Politika
hadji
(
11/01/2013 12:21)
REPOBLIKA FAHA-4 VE ISIKA IZAO SA TETEZAMITA E? miangavy an'i Andriwi mba hamaly ...
tohiny
novalian'i andrywui ny 11/01/2013 19:09
andrywui
(
10/01/2013 21:32)
- oe tsy asiana kabary politika mitsy ny fety aannn !! kay nasiany ihany , sady zay tena hita tamn kabariny fa HILATSAKA HO PREZIDA LE NGAH KELY io , ny filazany anle lalana IVATO- TANA oe aharitra e...
tohiny
novalian'i hadji ny 14/01/2013 07:20
andrywui
(
06/01/2013 00:23)
..Oh leretsy e de mbola tohizana foana ve ity fanaovana be loha ity e , maninnn raha mande almin'ny aradalana amzay ary fa tsy fandrahonana be loha vava be no alefa , vao maika zao ny olona maeno anza...
tohiny
novalian'i hadji ny 11/01/2013 12:25
laza5700
(
04/01/2013 22:28)
SADY TSY RAVALOMANANA NO TSY RAJOELINA Inona no mety ho tombotsoa sy fahavoazan'ny ankolafy tsirairay ao anatin'io sosokevitra "NI...NI" io= ho an-dRavalomanana, ho an-dRajoelina, ho an'ny vahoaka Mal...
tohiny
novalian'i nilex ny 07/01/2013 13:21
AMIG0
(
02/01/2013 19:23)
Hisy fifidianana filoham-pirenena ihany ve amin'ny 2013.. de iza indray hono karamaina hanamotika an'lay fitondrana ilay lany rehefa avy eo??????????
madagasikara dia tsisy demokrasia, ny volany mala...
tohiny
novalian'i nilex ny 07/01/2013 13:24
nygasysoafifameno
(
02/01/2013 17:25)
Asaramanitra e taona vaovao 2013!
Manasa antsika zanaka malagasy eto Madagasikara sy manerana izao tontolo izao iaraka mamaky ny RARY 2013 tena tsàra indrindra ho an'i Madagasikara ary mifandraika am...
tohiny
andrywui
(
24/12/2012 13:53)
AMIN'NY FIDIRANA MIFAMPITANA ETO ISIKA !!! satria amin'izay kou i president vao haneho ny tena heviny ??!!!??!! sur alou fa le heviny de oe hilatsaka aho fa tsy hiteniteny otran'ny an'ny sasany oe tsy...
tohiny
novalian'i misratana ny 26/12/2012 05:12
andrywui
(
23/12/2012 00:11)
asa na mba avelan'nyolona hiditra na ho taraiky any ananonannn any ty dadanareo izy ty be vava be no mahakamo ny olona aminy , tsy kitoza lasany no mapalaelo fa le FIDINGIN'NY RAMBONY ...
tohiny
novalian'i andrywui ny 23/12/2012 00:13
milamm
(
21/12/2012 15:56)
araho eto
http://www.andryrajoelinaenaction.com/
- ny fodian'Atoa Ravalomanana zay namafisiny nifimbitro ho nanao coup d'etat nefa ...
http://www.youtube.com/watch?v=o8MgF2Y7yjM
asa na very tadidy...
tohiny
novalian'i miralenta ny 28/12/2012 12:49
milamm
(
20/12/2012 13:10)
efa mivandravandra eo imason'izao tontolo izao io resaka io ka tsy afaka ny hiteny intsony hoe tsisy mahafantatra ireo andianjiolahy gasy sy sinoa mifangaro ao 2009-2012 fanadihadiana nataon'ilay mpit...
tohiny
novalian'i milamm ny 02/01/2013 12:47
nilex
(
19/12/2012 10:48)
Fa maninona kay rehefa misy olona ao anatin'ny fitondrana HAT na ivelany koa ka milaza ny marina momba ny zava-misy ao dia toa enjehina sy gadraina avokoa na vonoina mihintsy.Ny tena mampalahelo dia t...
tohiny
novalian'i milamm ny 20/12/2012 17:53
andrywui
(
19/12/2012 06:43)
Kay tsy nanery azy mitsy ny SADC hoe aza milatsaka enao ry dada fa izy tenany s'y n'y nahimpony no niteny anzany nande oazy tao kou .....i prezida zao tany nandà ho ampidirina NI.... Fa tsy nisy ny ...
tohiny
novalian'i andrywui ny 19/12/2012 18:40
andrywui
(
18/12/2012 09:39)
Rehefa miteny leretsy de avadibadio intelo ny lela vao miteny à , zah tsy hilatsaka ah ...
Zao niteniteny foana de mipapapapa ry hanitra sy ny namany zao oe mbola tsy nilaza oe tsy ilatsaka i dada ka...
tohiny
novalian'i milamm ny 20/12/2012 19:44
andrywui
(
14/12/2012 09:35)
Raha mbola tsy nifanaiky nareo ni..ni... Anakiroa oe tokony hiara tsy milatsaka zany de fahadisoana be tsy roa amantany mihitsy no naneken'i dada oe tsy hilatsaka zany , anazy zany hevitra anazy manok...
tohiny
novalian'i andrywui ny 18/12/2012 10:27
andrywui
(
13/12/2012 09:32)
TGV FOREVER NO TANJONA KA NI ,NI ninonna ee
Asio fety kely amle DJ alou président handihizana à ,, namana ireooo teeena namanaaa solondralah tsy mba nanananaaaa .....lasa iany marina le NI....nand...
tohiny
novalian'i nilex ny 18/12/2012 10:17
andrywui
(
13/12/2012 09:11)
Iny olona nanaiky resy , s'y nanaiky diso tamn Vonk olona vitany iny iany no tena PROBLEMAN'ITY FIRENENA TY HATRAMZAY
Milamina amin'ny fampandrosoana maharitra amzay isika zao !!!! ...
tohiny
novalian'i andrywui ny 13/12/2012 09:27
hery
(
13/12/2012 01:24)
Dia iny izany Ravalo fa nanambara ny tsy hirotsahany hofidina. Mahagaga fa nangina tampoka ireo mpiantso "Ni.. Ni..". Tsy nampoziny hoe Hanaiky angamba Ravalo.
Tokony miantsoantso "Ni... Ni..." ihan...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 26/12/2012 09:14
sitlo
(
11/12/2012 13:46)
Raha tsaroantsika ny karin-dRavalomanana farany tamin'izy filohampirenena dia hoe:
tadiavin'ny firenena mandroso (mba tsy ilazana hoe [b]frantsay[/b]) hiverina ho zanataniny indray isika.
Rehefa vory ...
tohiny
novalian'i sitlo ny 12/12/2012 22:42
andrywui
(
08/12/2012 23:20)
[img]http://sphotos-c.ak.fbcdn.net/hphotos-ak-snc6/197967_473081182731294_1321715983_n.jpg[/img]
vita ilay sehatra lehibe ATSONJOMBE izay efa nanaovan'ilay raikalahy mpitondra 7 taona iny tamzany pro...
tohiny
novalian'i andrywui ny 18/12/2012 09:33
andrywui
(
08/12/2012 23:06)
ny pasiporo voatazona ko na atao hoe mety ary zany ny fanjakana fa mahazo miditra i dada ! de aiza by pasiporo ?? kinnn fa de tsy maintsy mitaingina bidon vide i dada de tsenaindry zalah mpandrovitra ...
tohiny
novalian'i pulm ny 10/12/2012 15:06