Rehefa tsy hay leiretsy ilay tenifrantsay ataovy tenigasy, sa koa hoe tsy misy mpitsara frantsay ao amin'ny governemanta ka Ny Urgain tsy maninona na eo aza.
mba ahoana re rehefa tonga manao visite de courtoisie ao amin'ny dadafara ny UE na ny FMI e ? Tena atahorako ho baraka be io an ! lery ange tena zero raha teny frantsay e !