CV an'ny Dadafara, manam-pahaizana indrindra amin'ireo ministre ny lehilahy fa nareo no ten mialona azy

1. rabaradaka ( 30/04/2014 12:33)
http://www.presidence.gov.mg/wp-content/uploads/2014/04/CV_Min-Elevage_Randriamampionona-Joseph-Martin.pdf
2. endriny ( 03/05/2014 20:44)
Rehefa tsy hay leiretsy ilay tenifrantsay ataovy tenigasy, sa koa hoe tsy misy mpitsara frantsay ao amin'ny governemanta ka Ny Urgain tsy maninona na eo aza.
3. rabaradaka ( 10/05/2014 10:18)
mba ahoana re rehefa tonga manao visite de courtoisie ao amin'ny dadafara ny UE na ny FMI e ? Tena atahorako ho baraka be io an ! lery ange tena zero raha teny frantsay e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3901