Politika
bazylou
(
10/10/2012 17:16)
ny gasy ry zareo dia olona kondrana ihany satria tsy mahavita zavatra raha tsy misy vazaha manome saosy.......
Eto mada tsy misy zavatra vita raha tsy misy taim bazaha mandeha ao. na wc pokonolona aza...
tohiny
novalian'i AMIG0 ny 29/10/2012 10:08
andrywui
(
06/10/2012 20:40)
[url=http://]http://youtu.be/AVawIHJVc6c[/url]
[youtube]http://youtu.be/AVawIHJVc6c[/youtube]
http://youtu.be/AVawIHJVc6c...
tohiny
novalian'i JamesR ny 09/10/2012 06:25
sitlo
(
06/10/2012 01:16)
Efa imbetsaka ihany izay no nahenoko fa misy mafia hoe eto Madagasikara. Somary tsy dia nampiraika ahy loatra fa antsika gasy koa moa ny honohono mandeha be.
Fa iny nambaran'ny ambasaderan'ny Alema in...
tohiny
novalian'i andrywui ny 26/10/2012 14:39
niryna
(
26/09/2012 23:27)
Andriamanitrao o mifona aminao izahay fa tsy mendrika hiantso ny anaranao akory.Tahio sy arovy ny tanindrazanay mba olo-marina,olonao,voafidinao no hitondra ny firenenay.Omeo fo madio sy saina mahitsy...
tohiny
novalian'i dadabe ny 28/09/2012 02:02
cyril
(
26/09/2012 01:56)
Sarotra be le resaka presedent fa ra vao misy lany eo dia raikitra ndr1 ny coup d'Etat.
Tena mila miverina misy mpanjaka otran'ny anglisy mitsy no mety.
De merina iany no azo atao mpanjaka satria za...
tohiny
novalian'i cyril ny 11/10/2012 01:02
cyril
(
26/09/2012 01:19)
Ny tsy arak'i Richara nge dia rasil iany no akamandry Remenambila e
Aiza no ananan'ny takapa kely eny ambanivolo kalaky raha tsy rasil no nanome azy. Kalaky 1 omby 1. Bizna dofisy tsara izany
Ny mampi...
tohiny
novalian'i cyril ny 11/10/2012 01:35
philadelphie
(
22/09/2012 08:43)
Mpiserasera vaovao ary tsy mpanao politika fa tia politika, tandremo fa mahay vava nefa tsy be taim-bava, mahay mikozy fa tsy be resaka, mahay manao analyse fa tsy natao analyse, mahay milaza ny marin...
tohiny
novalian'i dadabe ny 28/09/2012 02:05
andrywui
(
21/09/2012 05:30)
- malemy hevitra ,tsy mitombina arakevitra ,mora mamoi-fo,miandry masoandro lohataona hisokatra ,tsy politisianina fa intérét-sianina angah ...
Innn no mahatonga anzay ? Vao mipoaka na tsy tafavoak...
tohiny
novalian'i andrywui ny 26/09/2012 10:10
laza5700
(
20/09/2012 00:06)
Any amin'ny faraparan 'ity intervention ity misy remarques kely tsara mba ho fantatr 'ireo zay manana double nationalité ka te-hitondra ity firenena ity
http://www.youtube.com/watch?v=zNnC-avJfCs&f...
tohiny
novalian'i laza5700 ny 26/09/2012 12:52
laza5700
(
20/09/2012 00:01)
Sao tokony hanaiky ilay NI...NI hany Razokiny be sao mitetika ny kala be loatra ka very hatramin'ny kely eefa eo an-tanana sy ny kely tokony mbola ho azo!
RAVALOMANANA A-T-IL INTÉRET À ADHERER A...
tohiny
ledala
(
17/09/2012 20:54)
Misaotra manokana ireo mpiasam-panjakana, ao amin'izy ireo tokoa ny finiavana hanatsara ny tontolo misy eto Madagasikara: fikaonan-doha mba ho fanavaozana ifotony ny asam-panjakana eto amin'ny firenen...
tohiny
novalian'i cyril ny 26/09/2012 01:41
andrywui
(
16/09/2012 20:36)
- asa na fantatr'elah le oe ni ,,, ni ,,,, ?? zao fotsiny no lazaina anlah ! raha i president no atao ni,,,, de mba itombina zany ?? raha i dada de mety !! satria izy ary tsy miara muijaly am vahoaka ...
tohiny
novalian'i andrywui ny 21/09/2012 07:55
cpd8910
(
15/09/2012 20:50)
http://www.madagascar-tribune.com/L-hypothese-d-un-Ni-Ravalomanana,17924.html...
tohiny
bazylou
(
14/09/2012 11:47)
tsy miala eo e;;; fa i le8 nareo anie ry zalahy ka tsy hotafiditra eto mada tsony eee. ny passeportny aza nalain'i vendredi........ robinson tsy hita ; loooooooooooooooooooooooool loza
...
tohiny
novalian'i dadabe ny 16/09/2012 11:35
sitlo
(
13/09/2012 22:06)
[CENTER][IMG]http://www.mada.pro/images/data/dessin_presse_26_11_11.jpg[/IMG][/CENTER]...
tohiny
novalian'i hadji ny 01/10/2012 07:49
andrywui
(
13/09/2012 11:31)
atao aona ry mpiondana fa ny marina , marina ihany ka de mampionona anareo rehetra na de malaindaina aza satria zay le fiainana e
- toa tsy hisy fanantenana tsony i dada kou !! na izany aza de afak...
tohiny
novalian'i hadji ny 01/10/2012 07:44
andrywui
(
13/09/2012 11:22)
- Raha sanatria aza ka mbola nitoy nitondra teo ihany i dada de angamba efa olona anarivony maro no efa notifitifiriny , ary mety ho ny anabavinlisany mpiondana sy ny frere nlisany no mety efa victime...
tohiny
novalian'i hadji ny 01/10/2012 07:45
andrywui
(
11/09/2012 11:43)
Malgré l’ordonnance que la Haute Cour sud-africaine aurait déjà contrarié, c’est à la réunion de Dar Es-Salaam (7 et 8 octobre) de statuer sur le sort de Marc Ravalomanana.
Le procès opposa...
tohiny
novalian'i andrywui ny 14/09/2012 12:22
andrywui
(
11/09/2012 11:10)
gaga ireo nanao fanadihadina fa tena hita tsara izao ireo miaramilan'Ambohitsorohitra nitifitra aveo ambaravarakely (tsisy anzany teo am shoprite nisy hafa nitifitra zany ) resaky ny mpiondana zany (z...
tohiny
novalian'i hadji ny 01/10/2012 07:47
pulm
(
11/09/2012 10:37)
Mahafinaritra ery ny mahita an'ireo mpitandro ny filaminana maty ireo a!( tsy ny maty akory ny mampalahelo) aiza ny tena heriny @zao hay tena vongany marina, ny mamono vahoaka tsy manambasy no sahandr...
tohiny
novalian'i hadji ny 14/09/2012 14:21