Dernière chance ho an'i Hery Rajaonarimampianina

1. rabaradaka ( 28/08/2014 08:17)
Dernière chance ho an'i Hery izao : na izy manova tanteraka ny gouvernement izay toa vao mainka miteraka fikorontanana, na izy midaraboka raha mikiry mitazona an'ireo. Tsotra ny an'ny mpamatsy vola : esorina ireo mpikambana ao anaty gouvernement efa teo nandritra ny Tetezamita, esorina izay tsy mahay, esorina izay be afera. Raha ireo condition ireo dia miala daholo izy rehetra
2. rabaradaka ( 30/08/2014 09:30)
Izao mibanabana sy varimbariana izao ny fijeriny no hilazako fa tena adala isika vahoaka nifidy an'ity Filoha hajaina sady mamim-bahoaka no voafidim-bahoaka no mpandala fihavanana sy tia ny vahoaka mahatra Hery Rajaonarimampianina, tena tsy tafita ny firenena amin'ity olona varimbarina sy manonofinofy lava ity
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2754