Ambassade
1. vonona1957
(
19/10/2012 19:52)
Hono hoy aho : toa tapaka ny téléphonen'i ambassade ao paris ? rehefa hantsoina dia misy message hoe : le numéro demandé est inaccessible. Fa angaha nankaiza ny vola no tsy voaloha ny téléphone ? Ary misy ohatr'inona no dia tapaka ?
novalian'i sitlo ny 12/11/2012 23:22
2. ryhe
(
24/10/2012 12:31)
vonona1957:ryhe:
Hono hoy aho : toa tapaka ny téléphonen'i ambassade ao paris ? rehefa hantsoina dia misy message hoe : le numéro demandé est inaccessible. Fa angaha nankaiza ny vola no tsy voaloha ny téléphone ? Ary misy ohatr'inona no dia tapaka ?
Mandehana anontanio ao ,@ Ambassade ry vonona a!
3. locl
(
01/11/2012 14:12)
aiza intsony mou no ahitany vola handoavana izany, izay kely miditra ao zaraina any ampaosindry TGVendrana
4. lova306
(
10/11/2012 08:19)
Manao ahoana daholo!
saika mba hanontany tokoa hoe sao dia mba misy mahafantatra num hafa ahazoana ny ambassade de mada ao paris fa izaho mila manolo passeport anefa ry zareo ao efa ambolana maro no injoignable. Tsy te kahany paris anjambany tsy misy rv aho fa izaho tsy ao france tsinona.
Tena kitoatoa be mihitsy ilay ataondry zareo fa na dia hividy prepaid-handy na 20euros aza ve dia tsy ho vita ka asiana num provisoire ao amin ny site-web?? Ny mail moa dia miverina fotsiny fa tsy mandeha ihany koa!
Sao dia mba misy manana hevitra ianareo hicontacter-na andry zareo ao?
Mankasitraka

5. sitlo
(
12/11/2012 23:22)
Marina izany ry lova306.
Fa saingy ny zavatra hitako amin'ity tetezamita ity koa dia ny vola mivoaka amin'ny kitapom-bolam-panjakana ihany fa ny alehany no tsy hita.