Politika
amig0
(
23/01/2013 21:55)
Mba olona matotra ve ity andry ity sa ahoana e? Hoatrany miteniteny foana lery zany...
tohiny
novalian'i hadji ny 26/01/2013 06:31
andrywui
(
21/01/2013 12:47)
Ny entana nantenaina hilatsaka tsy hita beniany ty , ny pataloako rovitra fotsiny teto amin'ny hery teto , 3taona ngarangidiny ah nanosika an'i boay kely nefa lery naneno saoana ndray !
tena fisaka n...
tohiny
novalian'i andrywui ny 24/01/2013 15:10
andrywui
(
21/01/2013 12:38)
misy fika avo lenta tsy takatrao ao ananona ao ry akamako isany a , itanareo atsy ho atsy zany tonga de hilatsaka tampoka 1mois avant zany ny entana fa tonga de gina ny tanana oe mankaiza sy manao aon...
tohiny
novalian'i andrywui ny 21/01/2013 21:51
nilex
(
21/01/2013 05:40)
Jereo tsara fetsy be Rajoelina ary nambakainy daholo ny gasy fa tsy ireo mpomba azy ihany,indrindra fa i Andrywui.
1-Nokorontaniny ny firenena efa mba nilamina teo.
2-Nalainy ny fitondrana.
3-Nangonin...
tohiny
novalian'i nilex ny 22/01/2013 12:24
amig0
(
20/01/2013 11:48)
Ity olona ity ve tsy tokony hiverina an'ny madagasikara e? Sa pamadika tanindrazana ity bandy ity? ...
tohiny
novalian'i nilex ny 25/01/2013 05:32
amig0
(
20/01/2013 11:44)
Hoatrinona no azon'ny Andry isam-bolana?...
tohiny
novalian'i andrywui ny 24/01/2013 15:05
RUZ9
(
19/01/2013 12:58)
Na dia tsara aza ilay filazana fa tsy hilatsaka ; tsy ampy kosa ; satria mbola haharitra vitsivitsy izany ny krizy ; mbola hitatra izany raha fifidianana depiote no hatao aloha.
Ny tena mety dia m...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 02/02/2013 14:36
andrywui
(
18/01/2013 21:53)
Vita iany lesy ny amiko Rahery fa tsy nilatsaka ny entana a ! za anefa nanatena mafy azy oe mba hiainga !
kinnn mou lesy zany fa de ze tsy hodian'ny dada iny zany alou no ilofosana mafy fa mbola misy...
tohiny
novalian'i nilex ny 25/01/2013 05:41
nilex
(
18/01/2013 07:25)
Raha manara-baovao amin'ny fahita lavitra aho dia mahatsapa fa tena vendrana mihintsy ny mpanao politika sasany.
Raha namoaka ny tetiandrompifidianana ny CENIT sy ny ONU ka nilaza fa fifidiana filoha ...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 19/01/2013 10:46
milamm
(
17/01/2013 19:33)
http://www.madagascar-tribune.com/La-SADC-reclame-l-amnistie-pour,18364.html
...
tohiny
novalian'i milamm ny 19/01/2013 15:30
laza5700
(
16/01/2013 00:00)
Lahatsoratra tamin'ny 08 novembre 2011 "[b]Repartir dans le bon ordre= Législative-Assemblée Constituante, Référendum, Présidentielle"[/b] izay efa nandrosoan'ny mpanoratra fa tokony hoe fifidian...
tohiny
novalian'i ngovitra ny 17/01/2013 08:26
andrywui
(
15/01/2013 21:59)
Mba hisian'ny fitoniana politika eto Madagascar dia nanao fanambarana i president RAJOELINA fa tsy hilatsaka ho fidiana izy amin'ny Fifidianana Filoham-pirenena ,satria efa teny nataony ko izany ! fa...
tohiny
novalian'i andrywui ny 17/01/2013 07:08
laza5700
(
15/01/2013 21:47)
Raha nanaraka akaiky ny voalazan'Atoa RAMAROLAHIHAINGONIRAINY Anthony tamin'ny emission tao am'Resabe tamin'ny 30 nov 2012 izany hoe 9 andro tao alohan'ilay Recommandation de la Sadc en date du 8 dé...
tohiny
novalian'i laza5700 ny 15/01/2013 22:38
laza5700
(
15/01/2013 21:31)
RAMAROLAHIHAINGONIRAINY Anthony a bien expliqué en long en large et en travers le NI...NI lors d'une emission du 30 nov 2012 sur Ma-TV (diffusée donc avant la recommandation de la Sadc en date du 8...
tohiny
novalian'i laza5700 ny 15/01/2013 22:39
100tinl
(
15/01/2013 18:37)
aleo mba hifantoka am fampandrosoana amzay isika gasy fa tsy ho variana hosamatsamahan'ny mpanao politika , efa tsy milatsaka ho fidiana i dada sy zandrikely dia mitadiava olona tena mba tia tanindraz...
tohiny
amig0
(
15/01/2013 13:09)
Ny malagasy rehetra dia tokony hitovy zo amin'ny lalana na fitsipika.
ohatra hoe: Fangalarana ny volam-panjakana na ny volam-bahoaka.
Tsy tokony hiakatra tribonaly daholo ve ny mpitondra rehetra ni...
tohiny
novalian'i nilex ny 18/01/2013 07:31
hery
(
15/01/2013 09:20)
Io indray ilay resaka "volako manokana". Volan'ny prezidansa (na volan-dRajoelina) manokana hono no nomeny hanamboarana ny tohatohatr'Ambondrona sy Antaninarenina...
Fa angaha tsy tadidiny fa "volan-...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 19/01/2013 10:52
AMIG0
(
15/01/2013 08:49)
Tokony zaraina i madagasikara.
mahajanga dia firenena iray, tananarivo dia firenena iray, toamasina dia firenena iray, Tulear firenena dia iray ary fianarantsoa dia firenena iray.
Samy manana ny fi...
tohiny
novalian'i amig0 ny 15/01/2013 13:13
milamm
(
12/01/2013 13:38)
http://www.madagascar-tribune.com/Rien-ne-va-plus,18346.html
manarak'izany haka hevitra @ reo mpanohana azy kalo lavanify vao hanao fanambarana momba ny filatsahany nefa mazava ny resaky ny sadc sy l...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 19/01/2013 13:27
nygasysoafifameno
(
12/01/2013 05:32)
53 TAONA 1960-2013 no RIPAKA TOEKARENA ny FIRENENA RIPAK'IREO Mpitondra firenena vahiny sy ireo orinasa SAVOROVORO (multinationale) an-dry zareo firenena vahiny. RIPAKA anaty FAHANTRANA ny fianakavian...
tohiny
novalian'i AMIG0 ny 15/01/2013 08:39