Politika
misratana
(
27/04/2013 09:03)
Nankaiza ara ilay karama noraisiny nandritra ny herintaona nefa tsy niasany fa nigrever-ny teny ankatso (seces) tsy aleo ve mba natao caution eh!tena tia tena tsssssss
...
tohiny
novalian'i misratana ny 27/04/2013 18:18
misratana
(
27/04/2013 08:59)
Tara loatra ry Magro fa efa sady vitsy an'isa no mbola tsy ao anaty lisi-pifidianana fa tara train, taitra ny olona enao mbola hoe "tsisy fifidianana zany eo ra tsy tafody aho", nilaozan'ny omby (vavy...
tohiny
novalian'i lefitatra ny 04/05/2013 07:47
misratana
(
27/04/2013 08:52)
Raikitra ny fifamaliana tao amin'ny Magro tamin'ny nanendrena an'i Kalalao ho kandida, misy ny tsy manaiky ny handatsahana kandida ratsy tonga fisatava, misy ny sorena fa hoe tokony mba ny lohandohan'...
tohiny
novalian'i misratana ny 27/04/2013 18:20
ialahy
(
25/04/2013 14:27)
mila mailo raha vo zany ny feo mandeha an! efa fikany ireo mihitsy io! eto no tena ahitana hoe 1er tour zany. Sady te ahita an'i Lalao hitarika olona eny aminy 13 mai a zany, sady hivazavaza hoe 1er t...
tohiny
novalian'i misratana ny 01/05/2013 08:15
randria67
(
23/04/2013 14:20)
Raiamandreny, toteny,afaka mampihavana, madio,tsotra, izaho manokana dia tsy mahita afatsy olona iray dia ny Jeneraly RASOLOSOA DOLIN, koa tohano ny hevitro fa hilamina ny firenena...
tohiny
novalian'i bazylou ny 26/04/2013 22:19
bazylou
(
22/04/2013 23:59)
i rajoelina k ahilatsaka hofidiana . Satria betsaka loatra ny mpomba azy etsy sy eroa no mivazavaza an'io di ainona no lazainaroe tim . t
dia hilaza hoe aleo hilatsaka ve fa ho hita eo zay maharesy ?
...
tohiny
novalian'i misratana ny 27/04/2013 09:13
ialahy
(
22/04/2013 19:51)
efa tsy dia misy safidy ntsony angamby ny Malagasy fa ny hanaperana ity tetezana ity no tanjony. Dia mino ve anefa isika fa raha tapitra ny tetezana ka hisy olona lanim-bahoaka indray eo dia hilamina ...
tohiny
novalian'i misratana ny 27/04/2013 09:19
andrywui
(
22/04/2013 12:03)
ka marina zany kou dryyy !!! tadidio fa manana olona betsaka hatrany ambanivolo be anaty akata tsy tongan'ny inoninnn any ny TGV feno olony any !! i dada anefa efa mamimbo tamn olona rehetra any amban...
tohiny
novalian'i misratana ny 27/04/2013 09:23
milamm
(
21/04/2013 11:07)
nanatrika ny fivoriana notarihiny ffkm izy omaly raha vao nidina ny fiaramanidina nitondra azy teny ihany koa rajoelina, ny filoha teo aloha Atoa Zafy niaranidinika ny fampihavanampirenena nirava main...
tohiny
novalian'i misratana ny 27/04/2013 08:44
bazylou
(
20/04/2013 22:24)
sy tia an'i madagasikara hono ny gasy aty andafy nefa na ny makany mada aza tsy sahiny ary nan y zanany aza tsy mahay teny gasy akory.......
Beuurrrkk
Any mada no tena misy ny ady fa tsy aty ivelan'...
tohiny
novalian'i misratana ny 27/04/2013 08:46
hadji
(
20/04/2013 05:34)
mba miakatr ihany ve ny harikarena faobe antsika sa mitrongy vao homana ny malagasy e mila valiny izahay ry andrywi an...
tohiny
novalian'i misratana ny 27/04/2013 09:45
bazylou
(
19/04/2013 00:07)
milatsaka koa i mialy dia iza no alainareo ??
Inona no traikefan'i kalalao amin'ny resaka sosialy ?? 000000000000000000000000000
inona ny traikefan'i mialy ara sosialy ? fitia, fitia,fitia
tsy aleo...
tohiny
novalian'i andrywui ny 19/04/2013 23:30
andrywui
(
17/04/2013 22:35)
L'Express de Madagascar?Quotidien d'information et d'analyse?RTA MOBILE?Friends SMS 80 ar / Appel 5 ar/sec?RTA?Radio Télévision Analamanga
Magro Behoririka – Mampizara ireo?mpomba?azy?ny?fanapah...
tohiny
novalian'i andrywui ny 19/04/2013 23:34
bazylou
(
15/04/2013 22:52)
fa marina ny kajiko . i kalalao ihany no solon'i le8 amin'ny fifidianana.
Raha io no ho lany eo dia aza manody ry goavy manta fa hiakatsehatra indray ny valifaty sy ny kibay an kelika e. Tsy maintsy a...
tohiny
novalian'i andrywui ny 20/04/2013 22:53
cbd
(
15/04/2013 08:30)
Madagasikara ho an'ny Malagasy?
TSY AZO HODIAN-TSY HITA NA ATAO HOE TSY MIKASIKA AHY IZANY…
Miangavy antsika mbola mahatsiaro ho Malagasy, AMPARITAO ,
Miangavy antsika AROVY re ny TANINDRAZANA
...
tohiny
novalian'i nilex ny 16/04/2013 09:56
amig0
(
12/04/2013 00:36)
Inona no atao oee demokrasy amin'ny isika malagasy?...
tohiny
novalian'i sitlo ny 17/04/2013 18:44
andrywui
(
09/04/2013 16:04)
N'a Camille n'a.vital.n'a.hazo n'a i.reboza n'a edigara n'a mety ho.RAJOELINA TAMPOKA eo.ihany koa aza huhuhuh refa miainga eo n'y sentiment (arakarany ) ka zay n'y ataoko ze atolotray eo de lamasinnn...
tohiny
novalian'i nilex ny 16/04/2013 09:51
lagoon
(
07/04/2013 10:43)
http://youtu.be/hFCMO6AuHmU
Mbola aiza re izany.
Nitetika be ho Edgard Prezidà ,Djoelina PM i Djoelina.Mbola ho lava ity laolao ity....
tohiny
novalian'i misratana ny 27/04/2013 08:48
bazylou
(
06/04/2013 17:14)
inona no atao hoe fandrosoana ?? ary inona no atao hoe tany mandroso na firenena mandroso ?...
tohiny
novalian'i bazylou ny 11/04/2013 06:33