Manely tsaho indray ny HVM

1. rabaradaka ( 11/08/2014 04:08)
Tsaho indray sa tena izy ilay hoe misy 15 miliards ariary mandehandeha hanakorontanana ny fitondrana ? Fomba fiainan'ny Tetezamitateonio tsaho io mba handemena ny saim-bahoaka, nefa raha izao krizy mbola mitohy sy lava reny tsy voafehin'ny HVM izao dia mety hitombina ihany angamba.
Voalaza fa "Nous avons appris la présence d’un colonel qui recrute des bandits de grand chemin dans le sud. Selon toujours les renseignements, ces gens seront emmenés dans la capitale pour déstabiliser le pouvoir " hoy ry zareo mpitandro filaminana.
novalian'i hery ny 11/08/2014 10:00
2. hery ( 11/08/2014 10:00)
Fomban'ny any amin'ny tany misy didy jadona io mba hahafahana misambotra sy managadra mora foana.

Rehefa aely io dia miforitra ny miaramila satria sao dia voahendrikendrika.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3097