Politika

misratana ( 08/12/2012 07:48)
Tsy maintsy efa aparitaky ny GTT(AY) any ivelany any zao ilay Génocide be tetsy Ankadindramamy dia efa tafiditra ao ami tatitry ny tsy fanajana zon'olombelon'ingahy Barak Obama sy Hillary (ilaron) Cl... tohiny
novalian'i andrywui ny 26/12/2012 15:11
karandoha ( 07/12/2012 15:52)
Maty ny herin dra 8 velona ny herin i dj. maty ny herin i dj velona ny ahy lol... tohiny
novalian'i misratana ny 08/12/2012 07:54
andrywui ( 07/12/2012 01:05)
miaraka amin'ny SADEKY any ry Dada de IRAY andro mialoha hono ny olona vao mody hanaovana petaglasy oe ndao mba hanatrika fampihaonana ry ngah roa a !!! tsssshh koa raha tsy voatavo ny olona na itoe... tohiny
novalian'i andrywui ny 10/12/2012 08:21
laza5700 ( 05/12/2012 22:04)
inona no mety ho tombotsoa sy fahavoazan'ny tsirairay ao anatin'io sosokevitra io= ho an-dRavalo, Andry, ny vahoaka tsy vaky volo? Inona no nahatonga an 'i Andry efa saika roboka tamin'io? Tokony ha... tohiny
novalian'i misratana ny 06/12/2012 13:49
misratana ( 04/12/2012 09:44)
Ka ny formation dia "EN PLEIN AIR" ary ny dabilio dia VATO, ka ny mpianatra dia mandray écolazy fa tsy mandoa ecolazy. Ny olana fotsiny dia tsy misy fiafarany ilay formation raha tsy tonga i ADALA (n... tohiny
novalian'i pulm ny 10/12/2012 14:55
hery ( 01/12/2012 08:58)
Mampita ny vaovao fotsiny ho an'izay liana ny fanambaràna tamin'ny video izay nataon'i Col. Charles [youtube]http://www.youtube.com/watch?v=ZBfF_C2xmuI[/youtube]... tohiny
novalian'i andrywui ny 08/12/2012 09:13
andrywui ( 29/11/2012 23:25)
Rehefa tsy laninlisany le TGV ato amin'ny serasera de afaka mandefa email antsokosoko amin i Rahery atsy ambadika atsy lisany ry zalah de miangavia azy mafy ao oe tena esory tao rangah rawix s'y n'y t... tohiny
novalian'i andrywui ny 18/12/2012 07:32
andrywui ( 28/11/2012 22:17)
mety tsy afaka ny hilatsaka mihitsy i dada malala ry reto fa anbkoatra anity fanenjehana be azy eto amin tanana aminireo afera na volabe sy famonoanolona sy resaka valabe ty de tena zava doza ko fa ha... tohiny
novalian'i andrywui ny 03/12/2012 22:40
andrywui ( 27/11/2012 08:09)
TSY MIDITRA N'Y TERRITOIRE MALGACHE tsony n'y dadanlisany n'a oe hitetika hilatsaka PRÉSIDENT zany tsony fa sady mpamono olona no mpangalabolampanjakana no tompon'ilay VALABE MAUDIT no sady akamana ... tohiny
novalian'i andrywui ny 28/11/2012 12:40
andrywui ( 26/11/2012 13:39)
nareo mtsamy irery sisa mbola manohitra anle kozy VALABE oe tsy nataon'i dada sy ny oe ny dahalo gentil sy ny oe tsy nampamono olona i dada !! tsisy afatsy nareo roalahy irery sisa fa ireo namanareo ... tohiny
novalian'i andrywui ny 18/12/2012 09:31
ronaldo09 ( 21/11/2012 12:50)
1 Halatr'omby any atsimo dia izy noho ilay VALABE: navoakan'i Lylison ny marina 2 Fanafihana mitam-piadiana izy satria ireny basy very tamy 2002 ireny no mivoaka amizao : Manampahefana ambony no nilaz... tohiny
novalian'i xhavier ny 06/12/2012 09:24
andrywui ( 20/11/2012 15:08)
miady fo mafy ireo zanak'i dada amin'izao fotoana miaro mafy ireo dahalo (sy ny valabe?) lazaina fa gentil ireo dahalo ireo ee olomarina ireo ee , tsisy olona vonoiny zany refa manafika izy ee ,de m... tohiny
novalian'i andrywui ny 26/11/2012 07:35
andrywui ( 18/11/2012 19:46)
Lehiben'ny dahalo i dada !! ... mahoraka eran'ny tanana zany lety ry lereto a gaga daholo hatramin'ireo mpikambana vitsivitsy tapaporohana TIM mbola sisa mamikotra ao aza oe innn kou ary ty hadalan... tohiny
novalian'i xhavier ny 06/12/2012 09:53
andrywui ( 16/11/2012 08:33)
Navoakan'ny olona n'y tsiambaratelo rehetra fa kay ty le VALABE ,VALABE naorin'i dada tany atsimo ty kay hono ka ombindry zalah dahalo avy norobaina tany ho any daholo no abosesiky dada hamenoana anle... tohiny
novalian'i andrywui ny 25/11/2012 21:06
milamm ( 12/11/2012 17:23)
http://www.basyvava.com/2012/11/12/ampamoaka-lt-colonel-charles-mety-hiafara-amin-ny-famonoana-azy/... tohiny
novalian'i misratana ny 04/12/2012 09:23
cyril ( 05/11/2012 16:13)
Nefa vao notokana'ny HAT ny fitrandrahana solika iray lehibe. ... tohiny
novalian'i andrywui ny 16/11/2012 08:19
milamm ( 28/10/2012 17:00)
info 25 octobre Madagascar au bord de l'explosion Enquéte sur un pillage organisé Dans de nombreux pays, l’accaparement de vastes territoires se poursuit et s’amplifie. Par des gouvernements é... tohiny
novalian'i milamm ny 03/11/2012 18:58
moustaraf ( 23/10/2012 10:07)
CONFERENCE DE PRESSE DU VENDREDI 19/10/2012 _ Tangalamena ZAKARIASY Patrick HOTEL COLBERT --------------------------------------------------------------------------------------------------------- Ny... tohiny
novalian'i badboy ny 24/10/2012 07:04
vonona1957 ( 19/10/2012 19:52)
Hono hoy aho : toa tapaka ny téléphonen'i ambassade ao paris ? rehefa hantsoina dia misy message hoe : le numéro demandé est inaccessible. Fa angaha nankaiza ny vola no tsy voaloha ny téléphone ... tohiny
novalian'i sitlo ny 12/11/2012 23:22
cyril ( 16/10/2012 04:42)
[IMG]http://imageshack.us/a/img15/2213/sarkozyrajoelina.jpg[/IMG] Ahoana ny hevitrao?... tohiny
novalian'i cyril ny 05/11/2012 16:09
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.395