maty ho azy

1. bazylou ( 09/02/2015 04:46)
amin'izao hiainantsika izao dia mihamaro ny malagasy lahy na vavy maty hoazy mitsitra eny rehetra eny.
Aretina ve , anoanana, resin'ny fiainana ? tsy hay intsony

Anio , omaly , afak'omaly dia feo fatin'olona miapatrapatra eny anosy eny.......
novalian'i bazylou ny 11/02/2015 09:30
2. endriny ( 09/02/2015 06:08)
Ny Malagasy raha maty dia anaovan'ny mpanao politika fety. Fa raha ny vazaha no maty dia misaona telo andro isika no tsy maintsy misy Malagas atao sorona any am-pigadrana...
3. bazylou ( 09/02/2015 16:35)
Mila esorina eto madagasikara daholo ny vahiny na toa inoa endrina sy lokony na toa inona endriny sy lokony
4. 5laody ( 10/02/2015 14:55)
Efa misy minisitry ny mponina vonona hiasa io fa akaro hatrany ny taraina.
bazylou>>> Mila esorina.....: Beuurk!!
5. bazylou ( 11/02/2015 09:30)
mazooa manompo vazaha ry laody a.

Izahay aloha sy hanao an

beuurrk
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2082