Mampalahelo ny toetsaintsika malagasy fa manadino ny lasa nefa niteraka ratra tao am-po

1. rabaradaka ( 11/08/2014 04:00)
Indrisy mantsy fa ny ela tokoa fanadino fa dia adino tanteraka ilay loza niseho nahafaty malagasy antitra, tanora ary zatovy sy ankizy tamin'ny 10 aogositra (aleo tsy teneniko ny taona) iny. Mampalahelo ny toetsaintsika fa dia na dia indray misoka-bava aza tsy natao. Ny tantara rey olona mbola hitsara ary ny taranaka niaina an'izany (ny tenanay izao) dia hitsara ny nanao an'ireny
2. Vony501 ( 12/08/2014 12:37)
Ka iza no omenao tsiny sy iantsoanao tody amin'izany?
Tadidio fa ny ankamaroan'ireo olona nitarika anao tamin'izany fotoana izany ihany ireo nitarika olona teny Ambohitsorohitra tamin'ny 07/02/09 ireny.
3. rabaradaka ( 12/08/2014 14:21)
aleo ho hita eo fa ny iray aloha efa jamba
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4704