Politika

andrywui ( 17/06/2013 10:16)
ounntsss !! raha mba omeny otrizao ko mou i neny io zao de aoana ? tsy hipotsaka frein eo ? [img]https://fbcdn-sphotos-e-a.akamaihd.net/hphotos-ak-frc3/969702_10201467739837665_1368319930_n.jpg[/img... suite
répondu par andrywui le 17/06/2013 21:08
Anjianoro ( 14/06/2013 17:28)
Efa nandefa olona indray i ANR hanakatona an'ity télé sy radio ty!! ... suite
répondu par andrywui le 17/06/2013 10:18
Nehemiah ( 14/06/2013 07:09)
Nilaza i Ra8 t@ fotoan'andron'ny korontana 2009 fa "tsy maintsy miverina @'Andriamanitra [i]isika[/i]". Nilaza koa i Rajoelina voa haingana (t@'izy nifady hanina tany Ambohitsorohitra raha tsy diso ah... suite
répondu par Nehemiah le 14/06/2013 12:27
AMIG0 ( 13/06/2013 15:49)
Dadabe no milay en ¡¡... suite
répondu par pisoonja le 14/06/2013 07:40
Ricar5do ( 13/06/2013 07:39)
De nouveau en marche après avoir été fermé !!... suite
répondu par Picolo le 18/06/2013 09:11
Mendler ( 11/06/2013 09:00)
c'est pas lui qui disait hoe "tsy tia vazaha" pourtant inona ny ataony any ? ... suite
répondu par sitlo le 11/06/2013 16:36
sitlo ( 10/06/2013 09:59)
Efa nisy gasy nanakiana be an'io teto kanefa toa mbola miverina foana ilay "i anona" fidiana noho "i anona". Tsy dia hilaza ny antony mahatonga izany aho satria sady kamo no mety tsy ho ampy ny famak... suite
répondu par 5laody le 12/06/2013 16:52
endriny ( 10/06/2013 04:33)
Fidio Dadabe Ratsiraka... suite
répondu par teamryan le 27/06/2013 10:02
bazylou ( 09/06/2013 17:49)
mpanao asa sosialy sy hopitaly manara penitra ary kianja manara penitra toa izay kalalao tsy lohany tsy vodiny fa bokotra lalaovin'ny le8 sy ny fianakaviany fotsiny. ho ela velona tgv... suite
répondu par teamryan le 25/06/2013 07:28
bazylou ( 06/06/2013 23:20)
ary tsy akiandry marary koa fa lasa foana ny anay e. Tsy mety hoan'ny malagasy ny mifidy olona toa an'i kalalao. Deba efa soara be Raha ny ankoatran'i tgv dia tsy ho lany mihitsy . i KAlalao dia hita... suite
répondu par andrywui le 17/06/2013 10:24
andrywui ( 06/06/2013 09:04)
Aleo dia ho tsipihana mazava tsara alouety ampanombohana fa IZAHAY ANR dia manaiky ara-dalana ny hanatsoaka ny "antontataratasy filatsahan-kofidiana" mba hisian'ny fitoniana politika sy ho tombotsoamb... suite
répondu par vony501 le 07/06/2013 12:43
Mendler ( 06/06/2013 08:28)
ANR va-t-il céder sa place ? Qui sait ? Il a jamais suivi la loi ! Va-t-il faire un forcing ?... suite
répondu par henridubois le 25/06/2013 07:27
andrywui ( 05/06/2013 07:43)
Moa izy ao à Sud Aff misolosolo sipa lava nono tsy ankijann ,,very toerana eo neny fa modia a tanana efa zatra mitsotra io [url=http://forum.serasera.org/media/images/o/83f41ce992678aebca9a9a8bf7e517... suite
répondu par andrywui le 06/06/2013 19:30
ethan156 ( 04/06/2013 09:05)
Tao @ konklavy no nandrosoan'ireto ny hevitra hoe manina raha soloina ny kandidà nefa zareo ndray no tsy nety nanao sonia rehefa raikitra tokoa !!... suite
répondu par hery le 05/06/2013 08:52
endriny ( 04/06/2013 05:38)
Mba mila iray boaty maika dia maika ny eny Ambohitsorohitra MIsaotra mialoha Tsy mety hono ny goavy manta a...... suite
sitlo ( 04/06/2013 02:16)
Ilay malagasy raha hiteny hoe: koa raha tsy omby izahay koa ataon'ialahy manao an'izao dia manao. Na koa raha tsy alika lahin'ialahy izahay koa... Nefa rehefa atao hoe zanak'ondry dia falifaly ery.... suite
répondu par Nehemiah le 10/06/2013 08:52
Mendler ( 03/06/2013 12:28)
Vao mainka isika ho mahantra tanteraka!!Tsy ahazo tombon-tsoa amin'izao ataon'izy 3 izao isika vahoaka hoy i Hajo Andrianainarivelo ! ... suite
répondu par sitlo le 04/06/2013 16:07
bazylou ( 03/06/2013 06:42)
http://www.newsmada.com/index.php/la-une/17327-hetsi-bahoaka-teny-ambanilalana-itaosy-voaroba-ny-tranoni-lahiniriko-nahafaty-olona-ny-mpiambina-azy#.Uaw5EkD0Ey0 vivie tgv... suite
répondu par pisoonja le 03/06/2013 11:37
ethan156 ( 31/05/2013 08:54)
Tsy mety raha hiandry ny sitram-pon'izy 3 eto foana isika !!!... suite
répondu par moi le 06/06/2013 14:38
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1839