaramila gasy toa ny natao tany cote d'ivoire sy Rwanda.
Etsy ankilany manomboka ny fanoratana ana...
tohiny
novalian'i endriny ny 28/05/2013 15:11
andrywui
(
24/05/2013 09:24)
Efa miteny daholo ny oul oe mijanona i Rajoelina , Ratsiraka , Lalao Ra8 de inn no niseho ???
Nanaiky hiala i Rajoelina ra tena tsy miova ny datipifidianana sady ho fitsinjovana anle krizy mitrainn b...
tohiny
novalian'i endriny ny 29/05/2013 14:07
andrywui
(
24/05/2013 07:27)
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=jGPDcvMiOfw&feature=youtube_gdata_player
[/youtube]
Misy vavaka sy fifadiankanina lehibe eo Iavoloha 25mai fa tongava daholo. Tsy misy mitondra sakafo à ,fa r...
tohiny
novalian'i andrywui ny 25/05/2013 04:38
bazylou
(
23/05/2013 06:32)
tsy akiandry marary sy ny be blabla isany io. Na misy na tsy misy fifidianana.
Tokanana ny atsy , avaozina ny aroa, ..................... eny fa na dia mbola betsaka aza ny mbola miandry dia tsy matah...
tohiny
novalian'i moi ny 27/05/2013 05:58
milamm
(
22/05/2013 13:41)
Mazava araky ny volavolandalana ny fifidianana fa io andro no ametrahan'ireo mitana andraikim-panjakana @ zao fotoana, maro izy ireo ny fanotaniana dia ahoana ny fanarahamaso izany famindrampahefana i...
tohiny
novalian'i milamm ny 27/05/2013 20:12
andrywui
(
21/05/2013 22:44)
tapa-doha eo vao mivinany amlery kely fotsiny eo !! aleo miainga seul iany de miaraka amin'ny rajoelina fa tazy no azo antoka e
[img]http://randydoit.hautetfort.com/media/02/01/1686299952.2.jpg[/img...
tohiny
novalian'i andrywui ny 25/05/2013 04:49
milamm
(
16/05/2013 21:11)
http://www.tananews.com/asides/deces-du-pasteur-richard-andriamanjato-ce-soir-a-paris/...
tohiny
novalian'i sitlo ny 31/05/2013 20:32
vony501
(
16/05/2013 06:46)
Tamin'ny taona 1996 no nisian'itony Tee-shirt itony. Mahagaga ihany, 17 taona aty aoriana, mbola misy manana azo anaovana. Asa aloha raha mifanaraka amin'ilay ilay soratra ny tena ao an-tsain'ilay man...
tohiny
novalian'i vony501 ny 22/05/2013 07:06
andrywui
(
15/05/2013 10:04)
Ry dada migafy fotsn avy ary sud af ary kou.aiza ka nalatsany ndray i neny nefa izy dada iany no.i neny ka mpivady kou . Ka refa zany de aza mametrapialana zany fa aleo toizana ny entana e ZAHAY MIBON...
tohiny
novalian'i andrywui ny 21/05/2013 22:38
sitlo
(
13/05/2013 21:31)
Fony nahazo "fahaleovantena" ny malagasy dia Tsiranana no prezida. Ny minisitra kosa dia tsy mba sadasada tahaka ny tao aoriana kely fa tena vazaha mena sofina mihitsy.
Izany hoe anarana fotsiny no na...
tohiny
novalian'i endriny ny 28/05/2013 15:18
bazylou
(
10/05/2013 12:35)
lava nify.
Mba lava inona kosa iretsy ambiny e?? Tsy mety mial aamin'ny governemanta sy ry kalalao.
NCy an' kalalao izany lava faroratra.
loooooooooooooooooooooooooooool
beuuurrk...
tohiny
novalian'i nilex ny 23/05/2013 05:20
andrywui
(
09/05/2013 17:02)
FA AZA MIFIDY AN'I NENY FA TSISY TRAIKEFA AMZE FITANTANANA FIRENENA IZANY I NENY FA HANIMBA ZAVATRA FOTSINY EO ...
tohiny
novalian'i bazylou ny 22/05/2013 23:19
hery
(
09/05/2013 07:45)
Efa hoe tsy mety io bulletin unique io. Inona moa no tena tanjona tamin'io? Hoe hanome chances ireo antoko kely ve? Dia io tokoa ara fa niroborobo ny antoko kely. 41 be izao no nofidina. Ny laharana t...
tohiny
novalian'i 5laody ny 16/05/2013 06:48
100tinl
(
08/05/2013 08:49)
Ny tena marina dia fanaovana tsinontsinona ny vahoaka malagasy izao zavatra mitranga izao , amiko dia fiarovan-tombontsoa no mahamaika ireo olona milaza fa tia tanindrazana ireo, izao foana no fiainan...
tohiny
novalian'i 5laody ny 10/05/2013 09:49
Madatsara
(
07/05/2013 14:34)
Tiako aloha ny milaza fa izaho dia vehivavy ary tena tiako sy iriko raha vehivavy no mitondra ny firenena fa mila misaina koa, ary zaho koa de anisany nitolona ho an'i Ravalomanana ary naika nanefa ny...
tohiny
novalian'i bazylou ny 22/05/2013 23:17
andrywui
(
06/05/2013 09:50)
[youtube] http://www.youtube.com/watch?v=aSGPveF3Cf4&feature=youtube_gdata_player
[/youtube]
Tongotra mby andakana , aleo hande , aleo hilatsaka ze mirevy tehilatsaka . ...
tohiny
novalian'i andrywui ny 09/05/2013 16:59
AMIG0
(
06/05/2013 02:20)
Mba samy manana ny safidiny ee ;)...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 10/05/2013 13:10