Aza misy manome ho an'ny tra boina

1. bazylou ( 06/02/2015 15:55)
satria nahoana ??

Satria ireo nitondra rehetra teo dia nanao io atsimo io anaovana resaketotra fotsiny.
Ireo filoha 5-6 ireo dia tsy nisy nanao vaha olana maharitra fa izao fanampiana izao foana.
Aiza ve ka 40 taona anaovana fanampiana foana n y any atsimo.

Naninona no tsy nanao barrage na canal na fefiloha andefasana ny rano aty afovoan tany ho any atsimo ry zareo ??min'ny fao sy ny onu eeee.


beuurrk




novalian'i Strong3 ny 23/02/2015 08:10
2. Strong3 ( 10/02/2015 09:03)
HIHIHIH

raha maty aho matesa rahavako...

aleo tsy atao be ny resaka fa sao lasa lavitra.

raha mitanila kely hanohana ny filoha ankehitriny aho dia hoy izy: " ny atao hoe fihavanam-pirenena dia ny FAMPITOVIANA ZO ny faritra rehetra..."
izay angmba no nambarany?!

___ fa mahapihomehy ka hoe vavarano avy aty tananarivo no roritina ho any tolozy hihihi

fa ny vavaranon'i fianaratsoa izay akaiky azy indrindra nga maloto no andrétany ??? kkkkhihihihih

HEVITRA METY BE ITY ENTINAO ITY NAMANA fa alefaso any amin'ny "FIOVANA 100 andro" na any amin'ny madémosély ONitiana

3. bazylou ( 20/02/2015 11:37)
o lty ry strong a, tsy hain'ny onitiana sy ry rajao lety izany a.

Mbola mampiesona sy manao antoko hvp izao no hainy. Io aza mety tsy hahazo maro an'isa amin'ny fifidianana ben'ny tanana.

beuurk
4. Strong3 ( 23/02/2015 08:10)
kkkkkkkk ...

ka tsy arakaraka ny mampahalaza no hanana fehefana eh?
ary nga tsy hoe arakara-tarehy voa-javatra eh?

dia hinohino foana ve ny olombelona raha nisy nanosika azy tamin' fifidianana filoha teo ? fa tsy nety izy hono eh...
lisany kosa angamba manao vavan'ny tsy nahazo ka hihihihi...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6552